tary mpanenjika

21. jhouhlambout ( 09/04/2004 12:20)
ka fahotana ve aloha izany e?
22. ralipo ( 10/04/2004 07:11)
Mbo miseho Boby izy zany, fa zany ve dia ankarary fo.

Tokony ho "fier" ary ianao satria tsiriritin'olona.

Aleo hono tsiriritina toa izay mitsiriritra.
23. jhouhlambout ( 10/04/2004 16:28)
zay mihintsy, dia iza no sahy handĂ  an'izany?
24. yonikafopl ( 10/04/2004 19:08)
Ianareo lhl ireto di tsy azo antoka mihintsy, ka hono ho aho , raha mba ny anareo moa no kaotian'ny bandy hafa dia ahoana? nefa ilay kotinareo koa mba an'olona. Tano re ny azo fa sarotra ny mila a! sao ho votso-droa eo,
25. sejianis ( 12/04/2004 14:21)
ka izay le blem: ny anay mihitsy no tsitsifin-dry lerony, tsisy kozy mihitsy hoe sao dia an'olona iny, fa rehefa misy f... sy nono dia antsoiny daholo.
Tokony ho fier ve izahay amin'izany ralipo?
26. ikaretsaka ( 12/04/2004 22:50)
dia ny tontondry no miresaka raha eo imaso..
27. sejianis ( 13/04/2004 14:44)
efa impiry moa ny totothondry no lasa e!
manomboka leo aza aho fa rehefa hivoaka izay izahay tany dago dia miomana ny hiady ny bandy.
Farany aho leo fa ilay joba koa oh ny mahafaly azy ialy kaotiana, sady miherika izay, taranak'i Eva marina
28. fijo ( 13/04/2004 22:37)
alefaso izy raha toa izany fa mankarary loha
29. sejianis ( 14/04/2004 13:32)
de ilisany konko aza mikaotikaoty olona tsy fantatra, oh hoe tsy ampoizin'ilisany i bebenay manao akanjo pazzapa de heverin'ilisany fa i Aina masiso!
30. fijo ( 14/04/2004 21:11)
matoa mikaoty na efa manana aza dia satria manana fa tsy ampy
31. ikaretsaka ( 15/04/2004 00:17)
izay mihitsy
32. fijo ( 15/04/2004 21:38)
miheritrereta ary ry sipa isany o
33. ikaretsaka ( 16/04/2004 00:06)
dia raha tsy tianao hikoty dia omeo ny ampy fa tsy hitady io.. matoa io mitady any ivelany dia tsy ampy io.. ohatranao mitady vola ihany io e.. raha nisy tao tsy nivoak amaraina ianao...
34. fijo ( 16/04/2004 23:00)
mazava ilay ohatra.
35. hendry ( 17/04/2004 12:29)
Ka vitsy dia vitsy anie ilay manaiky hihonona na dia hita miharihary zao aza fa ampy e! 10% raha hisy. Fa ohatran´ny efa voa ny saina ka tsy mety raha tsy manenjika.
36. ikaretsaka ( 18/04/2004 00:13)
misy dia misy tokoa ny manaiky mihonona ka
37. sejianis ( 18/04/2004 14:56)
ka nenlisany mitady ny tong
38. sejianis ( 18/04/2004 14:56)
ka nenlisany mitady ny tonga lafatra, tsisy mahafa-po anie lty ny fiainana e! dia izany ve no atao raison handehandehanana?
39. nananie ( 19/04/2004 11:58)
Mahaiza mifidy dieny vao manomboka ary!
40. fijo ( 19/04/2004 21:39)
izay,fitadiavana ny fiainana,ka aleo mitady foana hatrany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5048