Ny siansa arak'i RBNIR

61. rhaj0 ( 09/04/2018 14:26)
RBNIR:
Combat equitable no ankasitrahany...

Asa k'lou raha mba azon'i RBNIR ny dikan'izany "equitable" ... loz'ty.

Hozy RAlarosy:
Qui agit selon l'équité ; juste, impartial : Un juge équitable.
Conforme à l'équité, à la justice : Une décision équitable.


Dia "equitable" tokoany moa izany amin-dry RBNIR ny hoe, voa-batory poritra misy vidiny kokoa noho ny tanan-dramatoa.

Dia "equitable" tokoany koa moa izany amin-dry RBNIR, rehefa i Omnipotent, izay sady juge no bourreau, manao ny "fandripahana" h@ antitra sy ny zazakely Ejipsiana ohatra.


Ka ity "equitable" ity anie ry RBNIR ka dia teny tsy dia fampiasa any @ garabola sy ao anaty Baiboly.. fa dia inona loatra azany no ilingilinginao mampiasa ity "teny hafa" ity ee...
62. RBNIR ( 09/04/2018 14:34)
Izao rhajo a! ilay lehilahy no miady (averiko miady) inona moa no tokony hidiran'ilay vehivavy?

Fanampiny (coup bas hoy aho ny ataon'ilay vehivavy)....Any amin'ny MMA (full contact) aza ange misy coups tsy azo atao rehefa manao competition e!....

Matoa izany tsy azo atao dia misy dikany.....
63. RBNIR ( 09/04/2018 14:39)
Les coups prohibés
Même si le MMA est un combat libre, tous les coups ne sont pas pour autant permis. Chaque organisation et Commission Athlétique d’un pays établit ses propres réglementations. En France par exemple, comme la morsure, le doigt dans l’œil (ou n’importe quel orifice) et les coups aux parties génitales, les techniques, frappes ou comportements suivants sont interdits par la FFFCDA (Fédération française de full contact et disciplines associées) :

http://cnmma.fr/regles/

64. RBNIR ( 09/04/2018 14:40)
Averiko ihany tsy hoe agression fa ady no atao amin'io.....

Miady (mifanaraka hiady) misy fifanarahana ao tsy tokony hidiran'ny vady mihitsy....
65. RBNIR ( 09/04/2018 14:42)
supposeo hoe manao MMA rhajo dia avy ny vadin'i rhajo mamely ny ankasarotan'ilay adiversera satria efa miraraka be ny ivin'i rhajo.....

Dia hoy rhajo hoe nahoana ny vadiko no noroahinareo hiala amin'ny ring.....

:-) mianatra grammaire tsara v aloha isika ireto sa????
66. rhaj0 ( 09/04/2018 20:08)
hi h ihi... efa namena lasantsy ianao ieritreretana ry RBNIR.. FA rahefa tsy mandeha moa ny coco-nao dia .. izao izany ee : TSY "Ady an-tsena" ny resaka eto fa "ady any am-pandriana"..

Eritrereto tsara ao ho'a hoe, aiza no misy "mifampiporiporitra boa-tavory" izany, fa dia mazavabe fa TSY any an-tsena k'lou zany ee...
F'angaha tsy "mivoraka" araka ny filazan-dRBNIR azy mihintsy i Deotoronomia eee... :-)

Imaziner-o hoe, ilay iraikalahy izany ndeha hamely ilay tompom-bady, fa tena avy ramatoa, nahinjitrany ny tanany, ary dia nopendasiny t@ toa-bavoriny ilay Iraikalahy mba tsy hamely. Dia nefa indray, satria HONO, hozy ny Andrmntr'i Deotoronomia sy RBNIR hoe, tsy "équitable" izany manaporitra boa-tavory izany, ary dia i Ramatoa indray no nasain'Andrmntra hanaovan'izy mitsamy tambabe, ka hotapahina tsisy indra-fo HONO ny tananan-dramatoa.

Fa dia izay ee.. raha tsy azonao RBNIR fa "ady any am-pandriana" toa izay izy io, dia hanontanio @ Hrnrn sy izay Mopera/Pasitera any hoe, inona hoe ny contexte @ io Deotoronomia 25:11, na io 25 novambra io, fa dia hiara-hivanitika manja ao ianareo ee...
67. RBNIR ( 10/04/2018 05:06)
Efa mba nomena ihany ny resaka grammaire fa e! e! e!

