Sarotra ny mitady vady
22. pitchou
(
13/04/2004 02:57)
d aiza kosa no hisarangotra @ zay mandalo na izany aza! hihihihihihi!
23. ikaretsaka
(
13/04/2004 03:01)
nga moa de hosaringotra ohatran'ny manao rodeo fa mba mijijy aloha
26. pitchou
(
13/04/2004 16:20)
ka tsy hita ange hoe inona ihany no mety e! mody miavona lazaina fa tsy ampahafiriny, mitsiky lazaina fa mandrehatra, misarangotra atahorana sao mamikitra, mody mampifila matahotra sao miesona eo ... ilay mijijy izao no tsy mbola hay hoe mety ho ahoana!
27. fijo
(
13/04/2004 21:37)
aza mivaky loha amin'izany fa mandehana eny analakely dia izay manao tstst fahatelo iverenana dia ao.
28. peluche
(
14/04/2004 09:40)
ny ankabeazanareo eto miteny hoe tadiavo,tsy aiko aloha fa naharemarque aho fa otran'ny tady hiverina indray ilay fomba taloha,fanambadiana arrangement...
29. tequila
(
14/04/2004 11:26)
Misy fanambadiana ohatran'izany tena sambatra ry zareo an , fa zany hoe tsy mety amin'ny saiko fotsiny ngamba alou zany . Ka tsy haiko tokoa ny mahatonga an'io hoe itadiavo io na tena tsy mahita satria tsy manana fotoana na matahotra ny hitonatonana , asa re...
30. voahary
(
14/04/2004 15:00)
SALUT
Tonga foana io eh na rehefa 40 ans aza rehefa tonga le oul de ao
Fa aza manary toky eh
Na izany aza aomeo valeur foana ny tenanao fa aza mivary lavo fa vao maika tsy hita ilay izy sa??
Tonga foana io eh na rehefa 40 ans aza rehefa tonga le oul de ao
Fa aza manary toky eh
Na izany aza aomeo valeur foana ny tenanao fa aza mivary lavo fa vao maika tsy hita ilay izy sa??
31. fijo
(
14/04/2004 20:32)
ilay hoe hitadiavo raha manja be kosa no entina eo ka mandeha tsara ny resaka maninona moa
32. ikaretsaka
(
15/04/2004 00:25)
tsy misy tonga foana izany... valala aza tsy azo raha tsy handriana ilika..
33. pitchou
(
15/04/2004 10:31)
ka raha olona na zavatra hafa no ataoiny tsst ry fijo d ahoana? tsy oainina b v? hihihihi
39. ikaretsaka
(
18/04/2004 03:13)
izay zaka ihany fa tsy manao izay tsy eran'ny aina hozy ramaso izay
40. ikaretsaka
(
18/04/2004 03:14)
izay zaka ihany fa tsy manao izay tsy eran'ny aina hozy ramaso izay