ahoana no fomba ahafantarana fa tonga ny any vhv

1. xxx ( 29/01/2010 11:29)
ahoana no fomba ahafantarana ny vehivavy rehefa manao firaisana fa hoe tonga ny azy
2. Picsou ( 29/01/2010 12:57)
Raha mahatsapa tsara ianao dia somary mangovitra izy ary miova ny fihetsiny na ny fiteniny, lasa tsy tompon'ny tenany izy :roll: :roll:
3. xxx ( 29/01/2010 15:07)
Misy lakolosy maneno :o
4. Tsiaritra ( 29/01/2010 15:44)
refa voakaikitra ny sofin'ingah na ny tendan'ingah d ao iz zay. Mila miafy kely ingah @zay fa manjary manapaka ny feeling ny.
5. xxx ( 29/01/2010 17:01)
[quote=Tsiaritra]
refa voakaikitra ny sofin'ingah na ny tendan'ingah d ao iz zay. Mila miafy kely ingah @zay fa manjary manapaka ny feeling ny.
[/quote
:-D :-D ary tandremo sao asiandr'ikala tampon refa avy eo eny @ tenda sns fa dia waina be.
6. Papoose ( 29/01/2010 19:07)
xxx:

Misy lakolosy maneno :o




:-D :-D :-D :-D ho ahy mipetraka eo akaikin'ny fiangonana zany dia misy vhv tonga ao anannann aoooo!!! :-D :-D
7. xxx ( 29/01/2010 22:25)
xxx:

ahoana no fomba ahafantarana ny vehivavy rehefa manao firaisana fa hoe tonga ny azy


hotran'ny hafa2 ihany, raha ohatra ka lhl no nametraka ilay hevitra ka rehefa manao firaisana izy! dia tsy tokony hahafantara ve oe tonga ny an'ilay vhv?.raha toa ka vhv indray dia mety efa niseho teo aminy io zvtr io fa izy fotsiny no tsy sahy mibitabitaka sy mikiakiaka na koa menatra..
8. xxx ( 30/01/2010 00:13)
xxx:

Misy lakolosy maneno :o



:-D :-D :-D :-D
9. muro ( 30/01/2010 07:31)
refa tonga ny an vhv d somary lasa henjakenjana ny vatany
10. xxx ( 30/01/2010 19:38)
ka efa hoe rehefa ho avy veh aza ianareo tsy mba mampaneno lakolosy na sonnette kosa e! hihihihihihih
11. vale ( 31/01/2010 10:34)
hoy muro:
refa tonga ny an vhv d somary lasa henjakenjana ny vatany
____________
hihihihihi, mampiomé ay koa enao ty ry Muro!! :-D :-D
io samy manana ny fombany ny vhv rehetra knoh, misy mandrangotra, misy manaikitra sofina izany eee, misy mikikika, misy silencieuse be fa fantatry ny partenaire-ny foana e, toa oe ny "vagin" ono lasa maneritery an'le any lhl, :lol: eisyy eeee, mampiomé koa le nametraka lay fanontaniana, mety tsy mbola sendra vhv tonga mintsy izany enao matoa tsy mba maha-remarque fietsika na réaction na de kely ftsn aza, eny fa na dia oe silencieuse be aza le vhv :lol:...:D
12. Mirananirina ( 01/02/2010 08:29)
Hoy i xxx:

Misy lakolosy maneno





ho ahy mipetraka eo akaikin'ny fiangonana zany dia misy vhv tonga ao anannann aoooo!!!
=)) =)) =)) =))
ohatra ny an'ny lehilahy ihany koa,ahoana ny fihetsikareo rehefa tonga,dia mitovy sahala amin'izay koa.
13. diamondra27 ( 01/02/2010 08:33)
henoy ny fitempony fony fa lasa mi accelerer ny vitesse ny tempo
14. muro ( 01/02/2010 10:45)
vale:

hoy muro:
refa tonga ny an vhv d somary lasa henjakenjana ny vatany
____________
hihihihihi, mampiomé ay koa enao ty ry Muro!! :-D :-D
io samy manana ny fombany ny vhv rehetra knoh, misy mandrangotra, misy manaikitra sofina izany eee, misy mikikika, misy silencieuse be fa fantatry ny partenaire-ny foana e, toa oe ny "vagin" ono lasa maneritery an'le any lhl, :lol: eisyy eeee, mampiomé koa le nametraka lay fanontaniana, mety tsy mbola sendra vhv tonga mintsy izany enao matoa tsy mba maha-remarque fietsika na réaction na de kely ftsn aza, eny fa na dia oe silencieuse be aza le vhv :lol:...:D

tena marina ny hoe sam manana ny fomba fisehony io,fa raha nahita ny hevitrao za d hoy aho hoe mety variana mankafy ngah sa lasa lavitra koa ny sainy lay olona nanontany ka tsy arany lay izy

:lol: :lol: :lol:
15. xxx ( 01/02/2010 11:41)
mikikikika be takinnn sady ts mahatsapa tena mits hoe mafy be loatra le horakoraka atao !! maty ny bôl de mihorakoraké !! za zan mits ! hihihihih !!hhhhmmhmhmh.
aza ajanona cheri annnnn ! ataovy ian fa tiko beu zan !!
maty ah ...maty ah.....ay ay ay ay !!
:* :* :* oops
16. vale ( 01/02/2010 15:05)
mety variana mankafy ngah sa lasa lavitra koa ny sainy lay olona nanontany ka tsy arany lay izy


muro> eeehh, bah voilàaaaaaaa! afantohy tsara any ny saina am manaraka fa ts maintsy fantatrao le izy refa tonga izy, ra tena tsy misy réaction de sa part dia tsy mbola tonga zany! ;-) :-*
17. xxx ( 01/02/2010 21:21)
14. Mpandefa : xxx [ Valio ] 01-02-2010 12:41:18
Lohateny : Re : ahoana no fomba ahafantarana fa tonga ny any vhv
mikikikika be takinnn sady ts mahatsapa tena mits hoe mafy be loatra le horakoraka atao !! maty ny bôl de mihorakoraké !! za zan mits ! hihihihih !!hhhhmmhmhmh.
aza ajanona cheri annnnn ! ataovy ian fa tiko beu zan !!
maty ah ...maty ah.....ay ay ay ay !!
oops
ben,didon! fa dia tena nangotraka be angaha izy tao ry xxx14! no dia ahàhàka toy izao? :oops: :oops:
18. xxx ( 01/02/2010 21:28)
ny vhv aza anie mbola mba mora fantarina! fa ny lhl no tena misy mampiomehy be ndray2 e!misy lasa miteny @ teny tsy fantatra izany ry zalah!ny sasany aza moa dia ny anran'i sipany taloha no voateniny mdrrrr!
19. vale ( 01/02/2010 22:21)
hahahahahah! aza sendran'izany fa tondé tapaka ny feeling!! mdr!!
20. Papoose ( 02/02/2010 15:09)
Dia raha samy miaraka tonga zany ny lahy sy ny vavy dia asa fotsiny fa samy haneno foana ny lakolosy, dia ny ray etsy mihenjakenjana sy midobodoboka le fony

mampime be! :lol: mety hisy tremblement detera kely :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2975