Resaka Produit cosmétique

1. Annih ( 11/03/2014 14:45)
Mba omeo anarana shampooing sy apres-shampooing ary bain mba tsara ampiasaina @ volo olioly ry reto a. Dia produit hi freezena volo koa ;-)

Misaotra mialoha
novalian'i tiris8786 ny 20/03/2015 17:18
2. shannie ( 11/03/2014 17:28)
[quote=Annih]
Mba omeo anarana shampooing sy apres-shampooing ary bain mba tsara ampiasaina @ volo olioly ry reto a. Dia produit hi freezena volo koa ;-)

Efa nampiasa KARITE ve i Annih? andramo raha tsy mbola nampiasa ndry fa tsara io. sady misy shampooing io n mis bain, crem coiffante. fantaro ny toe-bolo oe gras sa sec sa inona? dia ataovy mifanaraka @iny fôna ny produit ampiasaina, ny andry izany zao olioly, tafiditra ao @ sec. mangalaha koa toro-hevitra ao @ boutique izay ividianana produit, fa normalement tokony ho hainy daholo ny asan ireo produit amidiny ireo. karakarao tsara ary ny volo eh ;-)
3. Annih ( 13/03/2014 15:14)

shannie:

Misaotra betsaka shannie a, ho andramako ndray aloha io zany ;-)
4. tiris8786 ( 20/03/2015 17:18)
ny important dia izao "produits hydratants" foana no jerenao. Jereo tsara fa indraindray koa marketing fotsiny ilay hoe karité na zavatra hafa. tsy mividy mora loatra nefa koa tsy mividy ilay lafo loatra.
faharoa dia tsy ampy ny shampoo sy ny après-shampoo par expérience raha tsy any Dago ianao no mipetraka satria ny any ivelany dia manahirana ny climat sy ny rano.
ka ankoatran'ireo dia manaova bain d'huile raha mazoto alohan'ny shampooing. Huile végétale misy betsaka azo anaovana azy fa rehefa mividy dia de qualité sy pur vidiana. ohatra huile d'olive, amande douce, ricin, ireo izao no mora hita. izaho aloha dia kamo manao bain d'huile fa miaro ny volonao amin'ny shampoo hono izy io.
dia ny resaka mandeha koa dia hoe raha olioly de nature ny volonao dia masque no ampiasao fa tsy après-shampoo.
rehefa voasasa ny volo dia mila asiana crème na menaka kely na gel ireo no fanaondrizareo any amerika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0979