Resaka jesosy
1. dangytsmaty
(
16/09/2009 11:00)
Inona ary no nolazain'i Jesoa t@ ireo namantsika azy(ilay nikapoka fantsika mihintsy)teo ambony hazo fijaliana?
novalian'i Papoose ny 17/09/2009 20:12
3. tywa68
(
16/09/2009 11:18)
Haninn ato @ hatsikana zany ? tsy mampmé :lol:
34 Dia hoy Jeso: Raiko, avelao ny helony, fa tsy fantany izay ataony. :-w
34 Dia hoy Jeso: Raiko, avelao ny helony, fa tsy fantany izay ataony. :-w