Deutéronome 25:11 Raha misy olona roa lahy miady ......

Inona ny dikan'ny miady : Mifamely Mifanditra mifanandrina mifamango mifandramatra mifampikatroka

http://www.rakibolana.org/rakibolana/teny/miady

tsy hoe agression io fa ady ifanaovana ifanekena e!
68. RBNIR ( 10/04/2018 05:08)
rhaj0:

hi h ihi... efa namena lasantsy ianao ieritreretana ry RBNIR.. FA rahefa tsy mandeha moa ny coco-nao dia .. izao izany ee : TSY "Ady an-tsena" ny resaka eto fa "ady any am-pandriana"..

Zavatra tsy azo eritreretina akory ny zavatra lazainao eo amin'ny resaka fivavahana.....(hita marina hoe tsy ao anatiny ianao rhajo!)
69. rhaj0 ( 10/04/2018 10:41)
RBNIR:
Zavatra tsy azo eritreretina akory ny zavatra lazainao eo amin'ny resaka fivavahana.....

Ngo dia resaka sex k'lou no lazainao fa "tsy azo eritreretina" eo ry RBnIR? Hoe TSY betsaka arrière-pensée (tsy) vicieuse be ny resa-Baiboly io? na koa io Deotoronomia efa vita bandes dessinées io??

Dia hita mihitnsy ianao ry RBNIR fa Kristiana TSY (mahay) mamaky Baiboly.

Inty indray vakiana fa lavabe ny lisitra, f'efa misy 254 ny resaka sesika ao anaty Baiboly..

http://skepticsannotatedbible.com/sex/long.html


Entre-pa.. "tsy azo eritreretina" HONO, hozy RBNIR, fa "atao" fotsiny an... zavatra fataon'ny Kristiana ankinafinafina ao io... Koa na i RBNIR koa azany ve tsy manao an'io ao, fa mody hoe...
Dia mihevitra ianareo fa TSY hitan'ny Rainareo @ izany ... mouah ha ha :-)
70. RBNIR ( 10/04/2018 11:01)
fa aleo hotohizana ny fanazavana ireo teboka ao amin'ilay rohy nomen'i rhajo fa ny rediredin-drhajo v moa ho tapitra e!

Teboka faha 465

The dragon's tail smacks down to earth one third of the stars. To the author of Revelation, the stars are just little lights that can fall to the ground from the sky. 12:4

Tsy ara-bakiteny no fanazavana an'io.


Ny dragona voalaza eto dia ny devoly na koa hoe Satana, ary ny ampahatelon'ny kintana eto dia ireo anjely nanaradia an'ilay devoly,

Nisy ady tany an-danitra resy ny devoly sy ny anjeliny dia nazera tety an-tany....

« Ary nisy ady tany an-danitra: Mikaela sy ny anjeliny niady tamin'ilay dragona; ary ilay dragona mbamin'ny anjeliny kosa dia niady, » (Apokalypsy 12:7)
« nefa tsy naharesy, sady tsy nisy fitoerana ho azy intsony tany an-danitra. » (Apokalypsy 12:8)
« Ary nazera ilay dragona, dia ilay menarana ela, izay atao hoe devoly sy Satana, izay mamitaka izao tontolo izao; dia nazera tamin'ny tany izy, ary ny anjeliny koa niaraka nazera taminy. » (Apokalypsy 12:9)
71. RBNIR ( 10/04/2018 11:43)
Teboka faha 464

"There were lightnings, and voices, and thunderings, and an earthquake, and great hail." 11:19

