andevo sy andriana
21. ikaretsaka
(
02/04/2004 02:37)
fa misy miteny an'izany kao heo na nahazo fianarana tahaka ny inona aza na lavege d'esprit sy cerveau tahaka ny inona ny sokajin'olona 1 (na ilay heo andevo io na ilay hoe andriana) ka apetraka eo @ toeran'ny anakiray dia tsy maintsy hiseho foan aio sokajy misy azy io
22. ravatorano
(
02/04/2004 09:02)
tena naraikitra ao amitsika tokoa v io ary manahirana ny manala azy io.Marina fa ny R@R no tena sarotiny aminio
23. nananie
(
02/04/2004 10:37)
Fa soa ihany fa tsy izy rehetra!
Ary le resaka koa ary tena oh lasa étendu hatramin'ny resaka maizina sy vazaha. Misy dia tsy mahazo miaraka @ maizina no tsy mahazo miharaka @ vazaha. Fa dia hiaraka @ in ary? Ol mitovy @ tena nefa tsy manaja anao akory ve?

24. ravatorano
(
02/04/2004 12:30)
inn no tian'i nananie lazaina amin ilay hoe "maizina " ?
tsy azoko
tsy azoko
25. ralipo
(
03/04/2004 00:12)
Eto aloha dia miavaka tsara ny oln miaina ivelan'ny dago sy ny any Dago.
Ivelan'i Dago miaina fomba "cosmopolite" = raisonnement "universaliste" satria izay ny tontolo manodidina azy tsy maintsy manana "esprit ouvert".
Fa raha anatin'i Dago kosa misy fiatraikany mavesatra indrindra ara-tantara io resaka andevo sy andriana io na ara-piariana io na ara-pitiavana na ara-piaraha-monina, ka aoka samy ho tony @ "point de vue" satria ao anaty kolo-tsaina mlg io ary misy hidirany @ resaka firazanana mihintsy.
Fehiny : Tandremo fa misy ara-potokevitra mody tsy "raciste" fa ao am-pony sy ny sehatra nitaizana azy tena KKK mihintsy izy mianakavy. Izaho mantsy mba efa nanatrika ireny fivorian'ny Taranak'andriana ireny ary efa nahita ny fihetsika fanaon'ireny lazaina fa andevo ireny. Eny e misy ihany aloha ny "cas exceptonnel" omeko salan'isa nareo 1/1.000!

26. ikaretsaka
(
03/04/2004 00:57)
fa raha nilay sokajy 1 no heo vao teraka ka beazina sy ampianarina @ ilay sokajy 1... tsy maintsy miseho foana ilay maha originalite..
Andramo anie ny maka zanak'andevo (azafady @ ilay fiteny) fa asaivo taizan' andriana fa na inona na inona fianarana azony na fitaizana azony ... miseho naturrelle any @ fi hetsika sy ny fisaina foana ilay maha andevo azy.
Jereo ireny Vazaha manangana zanak' olona ireny..
Mitovy amin'izany koa ny cas contraire.. nana namana aho kamboty reny ary mpitaiza (ilay tena avy any isotry ireny ) no nitaiza azy,, ny universn'ireo mpitaiza ireo no univers niainany, fa hita ihany nefa hoe tsy naman'ireo izy rehefa fihetsika natoraly
ka io no mahagaga ahy
Societe ve ilay izy sa?

28. ravatorano
(
05/04/2004 08:25)
za kosa aloha tsy mino izany hoe gene na manaranaka ny maha andevo na maha andriana fa lamina nolovaina teo amin ny FM ihany io>Fa mahagaga tokoa anie fa na ahoana na ahoana dia hita soritra eny foana marina ny maha.... an ilay olona iray.
inn marina ??????
inn marina ??????
30. hendry
(
05/04/2004 11:27)
Efa nanatrika famadihan´olona lazaina fa andevo aho t@ alalan´ny invitation an´ny namana. Fa tena gaga tokoa nahita ny fifampitondrana tao, tsisy fifanajana @ ankapobeny fa izy samy izy aza mifanao tena sy ty, ny ady saritaka nandritr´ilay fety moa tsy lazaina ntsony, nipoitra tao daholo ny lonilony nisy hatry ny ela.
31. hendry
(
05/04/2004 11:30)
Raha mandeha @ fivoriam-pianakaviana na fetin´ny olona lazaina fa andiana nefa enao dia mahalana no ahitanao ady saritaka imaso imaso izany fa miezaka mampandefitra ny hambom-pony sy ny loniloniny ny tsi-1 ary tsy mampiseho zany imason´olon-kafa na ankavoriana fa alamina any @ takona na entre famille.
34. ralipo
(
06/04/2004 04:53)
Fa mety ho "complexe"koa an! satria ny olona dia mitovy daholo fa ny fisainana sy ny fitaizana no samy hafa.
35. peluche
(
06/04/2004 09:18)
ie, ny andevo voany complexe d'inferiorité,ny andriana voany complexe de superiorité.Samy ratsy daholo reo
36. ravatorano
(
07/04/2004 11:33)
ny hova indray voan ny complexe de
inn indray ary ?
Marina tokoa ny an i hendry fa za koa efa nanatrika lanonana nokarakarain ireo olona voalaza sy nokilasaiana hoe andevo izany.Ny tena marina aza dia manaiky an izany ireo nampivahiny ny tena nohon ny fahafantarany ny genealogieny satria nisy nianatra ny sasany na ny maromaro amin izy ireo ary tsy dia ambaka amin ny fidirambola koa ry zareo ka dia afaka tsara nanovo fahaizana.Tsy nataony ho complexe ho azy anefa izany ary raha misy miresaka an izany dia atodiny tany amin ny taona 1975 ny resaka satria ny filohapirenena voalaza fa isany koa.
Izao no niseho ireo nahita fianarana dia niavaka be fa nandrindra ny fandaminana ny lanonana fa ireo taraiky dia ompa variraraka,dizina b daholo na jo na kofa n a bainina na rabofy.Nanongo tena le akamanay fa ho aiza eo , ny soroka roa sisa no nampakarina de zay

37. hendry
(
08/04/2004 13:52)
Ary efa misimisy ihany anie zany ny manaiky ny tenany ho andevo na dia lazaina fa mahamenatra azy e!
Nisy mpiara-mianatra aminay zay niady t@ ankizivavy mpiara-mianatra iray kilasy ihany, dia hoy izy:
"te hahita lohan´andevo?"
Ka tsy ho foana mihitsy io zany raha mbola misy manaiky atao hoe andevo zany ihany koa. Ny andriana moa mazava ho azy tsy hitsahatra hanindrahindra ny maha-andriana azy na dia azo lazaina fa efa nilaozan´ny toetr´andro aza ilay izy.

38. ralipo
(
08/04/2004 22:17)
zay mihintsy sakamalao sy havozo io ka samy manana ny hanitra ho azy ka adalan'izay complexer satria olombalona daholo ireo ohatra ny hoe tavaratra, mavo-ranjo, gena sns...
39. fijo
(
08/04/2004 22:40)
marina fa manaiky izany izy ireo saingy tsy tokony hararaotina kosa angamba hoe izy aza efa manaiky ka aleo hitsahana
40. ikaretsaka
(
13/04/2004 03:16)
zay .. samy mijoro amin'ny maha andriana na hova na andevo azy dai mifanaja tsy misy complexe dia mandeha io