Tsiky dia ....am

21. jhouhlambout ( 31/03/2004 18:01)
-Grimace: 85% des muscles du visage no miasa
-Tsiky: 15% fotsiny.

Inona ary no tsara?
22. fijo ( 31/03/2004 20:40)
mitsikia aloha alohan'ny hiomehy.
23. voninkazokely ( 01/04/2004 13:23)
Dia miborosy nify tsara ary é! hi ! hi
fa raha be tai -nify tsy manja!
24. pitchou ( 01/04/2004 17:49)
ilay banga ridana no loza ko!
25. bodallie ( 01/04/2004 21:01)
Lazaiko anareo fa tsiky no nanamaivana ny vesatry ny foko ! Misaotra nankahery na dia tsy ahy azany lohahevitra. Fa ny tsiky manova zavatra betsaka. raha ny tsiky tokoa manko dia ampy an.... hen ... asa fotsiny e!
26. kitjo ( 03/04/2004 09:32)
refa tezitra enao d andramo ange fa sarotra be ny mahatafavoaka an le tsiky iny e
fa vao mahatsiky ndray mandeha fts, d nisava ny rahona,sady amboary haingana le mikentrona @andrina
27. pitchou ( 03/04/2004 14:06)
fa aleo ilay pli ery @ sisi-molotra ery e! d mihakely ny maso!
fa raha tena tezitra d andramo ange e! aza mitabataba na mitroatra (na miteny ratsy sy manompa) fa miomeheza mafy be (io indray mora)! sady tsy havesatra ny fonao no matetika ho sanganehana ilay nahatezitra anao!
28. ikaretsaka ( 03/04/2004 16:36)
de le sady efa misafoak ave no manao hoe mampihomehy be mihitsy?? haha very funny!
29. fijo ( 05/04/2004 22:16)
ka raha i fany marina moa no eo le.
30. booboo ( 03/06/2004 12:38)
pitchou> hihihihi andramako indray io fa ohatra ataoko an'eritretritra ihany ilay miteny na izany aza hihihihi
31. fijo ( 03/06/2004 20:36)
ka raha te ahita an'i pitchou hiomehy izany dia atao izay ahatezitra azy.
32. jhouhlambout ( 04/06/2004 11:52)
:o)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2689