Recette tsock / tchock

1. boozkel ( 03/09/2009 12:51)
Sao mba misy mahay nareo, tsy haiko intsony na tsock na tchock no izy,
Mitady @ net zah fa tena tsy mahita e,
Atao soupe de riz ndray ny recherche fa tsy izy mintsy
Ahoana kay no fomba fanaovana tsock, ze mahay ry reto mba zarao a,
Ohatran'ny @ restau chinois ireny??

Misaotra mialoha e
novalian'i rasoary ny 21/09/2010 13:27
2. Ratoa ( 03/09/2009 19:46)
inona ary izany?
3. fahamarinana ( 03/09/2009 20:40)
:arrow: boozkel :za koa mpankafy tsok fa tena zatra mandeha "long" ka tsy nianatra mihintsy !Angamba ,hoy aho,karaha manao lasopy ihany ny ingrédients fa ampiana vary dia atao boledaka tsara be !Asa anefa !Andraso jereko dia hiverenako eto avy akeo raha mahita aho an ! :wink:
Ratoa :karazana lasopy sinoa akia fa miampy vary toa sosoa dia miampy ingredients be dia be koa ! (l)
4. Papoose ( 03/09/2009 21:38)
samihafa @ tsok-ril v zany???
5. ni81 ( 04/09/2009 05:39)
samihafa @ tsok-ril v zany??
:lol: :lol:
6. michouh ( 04/09/2009 07:14)
ny fanoratana azy aloha dia tsy haiko loatra fa angamba ilay tsock ilay izy. Potehina atao potika be mihitsy ny vary manta. Avy eo arotsaka ao anaty rano mangotraka toy ireny mahandro vary ireny, dia lasa malemy be ao ilay izy. Dia efa andrahoina manokana koa izay tiana afangaro aminy oh: anana, hena baolina, sns... avy eo arotsaka afangaro amin'ilay vary malemy tsara, asiana sira dia izay. Aroso mafana tsara.
7. fahamarinana ( 04/09/2009 14:11)
:arrow: michouh :kay masahana misaraka zany ? ...mety io mihintsy no fanao azy !araka ny hevitro aloha an !
bouzkel :ehe ,nitady ara fa tsy nhita eky ilay re7...dia io zany aloha andramana !Fa ny ingredients no itovizandreo angambany !
Mazotoa homana e! tandremo sao atavezin'ny tsok ! :lol: (l)
8. boozkel ( 05/09/2009 07:07)
Papoose:
samihafa @ tsok-ril v zany???

:-D :-D :-D :-D iny ndray no tsy hitako

michouh:
ny fanoratana azy aloha dia tsy haiko loatra fa angamba ilay tsock ilay izy

tsy hay intsony e, ndray ndray Tchock no anoratan-dry zareo azy,
de @ restau sasany Tsock

faha:
Mazotoa homana e! tandremo sao atavezin'ny tsok !

koa nga moa hohanina isan'andro e,
mba reefa rera-dreraka iny voa mihinana e,

Misaotra e
9. fahamarinana ( 05/09/2009 07:11)
:arrow: boozkel :fa resaka resaka fa tsy atakaloko van tan mine ilay tsok aloha an,karaha homana vary sosoa ve !Tsy dia menu pref-ko loàtra ! :lol: (l)
10. boozkel ( 05/09/2009 10:24)
Faha > reefa olona tsy tia vary sosoa aloha dia tsy tia tsock mazava ho azy e,

11. Rafotsy ( 07/09/2009 13:46)
Bonjour daholo !
Ity misy recette nalaiko teto ihany ary efa nandramako !
Zavatra ilaina :
Bouillon de poule na volaille araka izay habetsaky ny olona hihinana
crevettes crues décortiquées à macérer dans la sauce soja et fécule de manioc
boulettes de viandes chinoises
escalopes de poulet en fines lamelles
du riz cuit à mixer dans le robot ( ny ahy tsy nataoko betsaka )
du vert : salade ciboulette coriandre anana chinois coupés très fin !
2 oeufs battus en omelette !
faire chauffer le bouillon de volaille et y faire cuire les boulettes !
verser petit à petit le riz tout en tournant ! rajouter les crevettes , l'escalope de poulet et le vert !
mettre les oeufs tout en tournant et rajouter un peu de sauce soja !
Nataoko sakafo hariva ary tena voky ny rehetra tonga dia dessert !
Mazotoa omana !
12. fahamarinana ( 07/09/2009 18:35)
:arrow: ouéééééé !mankasitraka Rafotsy a! Na tsy mpankafy tsok aza mba hanandrana aho fa karaha hety io ! :D :-* (l)
13. boozkel ( 08/09/2009 04:54)
Misaotra Rafotsy a, @ fin de semaine manamboatra,
:-*
14. fahamarinana ( 08/09/2009 07:09)
:arrow: boozkel : samia manao tsika roa ary dia miara-valiana eto raha ok na ahoana ! :lol: (l)
15. sipagasy ( 11/09/2009 18:26)
ndeh hanandrana indray aho izany, ohatran'ny hoe varianten'ny vary @ anana iznay ilay izy e!
16. Lejoba ( 14/09/2009 22:39)
manaova vary sosoa dia hano @ ron'akoho !!!!!!!!!!!!
:-D :{ :{ :{ :-D
17. mandrindra ( 16/09/2009 09:12)
tahaka ny recette-dRafotsy ihany fa misy fiovana kely

izaho tsy mampiasa bouillon de poule na volaille fa aleoko carcassen'akoho no tenehana, ampiana taolankisoa raha mahita
ny vary tsy potehina ao anaty robot fa tenehina satraia ny fiketrehana dia adin'ny telo, afo malefaka, izay dia efa maha potika tsara ny vary

raha tena mpakafy ny fahandrotsinoa dia ovaina taovan'akoho ny escalope de poulet
18. fahamarinana ( 16/09/2009 21:10)
:arrow: mandrindra :misaotra e ! :-* (l)
19. mihanta ( 17/09/2009 06:41)
any amin'ny sinoa efa misy an'io vary fanaovana tsock io.tonga dia maditidity tsara otran'reny tsock any mada reny mintsy
ny ahy indray mba novaiko boulette de poisson mba miala kely amlé viande.dia siako atin'akoho koa .
rehefa voaloatra anaty bol dia vakiako ny atody en entier manta d afangaroko aminy.
ny ahy indray ny ciboulette sy ny coriandre refa am farany mintsy vao arotsako.
mazotoa homana dôlo
20. sipagasy ( 19/09/2009 17:38)
Lejoba:

manaova vary sosoa dia hano @ ron'akoho !!!!!!!!!!!!
:-D :{ :{ :{ :-D



hihih nann andrahoana @ ron'akoho anie izany ilay vary e!!! sa vehhh diso aho?????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2859