mampiady loko
26. kally
(
16/04/2004 14:30)
Io koa rakaraky ny fihodiranao e!olona somary mazavazava na fotsifotsy tsy maninona manao fluo,dia arakaraky ny lokon'ny volonao koa io e!ny gasy mantsy efa tsy vitsy koa no tsy mainty intsony ny volony.Dia rehefa tsy mihoatra ny telo ny loko eny aminao dia mandeha io,ianao ihany io koa rehefa hoy ianao hoe hanao volomparasy antitra sy maitso volon'akondro ary mavo adala miaraka ve ianao?
35. fijo
(
21/05/2004 00:24)
ka hita fa mifanaraka tsara ilay izy ko.raha miady ireo dia mifamono izany.izany hoe misy loko sasany takon'ny sasany.
36. yonikafopl
(
21/05/2004 17:22)
fijo misaotra e! misaotra an'i webmaster koa mahay mampifanaraka , ka ho antsika vhv zany aza ampiadiana le loko fa ampifanaraho
37. ralipo
(
22/05/2004 15:51)
dim loko=biby
Début
Mampiady biby sa mampifanaraka biby?
End if
msgbox "Tena misy différence tokoa k'ty!!!!!!"
Fin
Début
Mampiady biby sa mampifanaraka biby?
End if
msgbox "Tena misy différence tokoa k'ty!!!!!!"
Fin
38. fijo
(
26/05/2004 21:57)
vita fa raha izany fain izany ka tsy hita ilay fanoratra azy,manjary hanohanana no ato an tsaiko,ary noana tokoa aho izany.
39. ralipo
(
29/05/2004 21:45)
Fa raha miady daholo ny loko rehetre dia loko fotsy no hiafarany
Faraha mifanaraka izy de RGB.
Faraha mifanaraka izy de RGB.