aiza ny maha malagasy?
21. delvechio
(
10/04/2004 18:03)
araky ny volazan i kitjo aloha d ny teny no manamarika volohany ny maha malagasy e. misy moa ireo izay tsy mahay miteny mintsy, misy ndray ny mahay miteny fa tsy mahay manoratra ara-dalana(ny an ny hafa indray no hay)
fa ankoatranizany an, tena mba mandini tena ihany ah fa otrany tsy d tena hitako misongadina lotra ety ivelany tsony ny maha malagasy antsika(amin ny ankapobeny). tsika efa nanaraka ny fomba fiainanireo europeanina sy amerikanina.
ary efa misy koa manko ny olona menatra amin maha gasy anazy. misy tokony hahamenatra ny tany niavianao v? ra toa ka menatra amin zany izy dia manopa ireo razam beny atramizay zay niady sy nifofotra ho antsika ankehitriny. zavatra farany izay mampalahelo ana indrindra ny mahita olona otrany ireny.........

22. booboo
(
10/04/2004 19:24)
izao indray anefa toa miteny hoe gasy daholo ny ankamaroan'ny ankizy teraka ivelan'i M/car. Malagasy koa, hono, zareo satria mitondra anarana gasy, nateraka ray sy reny malagasy sy tsy tadidiko aby ny tenin-jareo t@ niady hevitra momba io ny tany @ RNSTK farany teo.
23. ramoul
(
11/04/2004 22:57)
marina mihintsy ny voalazanareo ary tena nahita tokoa ny tenako hoe zaza malagasy aty an-dafy tsy mety miteny gasy fa hoe menatra hono izy ary na dia ny ray aman-dreniny ary dia tsy mety miteny gasy intsony.
Tena mahamenatra ahy ny mahono an'izany kanefa moa izay no zavatra tiany dia aleoko milamina fotsiny.
Fa ahoana moa ny sinoa sy ny karana mipetraka any dago no miteny ny fiteniny kanefa ny gasy mipetraka aty an-dafy tsy miteny gasy mihintsy? ao ilay tsy fitiavan-tanin-drazana na... tsy haiko é! raha ny fahazahoako azy aloha dia izay fa raha ny fahazahoanareo an'izany no tsy haiko.

24. kitjo
(
12/04/2004 17:40)
fa reny ange tsy ho vazah znay mitsy koa e, an-taratasy fts ngamba,
fa refa raikitra ny resaka ka misy oe Madagasikara dia izy no voatondro molotra voalohany ra zavatra ratsy,d izy no jeren ol voalohany ra zvt tsara,
Tys ho verin ze tsy ho gasy zany enao.
Ny tena tsy tiako d le refa resaka @forum oh zao le misy manao oe "ny any aminareo"...satria izy any andafy,tena oh oe efa tsy gasy tsn mitsy e,
resaka ety ivelany: ohatra ny efa mba mihamiverina aloha zao,ary lamaody mitsy ny mitafy lamba e,na bory volo aza,ny vadin ra8 ngamba no hitako nalain ol tahaka t@io,fa lamaody mitsy zao ny mitafy lamba,na tsy olondehibe aza.

27. fijo
(
13/04/2004 23:49)
ireny gasy miseho tsy mahay teny gasy ireny amiko no olona tsy hilavana azy indrindra.ny antony dia izao.
_amin'ny vazaha izy tsy vazaha mihintsy
_ny gasy koa tsy mila azy satria izy aza efa te hanary ny maha gasy azy.
izany hoe tsy misy mila azy.
_amin'ny vazaha izy tsy vazaha mihintsy
_ny gasy koa tsy mila azy satria izy aza efa te hanary ny maha gasy azy.
izany hoe tsy misy mila azy.
28. ramoul
(
14/04/2004 19:42)
marina izany ry fijo ary ny gasy miseo tsy mahay teny gasy ireny dia ataon'ny vazaha fimehezana fotsiny satria nanary ny maha izy azy.
29. fijo
(
15/04/2004 04:51)
ny loza dia ny zanany no mitanty izany.misy olona fantatro ao paris ao,manao io toetra io,ary zanany dia nino fatratra fa vazaha ny tenany(6ans)fa nony nolazain'ny namany fa tsy vazaha izy satria mainty dia lasa nisy olana satria tsy niteny mihintsy i zandry nadritran'ny tapa bolana .nony nanontaniana izy dia nilaza fa kay izy tsy vazaha akory.
30. ramoul
(
15/04/2004 20:27)
zay ilay tena mampalahelo,tsy milaza mintsy ny ray aman-dreny amin'ilay zaza hoe ianao ange ka gasy ny africana ny sns sady tsy ampianarina ny fitenin-drazana tsony no tsy hilazana ny tena marina ny mombamomba azy sy ny fianakaviany.Mampalahelo
33. fijo
(
15/04/2004 23:36)
izay ka nony fantany dia tena nanohina azy ary tena nahatsapa fa voafitaka i zandry kely.
34. voninkazokely
(
16/04/2004 18:43)
Ka nisy vazaha nandeha tany Madagasikara tany , dia rehefa nody taty France izy dia niresaka tamin'ny namany izy hoe: isika eto France eto na dia efa manana izao rehetra izao aza dia mbola mimenomenona sy milaza fa mijaly ihany nefa ry zareo Malagasy na mahantra ohatran'ny inona aza dia mbola mitsikitsiky foana!
35. ramoul
(
16/04/2004 20:38)
ka i zandry kely nge tsy mba nisy nilaza azy mintsy ny fianakaviany dia nilaza izay fantany izy kanefa dia solafaka lery rehefa nahitany tena marina momban' lery sy ny fianakaviany
37. hendry
(
17/04/2004 11:37)
ralipo> zany hoe tena nisy zany ny vazimba. Dia tena fohikely tokoa ve? fa mba olona ihany?
38. ramoul
(
17/04/2004 15:27)
fa ahoana moa no tsy olona ny vazimba hendry? ka ny vazimba mintsy no namorona ny foko teto dago raha ny fahafantarako azy aloha fa tsy haiko ianareo izay tena mpandinika ny histoire de Mada
40. xxx
(
19/04/2004 19:03)
Ny fivoharana eto Ragasy dia ny hoe tonga vazaha ah.
Mijanona sy mianatra aty an-dafy mba hitovy amin'ny vazaha. Mianatra miteny vazaha mba hiresaka amin'ny vazaha. Manao mpiasam-bazaha mba hiteny vazaha ary hahazo vola vazaha.
Aza resahina intsony ny hoe aiza ny maha-malagasy. Iny efa any anjoron'akoho efa hatry ny ela eh.