Mampalaelo

1. Annih ( 05/03/2014 08:32)
Miarahaba antsika namana rehetra!

Izaho dia zazavavy 24 taona, mipetraka aty Diégo izaho nohon'ny asako. Mandalo lalan-tsarotra ny fiainam-pitiavako ankehitriny ka tsy hitako intsony izay andaminako azy. Izy tsy azo ifampiresahina, izaho anefa marary ao anatin'izany. Tsy mahinan-kanina, tsy matory, manginy fotsiny ny latsalatsa sy opa varirararaka mahazo ahy isan'andro, efa ho 5 volana zay. Hoy ianareo namana hoe misy antony izany, "Eny", ny antony dia izaho miasa @ secteur Tourisme, izy anefa saro-piaro be trop, voafetra ny namako nanomboka teo, ny majorité ny namako tena oe tsy ninamana t@ko intsony. Ny mampalaelo anefa dia na izaho na izy samy tsy manankavana aty Diégo fa saingy izy logé et nourrit @ asany ary be namana iany ko izy, za kosa manofa trano irery ary izy tsy manampy ana @ resaka dépense izany. Izy efa mananjanaka 1(vavy) 2 ans any amizareo any Ihosy, za kosa mbola tsy manana.
6 volana taty aorian'ny nerahanay dia nanomboka itako ny toetrany, rehefa misy zavatra ataony tsy tiako ka itenenako azy dia tezitra izy ary efa in-5 izy no manorina ny akanjony, norarako fona izany ary dia mitomany aminy ihintsy aho. Nisy faha - 6 nefa io fangoronana akanjo io dia tsy norarako intsony izy fa navelako nandeha, apitson'iny nefa izy d'efa te hiverina indray dia nanaiky aho.Nanomboka teo koa anefa dia lasa tsy natahotra azy intsony aho, nandeha nivoka niaraka t@ namana mpiara miasa aho (in-2), tsy nafeniko azy izany. Nahasosotra azy anefa izany ka dia niteraka ady teo aminay roa eny efa nisaraka mints aza no nifamerina indray.
Dia amin'izao amzay simba ny fiarahanay, izy be lolompo be ary averimlberiny amiko fôna fa mbola aiza hono no hanaovany ahy... izy nefa lasa tsy foiko mihintsy. Amiko manokana lasa nanamafy ny fitivako azy le fisarahana kely nisy teo aminay saingy ny azy kosa lasa fankahalana ahy tanteraka. Esoteny lava sy opaopa matetika ny mahazo ahy na @ rariny izany na tsy...
Tapakevitra amin'izay aho ankehitriny ny:
- Hisaraka aminy nefa tsy hiteny mivantana aminy
- Handao ny asako (ametraka demission)
- Hody any Tanà dia hanadino ny rehetra momba azy ary hanorina fiainana vao²

Ny hevitra angatahiko aminareo namana dia ny fomba hialako aty, ny entako zao no tena manahirana ahy satria tsy zakan'ny taxi brousse indray mande... ary ny fotoana mety tokiny hilazako aminy fa za andeha hody. Lazaiko mialoha ve izy sa amin'ny fotoana hodiako mihintsy aho vo iteny aminy???

Dia manantena ny torohevitrareo tsy 1.1 avy fa tena zava-dehibe amiko izany, misaotra mialoha antsika rehetra.
novalian'i tiris8786 ny 30/04/2015 16:51
2. Vony501 ( 05/03/2014 12:46)
Bjr ianao! Raha izaho no teo amin'ny toeranao dia izao no nataoko :
- tsy miala amin'ny asako aho fa io no maha izaho ahy sy nahatongavako eto Diego
- teneniko tsotra izy fa aleo mifampitso-drano rehefa tsy hahay hiara-miaina
Ireo no ataoko, satria tsy mbola misy mampifamatotra (soratra na mariazy na zaza) ; aleo misaraka tsy misy maratra
Sady olona tsy tia anao izany raha ny fijeriko azy fa manararaotra anao fotsiny. Manamafisa fo sy loha
3. Annih ( 05/03/2014 13:28)

