Assurance auto

1. xxx ( 07/06/2008 07:53)
Hono ho aho, ho an'ny olona eto France.Raha misy mpivady manana fiara,ny fiara n°1=misoratra @ ilay rangahy,ny assurance koa @ anarany.Ny fiara n°2=misoratra @ ramatoa dia ny assurance ve azo soratana @ ilay vadiny sa amin-dramatoa ihany.Mbola tsy tafandalo tany @ assurance ah fa arosoko eto aloha ny dinika mba tsy hivezivezeko.Ny mahatonga ahy manontany hoe azo soratana amin-drangahy ve ny assurance dia satria efa izy no misoratra any hatramin'izay @ ilay fiara n°1 fa ilay fiara n°2 vao avy novidiana.Misaotra mamaly.
novalian'i kelly13 ny 19/08/2008 21:45
2. kelly13 ( 07/06/2008 20:55)
mety, nenà zao ny fiara @ anarako, d ny assurance @ anaran'i ramosé
3. xxx ( 08/06/2008 12:16)
tonga d fantatro oe mety njy zao no hamaly an'io :wink: ,merci ki a :-* :-* :-*

(voie sans issue sy feu tricolore,kôpy njy an) :-D :-$
4. Ralay ( 09/06/2008 10:31)
Raha mpivady no manana fiara anankiroa dia afaka misoratra @izay anoratana azy ny assurance saingy tsy maintsy milaza @ assurance fa ianareo mivady dia samy afaka mitondra ireo fiara roa ireo dia ry zareo no manao ny calcul fa tsy ny bonus-n'ny ramose ihany no miasa fa misy calcul manokana ataon'ny assurance.
5. kelly13 ( 19/08/2008 21:45)
xxx>ahhhhh, kôpy za, hahahahahaha :-* :-* :-* (lalina zany, 10 andro apres vao tadidiko oe jisy ity dinika ity), iekany, marina io nolazain'i ralay io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.9818