kiraro talon

1. voly ( 26/11/2012 07:51)
bjr dol ,za ref manao kiraro talon d lasa reraka b n tongotro av eo , d mitongilana le kiraro av eo za kou ts d zatra talon d inona n ataoko mb ts ho rerak b s analana le hoditry le kiraro mafy b d lasa manaikitra ,le talon le akibe ren ian n mpotra ren zan kiraro zan
2. mioby ( 26/11/2012 12:20)
Bjr
rehefa vizana alo de tsara ny manao kiraro iva
kikisana labozia ny hoditra ao anatiny raha manaikitra e na hosorana menaka fanendasana de malefaka
3. mirananirina ( 30/11/2012 11:50)
Aza manao talon aiguille fa ireny talon matevina ireny anaovana ohatra ny compensées (sady io no lamaody @ izao)
4. vale ( 01/12/2012 23:11)
ie, marina izany mirananirina, ny talons compensés tsy mankarary tongotra loatra, fa ny talons aiguilles henjana be! fa rehefa talons aloha mamizana ihany a, na compensés aza, ka mandeha tapak'andro aminy enao reraka ihany a, rehefa talons manderaka dol fa ny compensés azo hiainana, ny fanaoko dia mivatsy ballerine aho anaty poketra dia anaovako iny rehefa vizaky ny talons aho, lol
5. Ilo ( 03/12/2012 13:38)
Ny kiraro talon koa alo tsy dia tsara anaovana raha mandeha tongotra na mitsangana elaela na koa hoe anaovana maraina mandrapaharivan'ny andro fa manjary tsy mahazo aina ny tongotra dia mivonto ka lasa manaikitra. Arak'io lazain'i Vale io oe aleo mivatsy ballerine dia solosoloina eny.
6. sipagasy ( 10/01/2013 21:02)
dia rehefa tonga any an-trano ny hariva dia somary ampanaovina douche écossaise kely ny ranjo izany hoe tifirina rano mangatsiaka beh avy eo rano somary mafana ampifandimbiasina mba handehanan'ny fikorinan'ny rà ao anatiny,

dia mazotoa daholo ry kala jejo isany annnnn, sady tratry ny taona daholo akia annnn
7. sipagasy ( 22/01/2013 13:10)
ary tsarovy fa ny haavo tsara indrindra @ kiraro dia eo à 4.5cm eo ho eo
8. pisoonja ( 19/03/2013 12:43)
o ry reto a , izao dia 10 h ao anatin'ny 6j/7 dia kiraro avo foana no hanaovako , nyasako koa dia tena mametra an'izay indraindray mila tsy ho zaka ntsony ny tongotra fa ilay izy aloa tsy mivonto e, reraka fotsiny
9. vahiny2004 ( 14/06/2013 09:01)
Ny kiné no nilaza tamiko fa tokony ampifandimbindimbiasana ny kiraro 3 niveau x : plats , 4/5cm, talons hauts . Mahatsara lamosina hono io

Fidio koa ny qualité n'ny kiraro anaovana, ny kiraro tsy maha stable tsy tsara anaovana matetika

pisoonja >>> tandremo ihany fa ny any aoriana no tena mety olana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1516