Efa voazava tery ambony mitovy amin'ilay teboka 466 ihany

Teboka faha 463

"I saw a star fall from heaven unto the earth." 9:1

« [Ny nitsofana ny trompetra fahadimy, sy ny nahatongavan'ny loza voalohany] Ary ny anjely fahadimy nitsoka, dia hitako fa, indro, nisy kintana anankiray avy tany an-danitra latsaka tamin'ny tany; ary nomena ilay anjely ny fanalahidin'ny lavaka tsy hita noanoa. » (Apokalypsy 9:1)
« Ary nanokatra ny lavaka tsy hita noanoa izy, dia nisy setroka niakatra ary tamin'ny lavaka, tahaka ny setroka ary amin'ny lafaoro lehibe, ary tonga maizina ny masoandro sy ny habahabaka noho ny setroka avy tao amin'ny lavaka. » (Apokalypsy 9:2)

tsy kintana ara-bakiteny ihany koa io fa manambara anjely anankiray hidina ety antany ary hanokatra ny lavaka tsy hita nohanoha
72. endriny ( 10/04/2018 13:18)
aholakolana sy abilobilokaao ny baiboly dia amoromporonana antsaga tsy aman'orana eto ny olona hoe:

1) Nomen'Atra fanahy ny olona tamin'ny famoronana
2) Be indra fo ilay Atra
3) Equitabilite
4) Ho avy ts ho ela ny farany...

1) efa tsy voavaly fa dia foromporonina eto daholo ny toko sy andininy

2) Ilay mpampandova ny heloky dadabean'ny dadabean'ny dadan'ny dadan'ny dadabe amin'ny taranaka aman-jafy

3) Ilay mampijaly sy mpampitondra fangirifiriana ho an'ny vehivavy

4) Volan'ny CNAPS
73. rhaj0 ( 10/04/2018 18:20)
Efa toa ity ambany ity anie ny namintinako ny reviredin'i RBNIR, fa naverin'ilery dia avo mainka naolany sy nabilabilany indray ny teoriany teo ee...
Fa dia averiko eto ho fampatsaiahivana eee...

ny fara-andro araka ny resa-baiboly miampy resa-dRBNIR HONO:

1- Rahefa miraradraraka (toa ny avandra sa voatsinefy) iny ny "kintana", dia izay ilay "fambara" fa manomboka ny farany.

2- Dia "ho avy tahaka ny mpangalatra" ny Zanak'olona amin'ny voninahiny, arahin'ny anjely

3- Dia ampanenoana mafy ny trompetra dia haniraka ny anjeliny Izy, ary hangonin'ireo ny manana "tombokase" (eo antampi-kandriny).

4- Ka dia iny izany ny Anjely no maka ny tsirairay izay "voafidiNY" avy ao @ lava-tranony ao, ary dia entiny eo ambony elatra voromailalany ilehio. Sahala @ t@ ireny krizim-balala ireny, fa @ ity, ny Lanitra dia feno Anjely fotsy, mibaby olom-boafidiNY manao robe lava fotsy

5- Dia iny zareo no misidina ho eny @ "rahon'ny lanitra", dia mamonjy hipetraka eo ambanin'ny seza fiandrianan'ny voninahiny

6- Dia eo @ "rahon'ny lanitra" eo izany, dia mihaohao eo AMBONY rahona fotsy ny:
- Ny Zanak'olona, sy ny volombava fotsy eny ambony seza fotsy
- anjely fotsy, manan'elatra fotsy, mikopakopaka manodidina
- ry RBNIR sy ny tariny manao akanjo robe lava fotsy, misy tombokase ny tampi-kandriny

7- Dia @ io izany, asa raha effa mijanona ny "kintana miraraka", satria izay moa no "sitrapony". Ary dia eto no manomboka ilay "Fitsarana Farany", hoe iza marina no handray ny vaisseau spatiale, ary iza no ajanona, averina hikindingy any @ Latera

8- Ary dia manainga @ izay nareo rehetra izay voafidiNY farany ireo, ao @ ilay vaisseau spatiale, ho any @ ilay "galaksia vaovao", araka ny filazan'i RBNIR ao @ teoriany azy izay

9- ny ao AMBANY ao kosa, dia efa misokaka @ izay ny Tany, ary lavaka mangotagotaka no misy, ary dia ho trohina any ireo olon-TSY-mboafidiNY tavela teo, miaraka @ ireo nanao kidaondrano niakatra nefa kay tsy "tena izy", atositosiky ny Devoly sy Satana @ fourchette ao, ngo dia misy mitsoaka