Vony501:

Bjr namana Vony501, miasaotra betsaka amin'ny torehevitra!!! Tena isan'ny fanapahankevitra efa saiaka ho raisiko io teneninao io, ny hoe hifindra trano lavitra ny misy azy iany ko, hanokana fotoana be be kokoa ivelan'ny asa, mba tsy hipetrahana be ao antrano. Tena hoe hameno ny fotoanako fa tsy mety ry Vony a, tena tsy vitako. En plus le mbola ahita azy matetika toa tsy dia tiako loatra rehefa misaraka izahay. Ekeko oe sarotra ny mitady asa @ zao vanim-potoana izao fa angatahina mandrakariva amin'Andriamanitra e! :-(
4. Noue ( 05/03/2014 14:39)
Annih: raha izaho aloha no eo @ toeranao dia alefako ny démission ee

manarak'izany : tsy lazaiko na inona na inona izy satria hilaza azy hoe andeha ianao dia mbola inona indray no vokan'io eo avy eo ???

manarak'izany: 1 de perdu , 10 de retrouvés hono

raha izaho aloha no eo @ toeranao dia tsy hijanona aminy eo intsony aho hijinja izao rehetra ataony zao ve ???

tsiaaaaa ! aleo mandeha fa inona no hiharetana izao fijaliana rehetra izao ???? zao ve no mba mendrika anao ??? tsiaaaa

mahaiza manao hoe tsiaaaaaaaaaaaa !!!!!

mbola tanora ianao ary mbola tena afaka manao ny fiainanao tsara @ fahasambarana.

inona no hihainana eto an-tany raha hizaka an'izao fijaliana izao ???? fahasambarana no tadiavina, mandalo ity fiainana ity , isika koa mpandalo fotsiny ka tsy aleo ve miala dien'mbola tsy misy maratra eee ??? soahiany fa tsy zanakao io zaza io fa azy!!! qu'il se débrouille avec raha izany!!

mazotoa eee dia mahereza kooo
5. Annih ( 05/03/2014 15:04)

Noue:

Bonsoir Noue, mankasitraka be anao aho amin'ireo toro-hevitrao ireo! mbola tsy ampahafiry ny zavatra iainako sy ny fampijaliana ataony ahy ireo voalazako eo ambony ireo nefa na izany aza tsy nahasakana anareo namana hi-comprendre an'ilay zava-misy. ataonareo hoe adala mintsy aza aho ra mbola mangatak'andro ijanonana aty, amin'izao fotoana izao ny zavatra ataony efa ho erin'andro zao: "manomboka izao aho dia midtra 06h00 du matin d mirava 20h00, aza atsointsoina na elingelenina aho na tara be aza vo tonga ao antrano... ianao tsys ahita ny numeron namako ato anaty findaiko fa efa mipetrapetraka ny rehetra...EFA MISY 3 AKOTRANAO ZAO ANY sns..." .Ary ny tena zavatra tsy azoko ao anatin'ilay fiarahanay dia ity: 1 andro milamina tsara, ndraindray aza dia adinoko mintsy ireo fankaratsina ataony ahy... dia tampotampoka eo dia mivadika izy ary izy rehefa oe mivadika dia tena hoe "plus que mechant",sady tsy raisonnable mihintsy,otrin'ny hoe miteny² foana izany izy. mampalaelo be e!!! fa za iala anazy ka,apetrako ny demission @ samedi dia za rateo ko efa vonona ny andoha ny préavis-ko fa izaho tsy tia hijanona ela eto intsony.
6. mirananirina ( 05/03/2014 15:14)
Nahoana kay no mora kivy toa izany? Mampijaly io fitiavana io saingy samy manana ny zioga entiny ny tsirairay. Diniho tsara ihany aloha vao manapa kevitra fa sarotra ny mitady asa indrindra ao Tana. Tsy noho lehilahy 1 no hanarianao ny fiainanao. Mijanona dia miasà mafy fa tonga ho azy eo ihany ny solony raha tsy miverina intsony izy. Mba manàna hambo ihany koa ka raha tsy nandroaka azy ianao fa izy no niala dia aleo izy no hiverina.
7. Noue ( 05/03/2014 16:30)

mirananirina:

