Sao mba misy manana e

1. dahuily ( 16/11/2008 22:22)
Sa mba misy nahatahiry ity sarimihetsika frantsay iray ity ianareo ry reto a "la monnaie de singe" no lohanteniny ary sarimihetsika mampihomehy @voalohany hatramin'ny farany izy io ary tantarana olona iray mpanao sary izay ka lasa mpanao vola sndoka ka i "Taupin" no anarana fiantsoana azy ,efa tany @ taona 1984 tany no nahitako azy io t@ fahita lavitra farany de misaotra anareo mialoha e :cry: :?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2399