andevo sy andriana

41. fijo ( 13/04/2004 23:41)
izay indrindra,toy ny any US io ka,samy amerikanina na fotsy na maintyfa samy manamafy ny azy dia izay.
42. peluche ( 24/04/2004 11:53)
tsy izay ve no idéal hoe samy mijoro @ ny maha andevo ,andrina ,amerikana azy saingy ny olona ilay identité anao reo efa voclasse hatramin'ny voalohany,tonga d'efa misy etiquette matetika.
43. tsilan ( 26/04/2004 01:59)
Ny zavatra tokony lazaina angaha dia vao hainga loatra tamin'ny tantara no niafaran'io fanandevozana io.
N'aiza n'aiza alehanao eto ambonin'ny tany na any Frantsa ianao, na rosia, na eto Japana na aty US, na eto Australia dia mbola mipetraka foana ny hoe andevo sy andriana. Ny any US dia mody lazaina hoe african american fotsiny ny filaza azy.
Ny tena tsara dia mifanaja amin'ny toerany fotsiny.
44. ikaretsaka ( 26/04/2004 20:31)
izay mihitsy
45. ikotobalita ( 11/05/2004 11:03)
Isika miady hevitra amin'izany nefa raha mijery ny soratra masina dia tsy tokony hipetraka izany olana izany. Ilay fisainana te ho ambony mihitsy izay miainga avy amin'ny fanandevozana no nahatonga anio.
46. fijo ( 11/05/2004 23:55)
ka io te hoambony io dia ao anatin'ny fiainana ry akama an.na ao anatin'ny kristianisma aza dia hita foana io.tsy mitovy mihintsy ianao sy ravalo raha samy miray fiangonana.misy ambony eo misy ambany.
47. xxx ( 12/05/2004 02:09)
Ikotobalita koa ve mamaky baiboly?
Dia inona ary no nanaovana ireo olona babo an'ady eh? Dia naninona ny Israelianina no lasa tany Egipta?
Dia naninona tany Israely indray ny Romanina nony avy eo?
Ary inona no lazaina hoe ankizy ao amin'ny testamenta vaovao?
48. ikotobalita ( 12/05/2004 08:07)
Marina daholo ny teninareo e ! tsy manda izany mihitsy aho raha araka ny maha-olombelona. Saingy eo anatrehan'ny Tompo dia tsy mipetraka izany izay miendrika fanambaniana amin'ny lafiny iray sy hanaovan'ny sasany fanararaotana fotsiny.
Raha miaraka amin'Andriamanitra ianao dia tsy misy an'izany hoe ny Andriana no ambony na ny Andevo no ambany fa mitovy daholo. Sa ahoana?
49. ikotobalita ( 12/05/2004 08:31)
Tohizako.
Ny tena tsara araka ny tenin'ny ranamana etsy ambony dia mifanaja amin'ny toerany fotsiny.
50. fijo ( 12/05/2004 23:28)
koa naninona ilay tsy sahy miseho vatana iny no nantsoina hoe ANDRIAmanitra fa tsy hoe ANDEVOmanitra?
51. ikaretsaka ( 13/05/2004 00:44)
Andevomaimbo hoe
52. fijo ( 14/05/2004 00:26)
tsy marina izany io voalazan'ikotobalita io fa na io andriamanitra io aza dia manao fanavakavahana
53. herindrainy ( 01/11/2004 16:18)
Marina ny teninareo. Amin\'ireny fivoriana taran\'andriana reny dia misy tokoa fanavakavahana mba tsy tenenina oe fanilikiliana.Izany ny antony nisy namana zay ny zandriny nanambady olona de 3ème personne izany oe andevo, de sainga tonga tao izy de nolazaina fa fivorian\'ny andrian-dray andrian-dreny ny aty fa tsy fivorian\'ny mifangaro.

Ikotbalita: Fa lay oe rehefa eo ankaikin\'andriamanitra de tsy misyt ny andriana na ny andevo. raha tena mpamaky bainoly ianao dia mahita ao fa i Andriamanitra Ray tsitoha no nanendry ny atao mpanjaka tao israely; tsy izany koa fa t@ Abrahama dia nisy ny andevo i Saraha, ilay vady tsindry fe niterazhany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1979