tena vehivavy

21. fijo ( 08/04/2004 00:15)
tsy hanambady lehilahy izahay fa mitady izay mahay an'ireo ka.dia mianara aloha e
22. ikaretsaka ( 08/04/2004 02:16)
mitovy @ fijo ny hevitro
23. jhouhlambout ( 08/04/2004 08:55)
Dia izay vehivavy mahay lesona (lé voafaritr'i fojo) sy afaka examen no mahazo diplome @ maha-vhv azy amzay. Zay vao lasa vhv, ny ambiny mirenireny eny fotsiny @ tsy marina
24. hendry ( 08/04/2004 14:56)
zany a!
25. ikaretsaka ( 08/04/2004 15:25)
tena marina daholo ireo ry zalahy
26. fijo ( 08/04/2004 23:49)
mahereza ary ry sipa isany o
27. hendry ( 09/04/2004 14:48)
saotra @ fankaherezana e!
28. ralipo ( 10/04/2004 07:22)
Samy manana ny hitiavany azy io ô!
Misy ary tratran'ny ela maharay roa de zay.
29. jhouhlambout ( 10/04/2004 16:29)
30. pitchou ( 11/04/2004 07:26)
inona no zavatra tsy d mampaninona anareo na tsy hain'ny vhv aza? satria izy tsy maintsy mba mahay zavatra kely ihany! hihihihi
31. aishwarya ( 11/04/2004 18:22)
raha tsy mahay zany rehetra zany zany ny V dia sady tsy hendry no tsy tena V
32. pitchou ( 12/04/2004 12:21)
iny indray hay ho azy rehefa mamaly lhl manaratsy vhv ka! fa ankoatra an'iny?
33. fijo ( 13/04/2004 22:42)
misaotra ramaso an
34. hendry ( 17/04/2004 12:32)
Ankoatry ny fahaizana manao raharaha sy ny fandrahoana sakafo dia misy zavatra iray tena tsy tantin´ny lhl raha tsy hain´ny vhv. Eo nareo lhl hilaza azy.
35. ramoul ( 17/04/2004 17:13)
ialy definition tsy midika hoe ireo vhv tsy manaraka an'io dia tsy vhv zay.
Fa ny tena halalana fa vhv ny olona iray dia tsotra fotsiny: ny vhv ihany no afaka mitondra vohoka fa tsy ny lhl akory.
36. ikaretsaka ( 18/04/2004 00:14)
vehivavy anarany otsiny raha tsy mahay an'ireo aloha amiko e
37. nananie ( 19/04/2004 13:12)
Samy manana ny fijeriny marina.
38. jhouhlambout ( 19/04/2004 15:28)
fa samy miombona @ zavatra iray!!
39. fijo ( 19/04/2004 21:41)
ireny le zatra any ivelany e.
40. hendry ( 21/04/2004 16:48)
ivelany aiza io?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0555