MBA ATOROY AHY SAO MBA FANTATRAO!!

1. lako ( 01/09/2009 06:17)
Mitady ireny machine manao sarona "pot yaourt allu, plastique" ireny raha mba misy mahalala. Misy vita vazà ny betsaka, misy vita Gasy fa samy tadidiaviko avokoa izy 2. Na misy mahita ny mpanamboatra azy koa nareo ry reto dia mba manorata aty an!!!
novalian'i ni81 ny 04/09/2009 07:43
2. Ratoa ( 03/09/2009 01:44)
Anontani Ra8
3. ni81 ( 03/09/2009 05:56)
Anontani Ra8
:lol: :lol:
4. lako ( 03/09/2009 06:43)
Voaray!!!Misaotra ni81 an!!Ka izy aza efa lasa ko!!!Tena resaka marina io fa tsy vazivazy an!!fa na zany aza tsy maninona ka!!!
5. ni81 ( 03/09/2009 19:02)
Voaray!!!Misaotra ni81 an!!Ka izy aza efa lasa ko!!!Tena resaka marina io fa tsy vazivazy an!!fa na zany aza tsy maninona ka!!!
Inona no isaoran'i lako ahy e! Zà aza mba toran'ny hehy fotsiny @ ilay resakareo knou :)! Fa rehefa nieritreritra aho eto dia mba anontanio eny @ sacoplast Tanjombato fa toa misy manao an'ireny ry zareo e!
6. Ratoa ( 03/09/2009 20:15)
nahoana ary no tsy anontanianareo Ra8 :D :D :D :D

vazivazy fa misy vita gasy ve izy ireny? jereo ao amin'ny Google fa na teny gasy aza anie voavakin'i Google. Angha i Google tsy mahay!!!!
7. lako ( 04/09/2009 06:22)
Hay misaotra namaly na de ....aza eee!!!tsara ange ny forum tsika ato eee!!
De zao za zao hamerina hisaotra indray fa nisy sacoplast indray!!manamboatra ilay machine fanaromana ange zany eeee!! fa tsy hoe: manarona fotsiny!!!
Efa nanandrana tao @ google za fa tsy nahita izy!!
Misy vita Gasy mitsy reny, za efa nahita fa mbola tsy nieritreritra nanontany!!fa zao vao tonga le fanontaniana hoe aiza ny manamboatra azy fa tsita tsony ilay olona nanana!!!
8. ni81 ( 04/09/2009 07:43)

dia tsy mba fantatro izay toerana manamboatra machine fanaromana izany ry ise a! hihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3917