Nahoana kay no mora kivy toa izany? Mampijaly io fitiavana io saingy samy manana ny zioga entiny ny tsirairay.

tsy azoko mihintsy ny paika'i mirananirina,

mora kivy ahoana kosa zany eeee ! dia aleo ve miharitra eo fotsiny na dia efa hita zao aza ny zavatra ataon'io lahy io?????

toa ohatran'ny tsy mahagaga ahy nefa ny valin'mirananirina satria tadidiko tsara ilay dinika atsy ambadika atsy aaa!

MIRANANIRINA aaaa !!!!! TSY BAOLINA AKORY I ANNIH NO LALAOVINA TAHAK'IZAO !! ary efa nolazaiko anao tatsy ambadika tatsy ioooo !!!

soahiany fa vavy mahay manao hoe AOK'IZAY i Annih fa tsy tahaka anao ry mirananirina ataon'ny lahy baolina filalaovana fotsiny eee ! tadidinao ve io dinika hoe baolina lalaovina io ry miranirina ?????

TSIA !!!! TSY BAOLINA LALAOVINA I Annih fa zany ka vavy manakambo ary mahay miteny sy misaina ka hanao hoe STOP !!!!! AOK'IZAY !!!!

izao fijalian'i Annih zao ve dia mbola azo lazaina ihany hoe "fa maninona no mora kivy" ????

fahasambarana no tadiavina eto @ ity fiainana efa sarotra be ity ko mbola hampiana fijaliana ihany ve eeee ????? sy hiharitra izao adalana ataony zao ??????

bon courage akia Annih aaaa !
8. Noue ( 05/03/2014 16:37)
Annih:
mbola tsy ampahafiry ny zavatra iainako sy ny fampijaliana ataony ahy ireo voalazako eo ambony ireo

mirananirina:

Nahoana kay no mora kivy toa izany? Mampijaly io fitiavana io saingy samy manana ny zioga entiny ny tsirairay.

dia izao ve ry miranirina no atao hoe "nahoana no mora kivy toa izany ?????? dia hiharitra ny fijaliana afafy aminy zany Annih ?????? TSIA !!! tsy baolina lalaovina i Annih !! TSIA !!!

9. mirananirina ( 05/03/2014 17:52)
Aleo aloha hazavaiko ilay resaka baolina fa ohatra ny ratsy be fandraisan ny sasany azy hoy aho hoe"
mirananirina - 29/01/2014 19:52
Odry raha fahazahoako azy dia vhv ianao. Matetika tsinona ny lhl foana no mitondra ny baolina dia manaraka fotsiny ianao dia afa-po izy."
Resaka RS no resahana eto dia rehefa eny @ terrain(fandriana) matetika lhl foana no mikomandy, hafa indray andraisan ny sasany izay! Vitsy angamba izany hoe sipa no manao hoe andao hitsingoloka, ndao hitsangana, ataovy ato ambavako indray ntsssssss!!!

Izaho manokana tsy tia mitsikera sy manaratsy olona eto mihitsy fa eto indray misy olona isaky ny tonga eto aho dia henjehiny foana, nefa mamaly ny dinika no ataoko fa tsy manenjika an i anona na anona. Samy manana ny heviny ny tsirairay fa tsy rehefa hoe tsy mitovy @ izay lazainao akory dia ratsy na diso, izay no atao eto.tsy nisy resaka Noue mihitsy angamba ny ambarako ka aoka koa ny anarako tsy tonitononina azafady indrindra.
10. moi ( 05/03/2014 18:03)
Mahita ny fanapahankevitrao aho dia faly satria sahy ianao handray fanapahankevitra goavana izany, handao olontiana sady hamoy ny asanao !
Izany no tena hoe "Zanaka adala hiverina hody"
Raha ny hevitro dia aza ilazana akory izy raha tsy efa tonga Tanà ianao !
Momba ny entanao, sao mba resaho ihany ireny saofera ireny (camion na taxibrousse) dia alefa dieny mialoha ny entana ? Mila fitandremana sao very any ny entana a !
11. Noue ( 05/03/2014 18:33)

Annih:

mbola tsy ampahafiry ny zavatra iainako sy ny fampijaliana ataony ahy ireo voalazako eo ambony ireorehetra...

