Rohy mety mahasoa

1. RBNIR ( 30/05/2013 23:30)
Faly miarahaba,
Rohy mety mahasoa
http://www.tripleclicks.com/12725948

novalian'i newsoul ny 28/01/2014 15:47
2. newsoul ( 27/01/2014 11:42)
tena marina ve io ? ohatran'ny mampiahiahy
3. RBNIR ( 27/01/2014 11:52)

newsoul:

tena marina ve io ? ohatran'ny mampiahiahy


Mety mahasoa hoy aho an, izaho tsy avy dia nanao confirmation, (otran'ny karazana vente aux enchère ireny ny fijeriko azy,
Raha mba misy manana efa manao dia tsara ngamba raha mba manamarina izy (na tsia)

4. RBNIR ( 27/01/2014 12:06)
Rehefa novakiana tsara dia tsy vente aux enchère ilay izy,
Raha manana produits amidy ianao dia miditra membre ao amin'ilay tripleclic, ka raha accépté dia afaka mivarotra ny produitnao ianao (e-commerce).
Ny avantage hoy izy dia miaraka miasa amin'ny reseau SFI ry zareo izay manana membre b dia b manamparitaka ny produitnao any amin'ny firenena miisa 200 any ho any,
Ny entreprisenao nefa hamarinin-drizareo tsara, dia torak'izany koa ny client dia afaka manao observation tsara (mitovy karazana amin'ny ebay ny fijeriko azy sauf ny avantageny dia izy manana ilay reseau SFI izay manamparitaka ny produits any amin'ny firenena marobe sady mitady client ho anao,
Ilay reseau SFI io indray ny fijeriko azy, ny membre ao dia karamaina (à domicile) ny asany dia manao promotion an'io site de vente eo ambony io, ka izay mahavita promotion betsaka indrindra no mahazo karama betsaka indrindra, dia izay olona manao ao izany dia mitady mail b dia b, contact b dia b, sns......
Hamarino tsara ihany aloha na izany aza,
5. newsoul ( 28/01/2014 15:47)

RBNIR:


[quote=newsoul]
tena marina ve io ? ohatran'ny mampiahiahy


Mety mahasoa hoy aho an, izaho tsy avy dia nanao confirmation, (otran'ny karazana vente aux enchère ireny ny fijeriko azy,
Raha mba misy manana efa manao dia tsara ngamba raha mba manamarina izy (na tsia)


salama daholo
rehefa nijery aho dia nahita an ty liens ity http://www.encherevip.com/
ny fahazoako azy dia amidiny mora ilay entana fa isaky ny mandray anjara @ enchère ianao dia mandoha 1€ ohatra na 50 cents fotsiny aza ka izay fetsy ka manao enchère farany juste alohan'ny hifaranan'ny enchère ohatra 15 secondes alohan'ny hikatonan'ny enchère dia iny no mahazo azy ry zareo ao @ ilay site zany manao compte hoe raha olona 1 millions nanao enchère Ipad iray zay lazainy fa 34€ dia efa nahazo 1 millions € tsy mampaninona azy zany fa ianao nanao enchere farany koa nahavoa satria mety nandany 10€ t@ enchère dia nahazo ipad
mba jereo hoe io, ho an zay liana fa izay aloha no fahazahoako azy
misaotraa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1666