10- rehefa en sécurité any @ ilay "galaksia vaovao" (an-dRBNIR) iilay vaisseau spatiale, misy ny olom-boafidiNY manao robe lava fotsy, voahodidin'anjely fotsy ary i Andmntra mihintsy no mi-saofera avy eo @ seza fiandrihanany, dia izay vao mihetsika @ izzay ny Trou Noir, ary dia trohiny izay tavela eo, dia ny Latera izay feno mpanota ao anatiny, voahodidina Devoly sy Satana.
74. RBNIR ( 11/04/2018 05:56)
Raha ny tena marina aloha dia tsy misy ifandraisany loatra amin'ny zavatra atolotro ery ambony ny resakareo mirahalahy ry endriny sy rhajo, nefa voaray izany ka rehefa tonga any angamba ny resaka dia manazava isika e!

Mbola mihezaka ny manazava ireo teboka 466 natolotr'i rhajo aho io izao aloha.... vao vitsivitsy izy no vita....
75. rhaj0 ( 11/04/2018 11:02)
Fa ilay "fanazavana" mba entin'i RBNIR eto ve k'lou ho'a :
- "ara-Siansa" araka ny lohatenin'ny lohahevitra,
- sa vao mainka pire, fa araka ny imazination-nao RBNIR irery ao, miaraka @ finoana primitivanao ao io, ka dia izao miara-mahita fa abilabilanao RBNIR matavy ny Baiboly (arak'io efa notsipihan'i Endriny io)
76. RBNIR ( 11/04/2018 11:23)
manazava aho ka ,
raisin'ilay olona ara-bakiteny daholo ilay izy dia avy eo hitany hoe tsy lojika raha oharina amin'ny siansa, dia manazava aho fa tsy ara-bakiteny ireo fa manana heviny hafa:

ohatra ny ampahatelon'ny kintana nianjera tety an-tany tsy ara-bakiteny fa milaza ireo anjely nazera taty an-tany miaraka amin'ilay devoly (dragona)

(raha ara-bakiteny tokoa mantsy tsy lojika hoe tany ve hahazaka ny ampahatelon'ny kintana)....dia otran'izay no fanazavako azy e!
77. rhaj0 ( 11/04/2018 12:14)
RBNIR:
tsy lojika raha oharina amin'ny siansa... tsy lojika hoe tany ve hahazaka...

esy e ry RBNIR. Kay takatrao ihany farany ilay izy izany, fa tena "mivoraka", araka ny filazanao RBNIR azy ihany, tena "mivoraka" ny Baiboly eee..
Ka dia mila "abilabila" toa io fanaovanao RBNIR azy io ny resaka. Bravo RBNIR :-)
78. endriny ( 11/04/2018 12:23)
Fa angaha tsy hoe izay voasoratra dia voasoratra, ary marina tsy azo kianina?

Koa ahoana indray ary ity hoe: "Raisin'ilay olona ara-bakiteny daholo ilay izy"

Mampihomehy ny olona e

Rehefa tiany abiloka na mahitsy aza dia lazainy babiloka
79. RBNIR ( 11/04/2018 12:26)
Manazava aho rhajo a! misy raisina ara-bakiteny (rehefa réel) misy kosa iréel (manana heviny miafina) tafiditra ao anatin'ny hoe iréel ilay ampahatelon'ny kintana mianjera ety an-tany, noho izany misy heviny miafina tokony hotakarina ao...

Izay foana ny famakiana baiboly e! vakiana dia rehefa hita fa tsy lojika dia misy heviny miafina tokony hotakarina ao izay....

P.S : fa manampy ny fahalalana ny siansa satria ahoana moa no hahafantarana hoe lojika na tsy lojika ilay izy raha tsy hoe eo ny siansa manazava fa impossible ny ampahatelon'ny kintana hotafiditra hiraraka ety antany,
80. RBNIR ( 11/04/2018 12:28)
ohatra koa izao bibidia iankohofan'ny olona : tsy lojika mihitsy izany satria raha hita fa bibidia io tsy hisy iankohoka eo izany mihitsy satria efa fantatra fa ho very....

Dia izay misy heviny miafina ao izany tsy bibidia ara-bakiteny akory io fa hafa mihitsy.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5171