IO VAKIANA SY DINIHINA ry miranirina aaaaaa

sa ve aleo lazaina i Annih hoe hereto ao ny fijalianao ?????
12. Noue ( 05/03/2014 18:35)

moi:

Raha ny hevitro dia aza ilazana akory izy raha tsy efa tonga Tanà ianao !

tena mitovy hevitra @ nao eto
13. Noue ( 05/03/2014 18:40)
Annih:

mbola tsy ampahafiry ny zavatra iainako sy ny fampijaliana ataony ahy ireo voalazako eo ambony ireo

dia tampotampoka eo dia mivadika izy ary izy rehefa oe mivadika dia tena hoe "plus que mechant"
14. shannie ( 06/03/2014 05:03)
bjr! maha-ontsa ahy aky ndry, courage aky neny an. rehefa tena tapakevitra indry ny hody dia mandeana aky an. tsy mety raha indry tovovavy io mianjady olana malaelo samy irery antany lavitra any. ataoko fa efa nodiniandry tsara ny côté negatif s positif. bn courage ndry d mahereza mivavaka, ankino @ Andriamanitra aky fa hainy atao ny zavatra rehetra an. tsisy afaka manampy andry nga @ entana? manin raha asaina misy mitsena. tokny misy manampy ndry fa tsy vitandry samy irery izany. dia aza atao fantany mintsy oe andeha indry. avy dia mandeana fotsiny. efa tena tsy fitiavana ny fietsika asehony. mivavaha koa indry ho azy fa aza ilaozana fotsiny @zao izy. ( tsy ferana, mety azon-draha koa izy ka izay no mahatonga azy ho tsy tompon'ny tenany). tsofy rano izy fa izy koa ary zany efa manana ny vady amanjanany. aza kivy @zany fa ny vodi-sobika ary aky mana-tandrify an.
15. Annih ( 06/03/2014 15:09)

moi:

Mahita ny fanapahankevitrao aho dia faly satria sahy ianao handray fanapahankevitra goavana izany, handao olontiana sady hamoy ny asanao !
Izany no tena hoe "Zanaka adala hiverina hody"
Raha ny hevitro dia aza ilazana akory izy raha tsy efa tonga Tanà ianao !
Momba ny entanao, sao mba resaho ihany ireny saofera ireny (camion na taxibrousse) dia alefa dieny mialoha ny entana ? Mila fitandremana sao very any ny entana a !

bonsoir enao, misaotra betsaka @ toro hevitra!!! tsy adinonao angamba ry moi fa ianao no niresahiko an'io problème io voalohany dia hatramin'izao anefa dia vomaika trop ny zvt ataony, arak'ireo voalazako ireo dia tena nivavaka tokoa aho nanomboka t@ ireny fotoana nifampiresahintsika ireny... dia izao tonga @ izao fanapahan-kevitra mafy be izao. Tena mafy amiko le izy, surtout za efa manana an'ilay decision nefa mbola mifanerasera aminy mandrapà, itako tena mtraîne be ny fotoana sns...
Misaotra betsaka moi a!!!
16. Annih ( 06/03/2014 15:16)

mirananirina:

Nahoana kay no mora kivy toa izany? Mampijaly io fitiavana io saingy samy manana ny zioga entiny ny tsirairay. Diniho tsara ihany aloha vao manapa kevitra fa sarotra ny mitady asa indrindra ao Tana. Tsy noho lehilahy 1 no hanarianao ny fiainanao. Mijanona dia miasà mafy fa tonga ho azy eo ihany ny solony raha tsy miverina intsony izy. Mba manàna hambo ihany koa ka raha tsy nandroaka azy ianao fa izy no niala dia aleo izy no hiverina.

