Sarotra ny mitady vady

1. tequila ( 09/04/2004 06:56)
Namaky ny resaka 30 ans sns reny ah sy ny hoe miteraka tsy manam-bady dia , ka raha tsy mahita mihitsy aza ve dia ahoana .
novalian'i ramaso ny 16/07/2004 19:25
2. jhouhlambout ( 09/04/2004 08:03)
Dia sur le net ka!!
3. joda ( 09/04/2004 09:21)
sarotra marina mihintsy izany
4. ari.malala ( 09/04/2004 09:24)
fa maninona no hotadiavina? tonga ho azy eo ihany izy fa tsy mila tadiavina ê! fanomezana izany angaha tadiavina?
5. mitsiky ( 09/04/2004 11:48)
ekena fa fanomezana, nefa ange indraindray mba tsy aritra ihany e, izay no maha-olombelona.
Na lahy na vavy rehefa tonga eo @ 30 taona eo, marina izany, ka tsy mbola nahazo ilay "Anjara", dia manjary mitady...réaction normale be
6. jhouhlambout ( 09/04/2004 12:23)
androso eo ary i Pôly fa mety ho avy....
7. tequila ( 09/04/2004 15:22)
jhoul koa mba masiaka a!
8. jhouhlambout ( 09/04/2004 18:17)
zay mihintsy hoa
9. ikaretsaka ( 09/04/2004 23:00)
marina izany
10. ralipo ( 10/04/2004 06:25)
Arakaraka ny toe-tsaina io, fa ny ahy aloha dia tsy misy zavatra tsy tonga @ tsy androny e! Ohatra ny hoe tsotra be angamba fa samia manontany tena hoe:

Naninona aho no teraka?

Nahoana no andro zao fa tsy zao?

Rahoviana aho no ho faty?

Dia ho hitanareo fa misy zavatra tsy azo fantarina mialoha izany.
11. ikaretsaka ( 10/04/2004 15:12)

ka
io ilay mila omanina daholo"
-ni plan aloha i dada sy mamanareo nanamboatra an'ialahy
ary miomana ho amin'ny fahafatesana daholo na ara batana na ara panahy...
12. jhouhlambout ( 10/04/2004 16:24)
dé avy eo?
13. pitchou ( 11/04/2004 07:34)
mitadiava re d hahita e! marina ange izany tenin'i ramaso izany e! fa raha misy mahita kosa moa nareo aza avela handany ela i Tequila fa mba tonga d asaivo mankany aminy izay hitanareo e!
14. ikaretsaka ( 11/04/2004 21:30)
izay mantsy hoa
15. ralanz ( 12/04/2004 07:55)
tadidio fa arakaraka ny hitadiavana azy io no vao may tsy hahitana azy .aleo mandeha naturel sy arahan ny vintana sy anjara eny le izy ,amiko .
16. pitchou ( 12/04/2004 12:05)
zay indray zany ry tequila! aza mandrera-tena hono fa anjaran'ny vintana sy anjara izany
17. manantsoa ( 12/04/2004 17:02)
Tsy mino mihitsy aho hoe misy vhv 30 taona no miakatra maniry ny hanambady nefa tsy mahita ...
Matoa ianao tsy mahita dia avy aminao ihany: omeo valeur-ny ny tenanao ary ataovy priorité eo amin' ny fiainanao ny ahazo tokantrano .
Aza adino ny mivavaka!
18. manantsoa ( 12/04/2004 17:33)
Tsy mino mihitsy aho hoe misy vhv 30 taona no miakatra maniry ny hanambady nefa tsy mahita ...
Matoa ianao tsy mahita dia avy aminao ihany: omeo valeur-ny ny tenanao ary ataovy priorité eo amin' ny fiainanao ny ahazo tokantrano .
Aza adino ny mivavaka!
19. tequila ( 12/04/2004 19:18)
Ka manantsoa ngamba tsy vhv 30 taona hi hi , fa zah aloha dia mahafantatra roa na telo nefa tsy hitako hoe dia inn no tsy mety amin-dry zareo .
Fa tsy zah nge lay izy alou ry pitchou fa mbola tsy 30 t aho raha tsy afaka taona vitsivitsy .
20. voninkazokely ( 12/04/2004 19:41)
Rehefa tena mitady izay tadiavina mahita foana kah!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9305