mampiady loko

1. hendry ( 06/04/2004 14:55)
Mba ahoana ny hevitrareo @ reny vhv ohatra hoe manao mena hatrany @ satroka, akanjo, kiraro ka hatrany @ poketra reny? Tsara ilay mampiady loko fa raha mena na mavo na mainty hatrany atampon-doha ka hatrany am-paladia kosa toa tsy voako loatra, sa zaho no tsy mahay raha?
novalian'i fijo ny 31/05/2004 22:44
2. paingotra ( 06/04/2004 17:22)
aleo tsy mitovy ny zavatra tiana dia tsy mifanjevo amin'ny sipa iray na bandy iray ny mpiara-monina
3. ikaretsaka ( 06/04/2004 17:36)
mba asiana variete kelyna maintso aza fa tsy atao complet be e..
4. yonikafopl ( 06/04/2004 17:43)
Tsara ny mampiady loko ka! fa tsy hatao rano iray be@ antsoin'ikaretsaka. Fa raha ireny loko fluo en mode ireny kosa tsy tiako ka, izaho aloha tia mainty e! fa kosa mba misy soratra mena na fotsy miaraka aminy.@ fahaizana mampiady loko no hahitana ny fahaizan'ny vhv miady.
5. fijo ( 06/04/2004 20:31)
amiko aloha dia izay tiany e,raha tsy sahirana izy mitondra azy inona moa no hivakiako loha aminy eo
6. six ( 07/04/2004 06:12)
ie ze tiany ihany io, fa raha mahay mampiady nge izy d milay be e
7. hendry ( 07/04/2004 10:34)
Marina anie ry fijo fa tsy afaka ny haninona azy mihitsy enao e! hanenjika sa hanakora sa haninona? Fa ilay fomba fijerinao an´ilay izy zany no tiana horesahina e! Hoe ahoana @nao ny atao hoe olona mahay mampiady loko. Ilay mena na loko hafa hatrany @ satroka ka hatrany @ poketra sy kiraro ary akanjo ve sa ilay manisy variété araky ny lazain´ikaretsaka?
8. hendry ( 07/04/2004 10:38)
Misy milaza zao ohatra ramatoa mpanao ranoray zay hoe: ny mena sy ny mainty hono mifanipaka fa raha olona mahay mampiady loko ohatr´azy hono dia na mena ranoray na mainty ranoray na au moins mena na mainty miaraka @ fotsy fa tsy mena sy mainty miaraka. Dia manontany tena aho hoe zaho ve no tsy mahay ilay hoe mampiady loko sa samy manana ny loko miadiny?
9. ravatorano ( 07/04/2004 12:53)
ny mfm no mampiaraka ny loko mena sy mainty fa za manokana aloha tsy mety amiko ireo raha miaraka fa na mena sy fotsy na maintsy sy fotsy.
zao koa za raha miaraka aminy dia tiako raha mahay mampiady loko izy .Tsy zany mantsy fijo fa mba ilaina marina anie le miavaka fa tsy hoe ze hanaovany fa izy aza sahy mitondra an iny.Za zalah tena tsy dácc amin izay,za aza manoro hevitra indraindray sao de tsy mifanentana amin ilay aleha satria misy an izany koa io sa ahoana ry "hendry".
10. fijo ( 07/04/2004 22:35)
za tsy dia mandinika io fiakanjo io ka tsy hitako loatra izay hambara
11. jhouhlambout ( 08/04/2004 09:32)
ito misy ambara: Rehefa miakanjo dia izay, ny 4'ams aza efa tsy fidiny.
12. hendry ( 08/04/2004 14:44)
odry! ny olona afaka mividy akanjo sy mampiady zay loko tiany no resahina ry fijo sy jhoul a!
Toa ny frantsay hono no be mpanao io ranoray io.
13. ralipo ( 08/04/2004 23:25)
Aleo alh ny lhl tsy hamaly fa tsy talentanay io, fa omeo ny hevitrao vhv ato reo e!
14. hendry ( 09/04/2004 14:48)
tsy mahagaga
15. ikaretsaka ( 09/04/2004 23:06)
voloparasy sy orange ..
16. ikaretsaka ( 13/04/2004 03:03)
mavokely sy maintso olive
17. delvechio ( 13/04/2004 03:41)
ela zany ra ikaretsaka tena manana gout hafa kely mintsy an!
18. hendry ( 13/04/2004 12:39)
akambano daholo ny fluo rehetra e, @ zay mamiratra tsara,hihihi
19. delvechio ( 13/04/2004 13:07)
ary efa kobon lisany le loko we " jaune caca d'oie? "
20. fijo ( 13/04/2004 21:49)
azavao fa ianao ihany no mahay azy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5096