fifaninana mamoaka hevitra politika

1. hadji ( 16/10/2014 02:52)
tena mbola mitarika amin'ny elanelam bato lavitra dia lavitra i rabaradaka sy i andrywii
novalian'i force02 ny 23/10/2014 10:03
2. andrywui ( 16/10/2014 06:55)
Enjeo kou ...huh

Zah mbola voan'i dadabe Rabaradaka amzao à ...
3. rabaradaka ( 16/10/2014 16:09)
inona ny loka omena eto ? Ny mampalahelo an'i rabaradaka fotsiny dia misy olona tsy manao afatsy fanakianana sy fanopana. Ny hevitra asehon'i rabaradaka eto tompoko dia misy porofo avokoa ary tena "sérieux" avokoa. Rehefa tsy tianareo ny hamoahan'i rabaradaka hevitra eto dia miala izy, tsotra kely ange izay e, nefa tadidio fa raha nisy vaovao nipoitra teto Madagasikara dia i rabaradaka foana no nampita azy teto na dia mbola secret d'Etat aza, io resaka ebola io zao exemple iray. Ireo resaka haute sphère rehetra dia i rabaradaka daholo no mamaky izany resaka izany eto. Miala aho rehefa tsy tinareo ko ! Angaha moa izy ity raha bôjo, mandoa vola ange izahay manao connexion e !
4. force02 ( 23/10/2014 10:03)

rabaradaka:

coca cola sy clasicko lemon
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1012