nu mini jupe..
21. fijo
(
13/04/2004 21:43)
aza mora taitra amin'izay fitafy rajoda fa raha miboridana ireo tsy mitsaoka ve
22. noemy
(
14/04/2004 17:07)
tsy fatatro hoe vavy sa lahy nareo fa toa makafy be ilay minijupe daholo otrany hoe faly ery jereo fa isika anie dia manana ny maha tsika antsike e! hoe gasy tokony tandrovana sy arovana izay tsika mbola mora menatra ko ary manaja olona fady aiza ireny @zay mba atao ambany loalika kosa e!
saaaaa asa aloha e!
saaaaa asa aloha e!
23. kally
(
14/04/2004 17:20)
Samy manana ny manendrika azy ange ry Noemy fa tsy hoe gasy dia ambany lohalika ,aza mitomany randrana tsy manendrika hoy ny fitenenana.Misy bikan'olona natao hanao zipo ambany lohalika,misy bikan'olona endrehina fohy,misy moa ny tsy endrehina afa-tsy pataloha ka dia izay mampiety azy eo e!
24. angie
(
14/04/2004 19:16)
Marina io Kally a. fa tokony tsy ho entina miangona kosa na dia manendrika aza.
25. yonikafopl
(
14/04/2004 20:22)
marina ny an'i kally, fa hono ho aho ry angie , fa raha mitondra pataloha miangona kay dia maninona? Andriamanitra anie tsy mijery ilay fitafianao ivelany fa ilay fonao entinao midera azy e! na jupe lava be aza no anaovanao nefa ny fonao ao mbola maloto , tsy misy dikany ilay jupe lava. lasa hafa indray ilay resaka nefa mba nanitikitika ahy dia nalefako.
Ny mini- jupe raha toa manendrika tia tsy misy izay maha-ratsy azy, fa tsy irony mampiseho ny ravim-pitombenana irony kosa aloha e!
Ny mini- jupe raha toa manendrika tia tsy misy izay maha-ratsy azy, fa tsy irony mampiseho ny ravim-pitombenana irony kosa aloha e!
26. fijo
(
14/04/2004 20:35)
marina izany ry kally fa raha ilay sipa mijery fitaratra hitako izay aloha no manao mini jupe dia tena hitako hatraty ny fivoakany.hm
30. noemy
(
16/04/2004 06:56)
ekeko ny anao nefa ny ahy de zao
ry kally a fohy lotra koo! manaiky ny anao aho ry angie ka zay anie ny falalako le mini jupe e! ambany loalika ho any ampiangonana @ iny tsy raraha be younikafop a!sady ny lehilahy raha hijery an!an! atao antonontonony hoa tsra ndrindra mivavaka mba tsy ahatonga fakapanahy hoany hafa e!

31. kally
(
16/04/2004 14:36)
Ary hay mbola tadidin'i Fijo ihany iny sipa iny hi hi.
Ny akanjo fohy koa anie ny fihetsikao mitondra azy e!rehefa tsy mampitanjaka tsy hitako aloha ny olana e!avy eo indray ny hoe ho entina aiza sy aiza,miankina @ tsirairay io,misy tailleur ohatra jupe fohy ny ambaniny mandeha mivavaka tsy maninona,ohatry ny olon-drehetra ihany,tsy misy mahatsikaritra hoe fohy ny ziponao nefa ambony lohalika ka io ho'a arakaraky ny bikan'ilay olona.Olona be fe be ve hanao zipo fohy tsy ho voasintona daholo ny mason'ny olona.

32. fijo
(
16/04/2004 22:37)
o ry kally an,tsy fanadino ny olona toa ireny.fa raikitra ao foana.ary ilay jupe dia arakaraky ny olona mitondra azy foana io.
33. hendry
(
17/04/2004 12:06)
Marina ny an´i kally, misy endrehina mini-jupe dia avelao izy hanao fa tsara aminy ilay izy koa. Ny tsy manendrika mini nefa manao, inona koa moa ny olana @ zany raha zay no tiany sy mahametimety ny fiainany? Sady ny andro mafana.
35. fijo
(
19/04/2004 20:18)
ary any am piangonana raha misy mijery dia tsy mikipy izy izany rehefa mikavava,na koa tsy miandrandra ny lanitra fa variana ety an tany.
36. vahona
(
21/04/2004 01:38)
ekena daholo ny hevitry kally,hendry,fijo sy ikaretsaka sy ny tariny e!
37. nananie
(
21/04/2004 10:10)
Le any ampiangonana kosa alou tsy lasa e! Provocation zany amiko.
Fa le efa màfana ireny kosa ny andro an. Mahazo aina ery!!!
Fa le efa màfana ireny kosa ny andro an. Mahazo aina ery!!!
38. fijo
(
21/04/2004 22:37)
fa inona no dia any ampiangonana e,hijery ny fitafin'ny sasany sa haninona?
39. vahona
(
22/04/2004 06:24)
iny indray tena misy tsy mahatanty zipo any am-piangonana.Tsy hay hoe hijery akanjon'olona ve no alehany any.Raharahan'izy sy Andriamanitra io e!!!
tsara ery fa mangatsiatsiak ny fehy!!!!!lol
tsara ery fa mangatsiatsiak ny fehy!!!!!lol
40. vahona
(
22/04/2004 06:25)