Diskôteka

1. amig0 ( 03/03/2013 21:38)
Aiza no misy trano fandihizana malgache aty Perpignan isakiny zoma?
novalian'i hery ny 04/04/2013 17:56
2. 5laody ( 20/03/2013 18:19)
Salut Amigo,

Rehefa mivoaka ny trano ianao dia miankavanana di amndeha foana dia mandeha foana dia manisa jiro mena telo dia miankavia dia mahita tetezana dia afaka an'ilay tetezana dia mahita lalana miankavia misy mpivarotra be dia be io: dia tsy mankany fa ilay eo akaikiny. manisa poteaux 8 ianao dia misy varavarana gris eo dia mi-sonne. tandremo fa amin'ny sivy sasany vao misokatra ary zoma ihany. Mirary ny vidimpirana , ento ny namana sy tapaka. programa: afindrafindrao, hira malagasy sy vahiny,sambos, mofo sakay, vary amin'anana amin'ny 2 sy sasany maraina, vita amin'ny 10 ora satria mitabataba.
Misaotra ano namaky hatramin'ny farany.
3. hery ( 04/04/2013 17:56)
tsisy anarany ve izany sa antsokosoko? lolll
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3308