Ny siansa arak'i RBNIR

181. rhaj0 ( 23/05/2018 13:11)
Fa i RAngita sy RAfohy, sy i Andrianampoinimerina na dia TSY nahalala ny Baiboly azany, na dia TSY nahalala ny Andrmntry ny Kristiana azany, dia efa nahataktra an'izany koa ho'a ee...

Koa na ny zazabodo 5 taona azany ve ry RBNIR, rehefa eo ambarabvarakely eny @rihana ambony, dia mahatakatra fa mila aro-fanina eo, fa ngo dia mampianjera. Ny concept aro-fanina dia takany, fa ny hi-concevoir ilay aro-fanina angaha no mety tsy ho vitany. Nefa ny zazabodo 5 taona TSY mahala izay Andrmntra Andrmntrao any izany ry RBNIR aa...
182. RBNIR ( 23/05/2018 14:03)
izany an! ka naninona no tamin'ny tamin'ny taona 1200 ireo architect vao tonga saina hanisy izany ho fiarovana ny olona????

Mba ento eto ho ny trano nataon'i rangita sy rafohy mba ho hita?? raha i Andrianampoinimerina indray dia efa taty amin'ny taona 1800 ary ny gasy efa nifanerasera tamin'ny vahiny tamin'izany fotoana izany...
183. RBNIR ( 23/05/2018 14:28)
rehefa nanao recherche aho dia mety ho possible ihany tamin'ny andron'i rangita sy rafohy (satria kay ny gasy koa hono nanana souche jiosy)....
184. rhaj0 ( 23/05/2018 15:04)
esy e ry RBNIR. Ny zafipaladian'i Rafohy sy Rangita re no nanambady Jiosy ry RBNIR aa..
Dia mbola tsy hainao foana kosany ve izany ry RBNIR k'le.. eo ianao vao mody hoe "ny gasy koa HONO" hono eo..

TEna sahala @ tsy mba bitsihan'i Jesosy koa anie izany ianao ry RBNIr, fa dia tena betsaka mihintsy ny zavatra tsy fantatrao ee... (quasar? laser?...)

Sa Jesosy tsy mi-cause an'ireny resaka ireny? Sa ianao RBNIR kosa no lalodalovana na manao bemarenina? na koa ianao RBNIR tsy mba manontany, fa ny tenabenao ihany no mahamendy anao, fa ny fahalalana ankapobeny tsy mba mahaliana anao?

Dia hita mihintsy fa Kristiana ry RBNIR ee... :-)
185. RBNIR ( 24/05/2018 08:12)
rangita sy rafohy dia tamin'ny 16ème siècle,

Izany explorateur hollondais atao hoe Cornelis de Houtman izany anefa dia nahatsikaritra rehefa tonga teto tamin'ny 1595 (16èm siecle) fa hoe manana fomba jiosy ny gasy...


La flotte de Cornelis de Houtman qui fit escale pendant six mois près de l’île Borah (d'Abraham) ou île Sainte-Marie en 1595. Selon cet explorateur, les Zafibrahim de l’île sont des descendants d'Abraham: des Hébreux juifs ou israélites ou des descendants d’Ismaël
.

Certains groupes originaires de l’île Borah ou île d'Abraham ou île Sainte-Marie se réclament des Zafibrahim ou descendants d'Abraham, les anciens habitants de l’île que l’Amiral explorateur hollandais Cornelis de Houtman et ses hommes avaient rencontrés au cours de leur longue escale en 159534. Selon les observations que Houtman a faites de leurs coutumes (respect du Shabat et interdiction de consommer du porc et concepts manichéens notamment), les Zafibrahim pourraient, selon lui, avoir été des descendants d’anciens Hébreux ou des descendants d’Ismaël.

https://fr.wikipedia.org/wiki/Migrations_juives_%C3%A0_Madagascar

Io indray rhajo fa mitady hamoky resaka ny zaza bodo gasy eto...

Sao dia heverinao fa bado aza izahay ka hanaiky mora fa hoe ny zafipaladian'i Rafohy no nanambady jiosy...
186. rhaj0 ( 24/05/2018 11:38)
RBNIR:
rehefa nanao recherche aho dia mety ho possible ihany (...) hono ...

fara-faharatsiny k'lou i RBNIR efa mba "nanao recherche".. hi h ihi... ary dia efa TSY ao anaty Baiboly intsony ny resakany. Ouf... FA ampiana HONO hono ihany..

Fa tsara fa efa misoka-tsaina ee.. Efa mba tsy manao belazao gratuit intsony ry RBNIR, toatoa ny hoe, (mety) io ao @ Sofonia io mihintsy no milaza fa avy ao moyen-orient ny gasy, niarka t@ filistina.

Fa rehefa eo @ izay ry RBNIR, dia aza atao toa ny famakin-RBNIR Baiboly ity izy, ka tsongontsongolohina fotsiny izay titianao, fa zohio tsara ny fotoana sy jeogirafia. Ohatra hoe, RAfohy sy Sainte-marie. Dia araho tsara koa ny resaka (groupes qui se réclament) sy ny loharanon-dresaka (Pasteur Tolotra Ratefy)... hainao ihany i Ratefy.
187. endriny ( 24/05/2018 11:40)
Mazana ihany ity fanamboanina tena eo amin’ny-dRaolona ity ka.

Maninona no mila ahindrahindra fa Jiosy ny Malagasy, kanefa ny 1/1.000.000 no mety Jiosy. Fa maninona raha manindrahindra hoe Afrikanina Banitoa izahay.

