tary mpanenjika

41. sejianis ( 23/04/2004 09:17)
mitady inona? anjely mianjera avy any an-danitra?
42. sejianis ( 24/04/2004 16:56)
ny dikan'izany dia hoe mila mionona @ izay ananana fa tsy milingilingy mitady sitraka any an-kafa, olona tsy mahay mionona ny ohn'izany.Sady nanao tsy nahalala maty, koa kenda vao domy aho ranaotra!
43. ikaretsaka ( 24/04/2004 20:23)
raha mahazo izay ilaina eo @ ilay ananana aloha dia mihonona e.. fa raha tsy ampy lalana natoraly io mitady ny tsy ampy io
44. jhouhlambout ( 25/04/2004 16:24)
Ié, mba hitazomana ny équilibre naturel
45. ikaretsaka ( 25/04/2004 21:37)
lalanan'ny fiainana izany ry zareo an.. fitadiavana izay tsy ampy
46. mimita ( 26/04/2004 13:57)
k mba lanjalanajao ihnay ry le bandy isany le fikotina sipa fa zay nge mba marary ihany e!!na ra hanao anzany nareo d aza atao eo imasonay e!!
47. sejianis ( 27/04/2004 14:47)
izay mitady olona hotiavina tonga lafatra dia manafara anjely o!
48. ikaretsaka ( 28/04/2004 03:00)
izay indrimdra manko.. fa izay tsy ampy atsy alaina atsy e.. izay tsy mahay sobik amahay fatambary
49. xxx ( 28/04/2004 10:46)
Tsy maintsy Misy tsara noho ianao dia misy tsara noho izaho koa raha samy hifidy ihany ve tsy aleo mba maka ilay tsaratsara kokoa e,ary tena misy ilay ampy fa tsy maro,ka dia ataovy ary izay mety mety mba hanatsara ilay image havoakanao sa tsy izany moa ilay izy ry Jah?
50. fijo ( 28/04/2004 21:01)
mimita an,ngaha kosa moa dia hatao fantatrareo e.izay ilay hoe sisiny koa.
51. fijo ( 29/04/2004 21:22)
ary i mahaizamifidy sy ra tsilan no tena deba amin'ity xx ity ato an.
52. jhouhlambout ( 04/06/2004 12:04)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2407