Ny siansa arak'i RBNIR

121. RBNIR ( 01/05/2018 09:10)
Aleo angamba hofintiniko tsara amin'izay....

Misy teny 12 nentiko teto entina manaporofo antsika fa misy zavatra efa nampahafantarina manokana ireo mpanompon'Andriamanitra ela be saingy taty aoriana be vao hitan'ireo mpahay siansa ka nampahafantarina ny olona sa indray...

Nisongadina tamin'izany ohatra ny hoe:

1 tokony asiana aro-fanina ny eny an-tampon-trano mba hiarovana ny ain'ny olona....deot.22:8
Ny mpahay siansa dia taty amin'ny taona 1200 vao tena nampiasa azy io hiarovana ny ain'ny olona...

2 Efa ela no nampahafantarina ireo mpanompon'Andriamanitra fa ny "vongan-dranomandry" flocon de neige dia avy amin'ny rano ihany ary rehefa mangatsiaka be izany no hotanteraka..
.Job.38:30when the waters become hard as stone, when the surface of the deep is frozen?

Ny mpahay siansa kosa dia taty aoriana be vao nahafantatra ny secretn'ny fiforonan'ireny flocon de neige ireny

3 Jesosy dia efa nanao prédilection momba farihy afo lehibe iray izay ho avy handevona ny tany sy ny lanitra....

Isika amin'izao fotoana izao vao mahafantatra ny trou noir (izay manana endrika farihy afo rehefa hita amin'ny satelite) afaka mandevona galaxie anankiray marina tokoa....

Ireny rehetra ireny no manamarina fa nisy être vivant supérieur antsika nanampy an'ireo mpanoratra ny baiboly tamin'izany fotoana izany satria zavatra mbola tsy tokony ho takatry ny sain'izireo izany zavatra miafina rehetra izany.....

Io être vivant supérieur antsika io dia tsy iza akory araka ny baiboly fa .....« fa fantatrareo voalohany indrindra fa ny famoahan-kevitry ny faminaniana ao amin'ny Soratra Masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany; » (2 Petera 1:20)
« fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy. » (2 Petera 1:21)

Tsy iza fa ny Fanahin'Andriamanitra ihany no nampahafantatra an'ireo mpanoratra ny baiboly tamin'izany fotoana izany....

Ireo mpahay siansa tany amboalohany dia nahatsapa sy nahafantatra an'izany ka dia nanome voninahitra an'Andriamanitra izireo.......

Nino an'Andriamanitra ireo siantifika taloha
nanome voninahitra an'Andriamanitra ireo siantifika taloha

Momba ireo rohy izay nozarain'i rhajo indray kosa dia hita fa
1 mifototra amin'ny theorie misavoana sy tsy voaporofo ny fanankianan'izireny
2 tsy mahay mamaky baiboly ny mpahay siansa ankehitriny (afangarony ny réel sy ny iréel) ka teny manana heviny miafina raisiny ara-bakiteny dia vis versa.....

Te hiantso antsika Andriamanitra ankehitriny hitodika amin'i Jesosy : nisy ny fahagagana maro nataony ary ny tenany dia nitsangana tamin'ny maty marina tokoa.....nisy vavolombelona maro ao anaty baiboly nanamarina izany....

Eny fa na dia ankehitriny aza dia misy olona nisehoany indray manamarina izany

Koa aza manamafy fo fa minoa an'i Jesosy , minoa an'Andriamanitra sao dia hanenenantsika any aoriana any.....
122. RBNIR ( 01/05/2018 09:22)
Singaniko manokana ity teny ity...

Cauchy (1789- 1857) illustre mathématicien : " Je suis chrétien, je crois en la divinité du Christ, comme tous les grands astronomes, tous les grands mathématiciens du passé. "

Hoy izy hoe "comme tous les grands astronomes, tous les grands mathématiciens du passé"....ireo dia nino an'i Jesosy Kristy...

Isika taty aoriana ange ry zareo no niova fa ny taloha nahafantatra ny marina e!......
123. rhaj0 ( 01/05/2018 10:51)
RBNIR:
Isika taty aoriana ange ry zareo no niova fa ny taloha nahafantatra ny marina e!......

Tsy ny inverse-ny ve no izy?

Giravy ilay RBNIR ity..