Bonsoir Mirananirina, tsy mora kivy aho fa tena efa feno ny kapoako re a! Ekeko fa mampijaly tokoa ny fitiavana ary io no aretina marary indrindra ka eritreretiko fa ny fanafodiny dia miala lavitra an'ilay mamparary. tsy maintsy mbola hisy tohiny manko ra mbola mifanakaiky izahay dia aleo mintsy aloha za mandeha lavitra. Aseoko azy fa foiko ambakany asako nohon'ny faharariako aminy...
Ankasitrahiko be ny torohevitrao
17. Annih ( 06/03/2014 15:24)

shannie:

bjr! maha-ontsa ahy aky ndry, courage aky neny an. rehefa tena tapakevitra indry ny hody dia mandeana aky an. tsy mety raha indry tovovavy io mianjady olana malaelo samy irery antany lavitra any. ataoko fa efa nodiniandry tsara ny côté negatif s positif. bn courage ndry d mahereza mivavaka, ankino @ Andriamanitra aky fa hainy atao ny zavatra rehetra an. tsisy afaka manampy andry nga @ entana? manin raha asaina misy mitsena. tokny misy manampy ndry fa tsy vitandry samy irery izany. dia aza atao fantany mintsy oe andeha indry. avy dia mandeana fotsiny. efa tena tsy fitiavana ny fietsika asehony. mivavaha koa indry ho azy fa aza ilaozana fotsiny @zao izy. ( tsy ferana, mety azon-draha koa izy ka izay no mahatonga azy ho tsy tompon'ny tenany). tsofy rano izy fa izy koa ary zany efa manana ny vady amanjanany. aza kivy @zany fa ny vodi-sobika ary aky mana-tandrify an.

Bonsoir Shannie, tena ra tsy tato ampiasana aho dia tena nigogogogo nitomany, tohina be ny foko mamaky ny toro hevitrao, olona manana compassion enao toa ahy iany koa. Mankasitraka be Shannie a!!! ie za tsy mba mitsahatra mivavaka izany, ho an'ny fiainanay roa voalohany indrindra dia aveo ho ahy sy ho azy, tena tsy mitsahatra aho ny mangataka amin'Andriamanitra mba hamerina ny raison-ny fa tena hitako hoe tsy mahalala marina mihintsy izy. Merci be dia be
18. djhamhal ( 07/03/2014 07:10)
salama ianao! mety mitovy @ reo voalaza eo ambony ihany angamba ny valinteniko fa tsy voavakiko daholo ! raha ny torohevitro dia atreho ny fiainanao , aza miala miasa zany fa iza no hamelona anao eo ? satria raha vao mikorosy fahana eo ianao ka tsy hiasa tsy vao maika ve haneso sy handatsa anao izy?? vao mainka aza hikirizo sy hatsarao kokoa ny asanao sy ny fiainanao ; ny fisarahana aminy ndray dia izay itanao fa izay zakan ny fihetse-ponao atao na hilaza mivantana na tonga dia miala fotsiny @ zao ianao ;dia mivavaha mandrakariva ary mahery !
19. Annih ( 07/03/2014 08:43)

[quote=djhamhal]

[/quote
Miarahaba anao!!! marina avokoa izay voalazanareo namana fa tena eto ampandiniana mihintsy aho @zao. En meme temps za tena mivavaka amin'Andriamanitra hoe iza amin'ireo ny tena fanapahan-kevitra mety sy tokony ho raisiko. Mino sy manantena aho fa tsy hamela ahy irery satria tena mitady azy @ foko rehetra mihintsy aho ary tsy hitsahatra ny hangataka aminy mandrankariva.
20. djhamhal ( 24/03/2014 11:02)
ka nanao ahoana ianao zao ?? efa nisy vaha olana ve ?? dia mankahery anao hatrany !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1264