nu mini jupe..

41. nananie ( 22/04/2004 10:57)
Dia tsy haiko ry reto fa tena misy mahasahy manao mini sy dékôlté any ampiangonana a! Otran'ny kôfa ihany io kou! Misy tonga hivavaka hijery sipa fotsiny.
Asa ra hitanareo fa aty an-dafy ny antitra sisa no mande mivavaka. Nisy bandy izay niteny hoe tsy intéréssant hono fa tsisy sipa azo jerena. Zany ka tena devoly mivaingana!
42. samoina ( 22/04/2004 11:49)
Tsy aleo ve devoly mivaingana hita maso ry nananie toy izay devoly mitsonika mamely an-damosina a !
43. nananie ( 22/04/2004 13:53)
Refa devoly de ratsy e!
44. fijo ( 22/04/2004 21:12)
ka izao indray ary.inona no tianao,miaraka aminay devoly dia hafaka manao izay tianao,sa hiaraka amin'ilay "hoe" masina " nefa voarara daholo izay hatao rehetra.
tsy mahazo misotro toaka,
tsy mahazo manao sipa alohan'ny vady
tsy mahazo miankanjo toa izao
tsy mahazo mitia olona hafa
tsy mahazo mihinana kisoa (silamo)
tsy mahazo mampiasa kapoty
tsy mahazo manala zaza na dia efa mafy ady aza
tsy mahazo mifaly loatra fa tsy maontina
tsy mahazo
izany hoe tsy misy azonao hatao.
45. vahona ( 23/04/2004 06:02)
hay moa io tokoa zany nytsy azon'ny masina atao!!!! zaloa zany tsy masina mitsy e!!!lol
46. vahona ( 23/04/2004 06:02)
hay moa io tokoa zany nytsy azon'ny masina atao!!!! zaloa zany tsy masina mitsy e!!!lol
47. vahona ( 23/04/2004 06:05)
hay moa io tokoa zany nytsy azon'ny masina atao!!!! zaloa zany tsy masina mitsy e!!!lol
48. vahona ( 23/04/2004 06:09)
hay moa io tokoa zany nytsy azon'ny masina atao!!!! zaloa zany tsy masina mitsy e!!!lol
49. vahona ( 23/04/2004 06:11)
hay moa io tokoa zany nytsy azon'ny masina atao!!!! zaloa zany tsy masina mitsy e!!!lol
50. nananie ( 23/04/2004 09:02)
ary anga tsy misy le eo ampovôny?
51. hendry ( 23/04/2004 15:40)
Ka ny fandraràna anie be dia be fa anjaranao ny mandanjalanja zay mety aminao e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1422