Fananganana orinasa eto Madagasikara

1. AndKam ( 07/01/2019 15:06)
Manolotra ny arahaba amin'ny mpikambana rehetra ary dia tsy hadino ny mirary soa sy fahombiazana ary fahasalamana amin'ity taona vaovao ity.

Saika mba hanontany anareo mpikambana aho fa mila fanampina hoe raha hanangana orinasa dia mila ilay hatao hoe contrat de bail izay dia, ka raha ianao no tompon'ilay local dia mila justification tahaka ny "Copie intégrale du Titre foncier au nom du bailleur" na koa ny "Certificat de situation juridique" ka raha tsy manana an'ireo ve dia mety raha toa ka "enregistrement @ impôt" misy ny anaranao ireny no anolona azy?

Misaotra indrindra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0898