saro-piaro

21. vahona ( 21/04/2004 02:00)
marina tokoa io hoe manimba ny farany.
ny ahy indray nefa ny sipako(lhl) no azo atao hoe saro-piaro ka inona no mba hevitra avy any aminareo,za nefa mba miezaka mi-mettre an'azy en confiance.
22. fijo ( 21/04/2004 22:40)
manao izy izany
23. mimita ( 22/04/2004 19:26)
preuve d amour kosa nge ry reto le jalouse e!ilaina ihnay le izy na d zany aza!za zao saro piaro @ namako lhl nefa tsinotsinako izy!za ko ny tena marina tia anazy d tsy hitako oe ahona!zany we zay mpiakama b mitsy,mifampilaza zvtr retra fa ny tsy tantiko fotsiny d we ndray andro any hono hiteny izy we tia ol hafa izy!
24. fijo ( 22/04/2004 21:14)
ka raha tsy mihetsika ianao dia hitranga izay ko
25. lalapiso ( 23/04/2004 13:54)
Amiko raha saropiaro aminao izy ka tsy mampiseho izany amin'olona dia tena tia anao izy fa raha ohatra kosa ka ilay miady eny imason'olona noho ny hasarotam-piaro dia aretina ilay izy ka sady maharary no mahamenatra saingy raha ilay hoe tsy saropiaro mihitsy aloha dia tena tsy tia e! ka na saro piaro be izy nasaropiaro kely dia misy fitiavana ao dia izay fitiavana izay no kolokoloy raha te ho sambatra e!
26. hendry ( 23/04/2004 15:43)
lanjalanjao ilay hasarota-piaro e! aza atao mihoatra ny dose-ny.
27. mimita ( 23/04/2004 20:51)
k izy nge ry lalapiso tsy aiko mitsy ra saro piaro @ko e!!za zao mody mba mikozy azy we misy bandy mikoty ana d ozizy we eraho hono nefa efa ainy a we tsy tia vaza!!za efa mikozy azy fona we gasy ihany wa no tiko!!
28. xxx ( 23/04/2004 22:54)
lalapiso> ny fahasarontampiaro kao hono fitiavantena satria tsy te hahalala afa tsy ny tenany sy ny tombotsoanyilay saropiaro
29. mimita ( 24/04/2004 14:01)
k mba ilaina le izy ryxxxx fa sty we fitiava tena akory a!ra tafahotra kosa d sty mety ko!!!
30. booboo ( 21/06/2004 14:33)
ekena
31. fijo ( 21/06/2004 22:10)
za aloha tsy saropiaro ka tsy haiko e.ratsy io amiko.
32. pitchou ( 22/06/2004 16:39)
fijo tsy saro-piaro???? na lanin-drizalahy aza v ny kaly?
33. fijo ( 22/06/2004 22:20)
kaly maro be io ve hiadiana fa lasa koa mitady hafa e.
34. mimich ( 23/06/2004 10:18)
ary fijo tsy miresaka raha tsy kaly an!, na inona na inoana fiatombohan'ny resaka eo tsy maintsy miafara @ kaly foana, ary izay karazan-kaly misy tadiaviny daholo h!h!h!
35. pitchou ( 23/06/2004 15:48)
hihihi! fa tsy hitako tokoa zay tokony hahasaro-piaro! sady efa manelingelina ny fahafahan'ilay iray zany! aleo mandeha raha tsy mahatoky e! harary fo @ na pà eo fotsiny ko, sitrany ahay fitiavana ampiasaina @ze mahafinaritra!
36. fijo ( 23/06/2004 21:04)
ka ry pitchou ihany no mampiditra io resaka kaly io ko.
za koa toa an'i pitchou amin'io resaka saro piaro io.
37. ikaretsaka ( 24/06/2004 06:01)
tsss itchou hao manaova regime @ izay
38. mimich ( 24/06/2004 15:07)
iza lo no tena tokony hanao régime e, pitchou sa fijo sa ry zareo miaraka!
lé fiarovana aloha zavatra naturel be e! iza no tsy miezaka miaro izay ananany , indrindra fa raha tena tiana sy ankafizina , fa na izany aza atao @ antonony sy @ fomba ara-dalana, fa ny atao hoe saro-piaro manko matetika dia ilay miaro diso tafahoatra ary lasa mivadika fitiavan-tena ilay izy @ iny fotoana iny, rah iny indray aloha dia hoy aho hoe harary fo @ izany eo!!!!
39. pitchou ( 24/06/2004 16:17)
karetsaka sy mimich> ilay hanao regime ho vitako ihany fa le mieritreritra an'lery sy ny kaly be ao no tena tsy laitra!
40. fijo ( 24/06/2004 23:11)
ao fa rehefa maty aho hanao regime ihany ka.io dia sura mihintsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3067