tena vehivavy

41. ikaretsaka ( 21/04/2004 19:07)
ivelany ko.
42. jhouhlambout ( 21/04/2004 19:33)
à l'exterieur!
43. fijo ( 21/04/2004 23:00)
fotsy varavarana
44. mimita ( 23/04/2004 21:14)
tsy lasa kosa zany vhv fotsy varavarana zany ka!!na d zany aza nefa tsy naato hanompo lhl ny vhv fa mba mivoka kely na miara mivoka any fa sty we mande solitaire fa zay le maha jalouse
45. ikaretsaka ( 23/04/2004 23:01)
fotsy varavarana izany kosa aloha...
46. pitchou ( 24/04/2004 09:12)
tsy aleonareo v fotsy mangatsakatsaka tsara ny varavarana toy izay irony maloto feno tseroka irony e! ianareo tena hafahafa fitia zavatra ka! hihihi
47. jhouhlambout ( 24/04/2004 09:19)
tsy aleonareo envieuse toy izay jalouse?
48. voninkazokely ( 24/04/2004 13:08)
Vehivavy =contraire ny lehilahy
49. mimita ( 24/04/2004 14:13)
zay misty ry vonikazokaly a!!d acc @nao misty a!!
50. totochat ( 09/05/2004 16:12)
efa voalaza daholo ny marina rehetra fa ny tena tsara dia ny vehivavy tia tokantrano.
51. fijo ( 10/05/2004 22:06)
io angamba no tena ilainay ka
52. mumu ( 12/05/2004 07:27)
zay kou tsy tia raha tsy lehilahy tia tokantrano zany .
53. betty ( 12/05/2004 07:51)
mumu> sady mahay manao raharaha rehetra : manasa vilia, mansa lamba, mipasoka, mahandro sakafo, manolo couches sns.... :)
54. mumu ( 12/05/2004 08:05)
betty: hita wa!!! zany no tena lehilahy!!
55. fijo ( 12/05/2004 22:40)
de nareo manao inona?miandry adidy?izahay efa vizana
56. ikaretsaka ( 13/05/2004 00:31)
za aloha Ra fijo dia manao raha mahazo takalony ny harivan'iny.. fitia mifamaly ihany io ary les bons comptes hono... izay ialahy no tena lehilahy ko.. poilyvalents tsara!
57. mumu ( 13/05/2004 08:04)
tsy midika oe tsy manao ninoninona izahay akory, fa ilaina kou ianareo manao, de miaraka vizana, tsy misy fitia mifamaly zany kousa e...
58. jhouhlambout ( 13/05/2004 08:31)
Koa nareo rehefa teneninay hoe nda hanao, dé mbola mody manodikodina resaka fts eo dé indraindray tsy manao akory.... hm?.... Sa misy sahy milaza ny contraire indray....?
59. mumu ( 13/05/2004 11:49)
ny ana ndray alou tsy zay jhoul ny principe ko, zay tsy miodikodina zany hihihi refa tairina de tairina .
60. jhouhlambout ( 14/05/2004 08:55)
fa en général alou dia vao tenenina hoe: ndao hanao, dia mbola misy discussion kely elaela....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0998