mila torohevitra

1. nath02 ( 09/09/2016 12:53)
slt a tous,lasa be dia be ny moniko,napiasa eau de rose sy gommage voatabia za fa tena vo maik lasa mis mainty2 kely bdb ny tarehiko,iza no afaka hamaly a?
msaotra mialoha
novalian'i ora ny 14/09/2016 07:33
2. booboo ( 09/09/2016 13:50)
Huile essentielle lavande fine na tea tree atao eo @ boutons, afaka ampiasaina pure ireo. Ny soins isan'andro indray ny huile végétale de nigelle ( acne ) sy huile végétale de calophylle ( anti-tache sy cicatrisant ) dia asiana gouttes kely he lavande fine. Ireo no fampiasako.

(Sinon ny huile végétale jojoba, baobab, carottes, rose musque na rose de damas koa tsara be, tena mahasoa ny hodi-tava.)
3. ora ( 14/09/2016 07:33)
mahereza mosotro rano eh, io koa no tena ilaina na manosotra ireo zavatra rehetra voalaza teo ambony ireo aza ianao, OK?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2171