vitsika roa

1. fitsipika ( 01/04/2004 10:02)
nisy vitsika roa nanadihady vehivavy.
ka vehivavy miboridana izy io.
ny iray ny tapany ambony ,ka ny iray kosa ny tapany ambany.
ora iray taty aoriana,dia samy nitantara zay hitany.
1: za lty nahita tendrombohitra be ka niakatra za fa vokatra ny ronono.
::: sambatra ialahy lesy, fa ny ahy aloha dia ratsy be
nahita alalala be za lesy de natahotra be nefa ni risque ihany za ka nihiditra de avy eo de nahita la grotte be de nihiditra . tafiditra lalina za dia nisy biby be niditra ka nodakako nivoaka, niditra indray izy avy eo de nomeko ny daka ary farany de nandrora
novalian'i kitjo ny 03/06/2004 18:21
2. tipet ( 01/04/2004 10:43)
Mahasosotra tssss
3. nananie ( 01/04/2004 10:48)
Hahahaha! adaladala!
4. hendry ( 01/04/2004 14:14)
Mety ho lasa mpitantara angano ihany i fitsipika raha zao mitohy.
5. kitjo ( 01/04/2004 15:21)
ttssss
angano ho an olondehibe,hihihi
6. ravatorano ( 02/04/2004 08:23)
nadroragira v izany fitsipika sa norarakivy ah ?????
7. ramoul ( 02/04/2004 09:45)
hihihi tena ty ratsy ndary iny kou!
8. ikaretsaka ( 02/04/2004 20:31)
hahahahaaa
9. ralipo ( 02/04/2004 21:10)
vitsika momba kitay, ny kitay tsy azo ny loha feno ... lay
10. six ( 07/04/2004 07:57)
kayyyyyyyy
11. ramoul ( 18/04/2004 13:22)
hihihihihihihihihi
12. olly ( 17/05/2004 22:03)
mafy refa bilitika!-;)
13. booboo ( 28/05/2004 13:20)
hihihi
14. kitjo ( 03/06/2004 18:21)
hahahahha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.61