Koa maninona ho'a ianao ry RBNIR tsy manao toa ireny Amish ireny? Zareo mamikitra ny "taloha" satria izany HONO no "marina".
Satria dia maninona ho'a ianao ry RBNIR no mbola misavisavika dia mikatsentsitra tsy an-kenatra toa io ny teknolozia vokatry ny "fahafantaran'ny taty aoriana" io??

Aiza ilay "lojika" ry RBNIR aa? Aiza ilay "honetetehy intelektoaly" ry RBNIR aa???

Oadray... ngaha misy an'izany lojika sy honnetetehy izany ao @ garabolan-dRBNIR, fa hotry ny izaho koa no manontanintany foana.
124. endriny ( 01/05/2018 11:23)
Taloha ange tsy nisy matematisianina izany fa filaozaofa no nisy e. Ka sao dia mba diso aza io ranamana io
125. RBNIR ( 02/05/2018 06:38)
endriny:

Taloha ange tsy nisy matematisianina izany fa filaozaofa no nisy e. Ka sao dia mba diso aza io ranamana io

dia tsy aiko aloha endriny fa dia io iarahantsika mahita io ny tenin'ingahy cauchy (fantadaza fa matematisianina) mino an'i Jesosy Kristy hono izy tahaka ireo grands astronomes sy grands matematiciens tany alohany tany....
126. rhaj0 ( 02/05/2018 11:30)
Esy ee.. izay izany HONO ny "siansa arak'i RBNIR"..

Ndana mianatra ny Tantaran'ny Siansa ry RBNIR aa.. TSISY ao anaty Baiboly izany.

https://en.wikipedia.org/wiki/History_of_science

Dia ho hitanao ary ho takatrao ho azy ao ny havendranan'ny Baiboly
- sy ny belazaony velona 6000 taona lasa ka h@ l'an zero,
- izay tsy nahalala afa-tsy ny 100 km à la ronde tao moyen-orient tao.
127. RBNIR ( 02/05/2018 14:12)
rhaj0:

- izay tsy nahalala afa-tsy ny 100 km à la ronde tao moyen-orient tao.

“ Tous les fleuves vont se jeter dans la mer, mais la mer n’est pas remplie. Les fleuves ne cessent de couler toujours vers le même endroit en suivant leur cours. ” — Ecclésiaste 1:7,

Mahagaga tokoa aloha e! ahoana moa no hahafantaran'ny olona tsy mahalala afatsy 100 km à la ronde ny hoe "tous les fleuves vont se jeter dans la mer????

Mbola tsy nisy cartographe tamin'izany andro izany....

Averiko hatrany nisy être vivant nanana fahalalana efa lasa lavitra dia lavitra ny olombelona hoy aho nanolotsaina ireo mpanoratra baiboly ireo.....

Ary ireo manampahaizana fahiny nahafantatra an'izany tsara...
128. RBNIR ( 02/05/2018 14:14)
Io être vivant supérieur antsika io dia tsy iza akory araka ny baiboly fa .....« fa fantatrareo voalohany indrindra fa ny famoahan-kevitry ny faminaniana ao amin'ny Soratra Masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany; » (2 Petera 1:20)
« fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy. » (2 Petera 1:21)
129. rhaj0 ( 02/05/2018 14:26)
RBNIR:
“ Tous les fleuves vont se jeter dans la mer, mais la mer n’est pas remplie. Les fleuves ne cessent de couler toujours vers le même endroit en suivant leur cours. ” — Ecclésiaste 1:7,

Mahagaga tokoa aloha e! ahoana moa no hahafantaran'ny olona tsy mahalala afatsy 100 km à la ronde ny hoe "tous les fleuves vont se jeter dans la mer????

mouah ha ha... dia tena 100km à la ronde marina no takatry ny olom-Baiboly. Ny ao atsimon'i Ethiopie aza TSy fantany.

https://fr.wikipedia.org/wiki/Niger_(fleuve)
(Le Niger) coule au sud de (« sous ») l'Éthiopie (« l'Afrique ») et [size=15]se jette dans le lac[/size] du Nil.

