Sipa manao bikina hitazonana bandy?

21. pitchou ( 03/04/2004 13:52)
fa nareo lhl moa izany d tena tsy afaka mieritreritra fa tokony ho ny vhv ihany v no hieritreritra? satria na hamelatra fandrika sahala @ ahoana aza ny vhv rehefa tsy te-hahabev nareo d hainareo ny tokony atao, ary maro ny fomba isafidianana! fa sitrapo ko ange nenareo e! (hihihihihhi! hitako sahady ny valiny eritreretin'ny sasany). ary satria rainy nareo conseil-mbehivavy ity: aza miporitsaka miala andraikitra sao hanenenareo any aoriana! betsaka ny efa niseho ho dadany tafatsoaka t@ zany fa nony te-hanarina ny ratsy natao vao tsy nahita lalana intsony! ny ditra samy afaka manao fa mahaiza mitandrina ary rehefa voa d mahatantesa mi-encaisser!
22. ikaretsaka ( 03/04/2004 16:32)
pitchou an... meteza 1 minitra fotsiny eo amin'ny place nay @ fo tsy miangatra... imagine hoe lehilahy ianao no mahita fivaviana mivelatra... ny 80% tonga de lasa ao fa ny mitady any ivelany aza atao.. ny mandoa vola hijery an'io aza atao!
23. tequila ( 03/04/2004 19:14)
Ka fitiavana aloha no resahana eto ry karetsaka fa tsy varotra ange e! Samy responsable ny zavatra ataony kosa io a , enao aza ve no tsy mitandrina sy tsy mijery ny lalana hidirana dia olona hafa ndray no responsable!
24. ikaretsaka ( 04/04/2004 22:45)
ka misy ange asiany hafetsena ilay fitiavana e
25. bice ( 05/04/2004 10:54)
marina ny an`kitjo
26. jhouhlambout ( 05/04/2004 13:04)
Aleo ary manao imperméable rehefa mivoaka fa sao avy ny orana...
27. ikaretsaka ( 05/04/2004 14:05)
rehefa tsy mahafehy tena dia aza adino io
28. fijo ( 05/04/2004 22:09)
ka ny bandy koa anie adala mijabaka tsy misarona e.moa tsy hitako izay hoe tsy maintsy hanambadiana an'iny rehefa tsy tiana .
29. fijo ( 06/04/2004 21:10)
ka raha voninkazokely kosa ve
30. ikaretsaka ( 07/04/2004 03:33)
zay angaha
31. six ( 07/04/2004 06:38)
fa zay kosa lou tsy miditra am zany e, ahona no tsy asiana fifanarahana hoe ataoko double ty beka ko a!
32. fijo ( 07/04/2004 23:00)
ka izay ilay fitaka ko
33. xxx ( 08/04/2004 09:41)
Nareo kosa dia efa tsy fitiavana ny trentaine , ny fantako manao an'izany nefa dia ny vao afaka bac . Ny trentaine fantatro tsy mamitaka zany fa mieritreritra be loatra aza ka izay ndray no tsy mety
34. pitchou ( 08/04/2004 15:33)
raha io no atahoranareo d mahaiza mitandri-tena fa aza manilika andraikitra e! ary sahala @nareo lhl ihany ny vhv: raha mieritreritra ianareo hoe hainy ny toe-batany d tokony hahatsapa tena ko nareo hoe hainareo ny toe-batanareo! saingy ity: tsy misy kaoty andro marina à 80% mihitsy io!
rehefa tsy mahafehy nareo rehefa mahita d araka ny teninareo tery ambony hoe aza adino ny imper!
35. pitchou ( 08/04/2004 15:35)
karetsaka a! mba meteza ko ianao ho eo @place ny vhv iray zay bikina taminao, na tsy fanahy iniany aza,d mitady iporitsaka ianao!!!
36. fijo ( 08/04/2004 23:31)
raha fitaka kosa aloha dia marina ny azy raha hialany e.raha nifanarahana kosa hafa ny fandehany
37. pitchou ( 09/04/2004 14:23)
ary raha fitaka ko no nanaovany ilay vhv d ahoana ry fijo?
38. tequila ( 09/04/2004 16:52)
Ka raha accident ve no handraisana azy dia impiry izany no hifanarahana ry fijo a
39. ikaretsaka ( 09/04/2004 23:11)
pitchou.. raha hoe vehivavy ve za fia ela ihany ny naha vehivavy ahy dia tsy hahafantatra ny tenako hoe @ zao fotoana izao aho no mibifika raha misy lehilahy miaraka manao amiko?

amiko ireny na fetsy na vendrana!

tsy inoako ilay accident raha tsy ilay nadra be tsy nianatra ireny..
40. ikaretsaka ( 09/04/2004 23:13)
raha hoe ilay bandy no ni viol na nanery dia iee.. fa raha ilay vehivavy o namelatra de tsy inoakoa mihitsy ilay hoe accident fa tetikady no marina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1637