tolotr´asa sy fitadiavana asa

1. hendry ( 21/08/2004 15:32)
Miarahaba ny mpitantana.
Maniry ny hisian´ny loha-hevitra tolotr´asa sy fitadiavana asa "offre et demande d´emploi" eto @ sehatra. Mety tsy hisy lafiratsiny kosa ngamba zany e?
novalian'i mimich ny 26/08/2004 14:16
2. hery ( 21/08/2004 22:04)
Miarahaba an'i Hendry,
Tena efa eo am-pieritreretana izany mihitsy izahay amin'izao fotoana izao fa aza manahy. Hisy fanatsarana vitsivitsy indrindra amin'izao faha-5 taonan'ny serasera izao. Misaotra betsaka e.
3. mimich ( 26/08/2004 14:16)
miombo-kevitra @ hendry ary mirary soa an'i hery hahavita tsara izay kasaina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0805