Raha namorona ny olona Andriamanitra

1. xxx ( 18/09/2009 09:12)
Rehefa namorona ny olombelona hono Atra dia nalainy ny fotaka dia nataony toy ny endriny.
Dia rehefa vita dia nataony tanaty lafaoro. Nijanona tanaty lafaoro 15mn teo hoe eo, dia navoakany tao. Tsy masaka tsara fa fotsy botsiaka ary na ny volo aza dia nisy mavomavo (blond) izany ny an'ny sasany ary ny sasany dia tsotra be ny volony. Ny mason'ny sasany koa nisy maitso sy manga. Ireo izany ny vazaha sasantsasany aloha, dia tao koa ny sinoa sy ireo manana hoditra fotsy isan-karazany.
Dia hoy izy hoe: @ manaraka dia somary ampitomboiko kely indray ny faharetany ao. Dia nalefa indray ny fotaka hafa ary naharitra 30mn; dia navoaka tao indray avy eo ary dia somary zarazara hoditra ireo, ny volo somary olioly. Nisy karazan'olona maro koa no hita tao...
Dia farany nataony hoe: aleo hijanona elaela mihitsy fa toa tsy hitako izay tena marina @ izy ity; ary dia nataony adiny 3 vao navoaka tao anaty lafaoro ireo olona. Kanjo, mainty be avokoa, ny volo amin'io main'ny lafaoro dia lasa ngita be mihitsy, ny molotra natevina be, saingy ny nify kosa dia fotsy botsiaka fa nahagaga. :D
novalian'i tywa68 ny 19/09/2009 06:47
2. nathie86 ( 18/09/2009 11:00)
hihihihihii hahhahahahha
3. tywa68 ( 18/09/2009 11:08)
xxx > zay no niafenanao an ! volo ngita may tanaty lafaoro, ny molotra matevina be fa ts nifitina maina, tsy mapmé ahy kosa io ry Nathie86 a, sa i dangytsymaty io ? :-D :-D :-D
4. nathie86 ( 18/09/2009 12:57)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D , tsy azoko miintsy ko iz zany, in no idiran'ny dangytsmaty @ zao ki ry neny kely =))
5. Papoose ( 18/09/2009 13:15)
io ndray fa nipoitra ny resaka dangytsymaty! =))
6. tywa68 ( 19/09/2009 06:47)
Nathie86 sy Papoose > ilay ps dangitsymaty no mampmé noho ny zvtra lazainy koa inn indray :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7494