PROPOSITION FANATSARANA FITSARANA- RAMAROLAHIHAINGONIRAINY Anthony

1. cpd8910 ( 14/12/2011 23:56)
nisarika ny saina ny raharaha nahafaty ny Mpitsara iray tany toliary izay nodarohan'ny Polisy tao an-toerana. L'appareil judiciaire du pays touche complètement le fond.

Sao dia mba tokony hasiana fiheverana sy hotohanana ihany ny toro-hevitra sy famakafakana nataon'Atoa RAMAROLAHIHAINGONIRAINY Anthony momba ny fanatsarana ny fitsarana. Raha ny mpitsara aza sahin'ny Polisy. Ary raha ny Polisy no efa mihetraketraka toy ny jiolahy dia inona no antenain-tsika vahoaka tsy mandady harona? fanjakan'i Baroa tanteraka.

Ity ny lia hitako tao amin'ny tranokalan'ny Madagascar Tribune:
http://www.madagascar-tribune.com/_Anthony-Ramarolahihaingonirainy,3583_.html

Fa refa nijery an'ity invité du zoma ity aho dia mbola vao maika convaincu fa manan-kevitra tsara sy mahakasika zavatra maro io razoky io. Mba jereo fa mahaliana.

http://blip.tv/ramarolahihaingonirainy-anthony/tvplus-5801878

Maninona angaha no tsy mirotsaka eo amin'ny sehatry ny politika ny avaram-pianarana toa itony mba hisolo an'ireo goaika antitra tsy misy ilaivana azy ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4085