Dia mba miaiky fa gaigy na ny olom-Baiboly na ianao ry RBNIR aa... aiza ho'a ilay honetetehy ry RBNIR aaa..
(izaho izao rehefa mba tsy nahay namaky ilay resak'anjely mipeka zanak'i Lota dia efa niaiky)
130. rhaj0 ( 02/05/2018 14:49)
... La rivière Yamaska, qui draine ce territoire et se jette dans le lac Saint-Pierre
... la rivière Spanish (à l'ouest) draine la rivière Vermilion(..) puis se jette dans le lac Huron.
... les rapides du nom de Sault-Sainte-Marie, et (...) pour finir, il se jette dans le lac Érié

.. "mahagaga" (@ RBNIR) ooo???

mouah ha ha... :-)
131. RBNIR ( 03/05/2018 05:43)
rhaj0:

https://fr.wikipedia.org/wiki/Niger_(fleuve)
(Le Niger) coule au sud de (« sous ») l'Éthiopie (« l'Afrique ») et [size=15]se jette dans le lac[/size] du Nil.

https://fr.wikipedia.org/wiki/Nil

, le Nil se jette dans la Méditerranée en formant un delta au nord de l'Égypte.
132. RBNIR ( 03/05/2018 05:48)
Nil dia miafara amin'ny méditérannéee

Le lac Huron est séparé du lac Michigan par le détroit de Mackinac ; ces deux surfaces ayant la même altitude ils constituent donc hydrologiquement une même étendue d'eau. Le lac Supérieur s'élève environ 7 mètres plus haut ; il se jette par la rivière Sainte-Marie dans le lac Huron. Ce dernier se déverse par la suite dans la rivière Sainte-Claire entre Port Huron (Michigan) et Sarnia (Ontario) ; cette rivière franchit le lac Sainte-Claire et débouche par la rivière Détroit dans le lac Érié, et ainsi par le lac Ontario et le fleuve Saint-Laurent jusqu'à l'océan Atlantique.

Ny lac Huron kosa dia miafara any amin'ny océan Atlantique...

Lac Saint Pierre

https://fr.wikipedia.org/wiki/Lac_Saint-Pierre

Le lac Saint-Pierre est situé sur le fleuve Saint-Laurent, entre Sorel-Tracy et Trois-Rivières, au Québec, au Canada. Le lac est situé en aval et à l'est de Montréal; en amont et à l'ouest de la ville de Québec. La fin du lac délimite le début de l'estuaire du Saint-Laurent.

Ce lac de 32 km de long (excluant les îles de Sorel) par 14 km de largeur fait partie de la voie maritime du Saint-Laurent.

voie maritime = lalan'ny sambo = misy ifandraisany amin'ny océan izany rhajo a!

133. rhaj0 ( 03/05/2018 10:30)
k'efa "niova anarana" ilay fleuve vao ni-"se jetter" tany an-dranomasina.
Izany hoe, ilay "reniny" latsaka tany anaty LAC, ary ilay zanany, latsaka tany anaty MER.

Aiza koa azany izany "siansa araka RBNIR" miaraka @ lojikan-garabolan-dRBNIR izany k'le..
TSY mahay manavaka ny reniny sy ny zanany???

ilay tendance incestueuse ao aminareo anie ry RBNIR ka mahavalalanina eee... :-)
134. RBNIR ( 04/05/2018 05:27)

Ampasampiasao ihany hoy aho ilay loha e!

“ Tous les fleuves vont se jeter dans la mer, mais la mer n’est pas remplie. Les fleuves ne cessent de couler toujours vers le même endroit en suivant leur cours. ” — Ecclésiaste 1:7,

Misy milaza v eo hoe tsy tokony hiova ny anaran'ireo fleuves? tous les fleuves vont se jeter dans la mer.......

Fanampiny ilay raisonnement an'i rhajo mihitsy ange no mampihomehy e! rehefa nahita ianao fa mivarina anaty lac ny fleuve sasany dia avy ianao dia maika B ery nanoratra nefa ny tsy tao antsainao dia hoe raha ohatra moa izany ka tsy misy lalana hafa hivoahany indray ilay rano ao amin'ilay lac tsy ho feno vetivety v ilay lac?????

Ohatra ny lac Erié ilay nomenao izao fleuves marobe mihitsy no manondraka an'io dia supposeo hoe raha tsy mivoaka ilay rano dia mankaiza???

Aza mampihomehy re rhajo a! izaho indray no lazainao manao garabola nefa.....Mijereva fitaratra hoy aho fa ianao ange izao no tara fa izaho e!
135. RBNIR ( 04/05/2018 05:33)
https://www.canada.ca/fr/environnement-changement-climatique/services/protection-grands-lacs/cartes/bassin-hydrographique-lac-erie.html

Jereo fa rivère marobe no manondraka an'io lac io, ka raha tsy mivoaka ny rano dia hankaiza???

Tsy maintsy any amin'ny mer no iafaran'ireny rano amin'ny fleuve ireny......
136. rhaj0 ( 06/05/2018 00:12)
Efa hoe aza mihoboka ao anaty Baiboly ao ry RBnir fa manjary miteniteny foana aa..
Wiki iaingana..
https://en.wikipedia.org/wiki/Open_and_closed_lakes
"In a closed lake (see endorheic drainage), no water flows out,"...

Mba mi-click @ sain-dRBNIR ve izany?

137. RBNIR ( 07/05/2018 05:36)
rhaj0:

Efa hoe aza mihoboka ao anaty Baiboly ao ry RBnir fa manjary miteniteny foana aa..
Wiki iaingana..
https://en.wikipedia.org/wiki/Open_and_closed_lakes
"In a closed lake (see endorheic drainage), no water flows out,"...

Mba mi-click @ sain-dRBNIR ve izany?

Io indray i rhajo fa mbola mihezaka manadio tena amin'ny zavatra efa tsy possible intsony,

Ny lac fermé rhajo tsy possible mihitsy hiforona amin'ny alalan'ny fleuve a!

Ny antony dia tsotra tsy maintsy ho feno izy na tiany na tsy tiany ary rehefa feno izy dia na mideborde lasa any amin'ny valée, na vaky ny barrage, na koa mivadika lasa lac ouvert izy...

Zavatra tsotra kely ange izany hoy aho e!

Ny ankamaroan'ny lac fermé dia précipitation no mialimenter azy...
138. rhaj0 ( 07/05/2018 11:13)
RBNIR:
Ny ankamaroan'ny lac fermé dia...

Nataok'ty, fa ny "voasoratra" (dia voasoratra) sy ny siansa arak'i RBnir niteny t@ feo mahery hoe,
Ary Dia Tsisy Lac Fermé Izany, Fa Ouvert Daholo, Ary Mifatratra Any An-Dranomasina Daholo.. Masina Jehovah Ilay Mahagaga Mihitnsy No Niteny An'izany, Ary Adala Izay Mbola "Mino" Fa Misy "Lac Fermé" Izany.

Dia TSY hita mihintsy ny honnetetehy araka RBNIR ee... ngaha tsy mampala..
139. RBNIR ( 07/05/2018 11:45)

Tsy ao mihitsy ianao izany e, mandraraha rano ao anaty kaopy dia jereo na mitobaka sa tsia rehefa feno ny kaopy (raha tsy misy lavaka ferme dia tsy maintsy hitobaka ary hitady lalana ny rano)

Dia otran'izay ihany io raha riviere no mialimenté azy dia tsy maintsy mitady lalana ny rano ary ny hafarany dia tsy maintsy ranomasina foana raha ohatra ka rivière na fleuve no mialimenter an'ilay lac....

Tsotra kely izany e,
140. rhaj0 ( 07/05/2018 12:16)
esy e ry RBNIR.. dia hita mihintsy ianao ry RBNIR fa nihiboka dia nihevoka Baiboly ao, fa tsy mba manita-tsaina sy manita-pahalalana sahala @ izay olona. Mba mijerijere fandaharana @ TV sy Youtube eee.. Efa tsy ao @ ilay vohitra kely tsy mahalala afa-tsy ny 100 km à la ronde anie ianao ry RBNIR ee.. Efa tsy @ ilay hoe, i belazao @ tanana irery no tompon'ny fahalalana, ka izay lazainy rehetra "@ feo mahery" dia inoana tsisy questionnemà daholo.

Fa dia ao ianao izany ee... Fa tandremo mitantara izany zavatra mba sainintsaininao ao izany @ Ankizy k'lou, hoe mba milingilingy miresaka Siansa nefa na ny basique na ny methode TSY ao mihintsy, indrindra moa ilay honnetetehy... fa dia ivanitihan'ny Ankizy ee...
Mety mahalala fomba ihany ny Amkizy, tsy hivanitika eo imasonao, fa dia ... ao ianao izany ee.. :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1991