Dia vao tamin’ity herin’andro ity moa dia nifanaritaka izay tsy izy ny Malagasy fa hijery ny fanambadian’ny Andriana Anglisy.

Fa raha eto Madagasikara no hoe hanambady ny zanaky ny Ampanjaka Anatakarana ohatra. Izy koa no Tele nandefa an’izany?
188. rhaj0 ( 24/05/2018 12:17)

0- Tsy "manamboni-tena" rizareo sasany ireo fa
1- misavisavika ny an'olona.
2- ary (an')ireo olona isavisavihany ireo dia heveriny (inoany) fa "ambony" noho izy na noho ny azy
3- satria nopempoina rizareo "sasany" ireo fa "ambany" ny maha-izy azy.

Izany no alehany rehefa ny (baibolin'ny) vazaha no hiarahana matory ao.
189. RBNIR ( 25/05/2018 06:03)
rhaj0:

Koa na ny zazabodo 5 taona azany ve ry RBNIR, rehefa eo ambarabvarakely eny @rihana ambony, dia mahatakatra fa mila aro-fanina eo, fa ngo dia mampianjera. Ny concept aro-fanina dia takany, fa ny hi-concevoir ilay aro-fanina angaha no mety tsy ho vitany. Nefa ny zazabodo 5 taona TSY mahala izay Andrmntra Andrmntrao any izany ry RBNIR aa...

Mba andramo kely ary hoe ity expérience ity rhajo (raha sahy ianao)
Mangala zaza dia avelao hilalao irery eo amin'ny terasse tsy misy arofanina dia ho hitantsika eo ny tohiny e.....
190. rhaj0 ( 25/05/2018 17:21)
Mety ny zanakao vontosanao RBNIR Baiboly fa tsy mba asainao mieritreritra, hany ka dia minomino foana pensée mazika, fa hoe, afaka miakatra eny @ rahon'ny lanitra HONO ohatra, na tantanan'izao Jesosy izao HONO na dia mikodia any an-kady azany, ireny angamba no ...

Izaho tokoany t@ mbola kely, ka nino an'ity nain manao akanjo fotsy, mitaingina soavaly nain fotsy, dia "nino" fa raha latsaka an-kady aho, dia isidinan'ilay nain fotsy fotsiny, sahala @ Tarzan, ary dia "avotra" foana aho HONO eee...
Ilay nain fotsy io no Andrmntra ao @ imazination-ko.


Fa koa, nareo izany anie ry RBNIR ka tena TSY mino, TSY mahatoky an'Andmntra eee... F'Angaha izy io "atao experience" indray ry RBNIR, fa tsy hoe, "izay mahasoa ataon'Andmntra"???

Raha latsaka avy eny @ terasse-be-n'ny tranobenao izay tsisy arofanina ny zanakao ry RBNIR, mety tena i Andmntra mihintsy no niantso azy an...
(entre-pa.. ilay terasse-be-n'i RBNIR ve, namboarina avy t@ ilay 1/10-karenan'ny mpiangona tao aminareo tao? hi hi hi... kibokiboin'ny marina ity RBNIR ka mibaradaka (tsy) hanontaniana)
191. RBNIR ( 27/05/2018 10:44)
mangalaha hoy aho ianao zaza 5 taona maromaro dia apetrao irery eo amin'ny terasse tsy misy arofanina dia ho hitantsika eo ny tohiny e
192. rhaj0 ( 27/05/2018 22:49)
RBNIR:
mangalaha hoy aho ianao zaza 5 taona maromaro dia apetrao irery eo amin'ny terasse tsy misy arofanina dia ho hitantsika eo ny tohiny e

Dia ny tohiny izany, satria i RBNIR TSY mino ny hoe "izay mahasoa ataon'Andrmntra", fa ilaozany manao "experience", dia ... ho faizin'Andmntra i RBNIR, ka izay zaza eritreretin'i RBNIR sy ny pensée mazikany mba ho "avotra" mihintsy no ho vonoin'Andrmntra.

Ka dia antitranterina tsara fa ilay mpandahatra ny zava-drehetra, HONO, dia io hanome "famantarana" ho an'ny TSY-mpino ilay "izay mahasoa ataon'Andrmntra" toa an'i RBNIR, izay miana-kendry "manao experience sy recherche" HONO :-)
193. rhaj0 ( 28/05/2018 14:31)
ity izao no malaza, nisy zaza nilingilingy toa t@ "terasse"-ndRBNIR. Fa toa nanirahan'i Jesosy bandy ... silamo ho'a ee...

Aiza ianao ry RBNIR @ io aa...

194. RBNIR ( 29/05/2018 11:24)
rhaj0:

ity izao no malaza, nisy zaza nilingilingy toa t@ "terasse"-ndRBNIR. Fa toa nanirahan'i Jesosy bandy ... silamo ho'a ee...

Aiza ianao ry RBNIR @ io aa...



Soa fa ianao no nitondra an'io

Io ny porofo mivaingana fa diso ilay filazanao hoe na ny zaza dimy taona aza dia tokony hahatakatra fa tokony asiana ny arofanina....

Ny tena marina dia ity : isika amin'izao fotoana izao dia mirehareha hoe zavatra tsotra izany (satria efa fomba fanaontsika ankehitriny ilay manisy arofanina dia lasa kioltiora ilay izy)

fa meteza mipetraka any amin'ireo tany mbola tsy misy zavatra tahaka an'izany...

ohatra ity hitako ity dia olona (tribu korowai) tia miaina eny ambony hazo eny (tsy manana eritreritra ny hanisy arofanina mihitsy eo anoloan'ny trano...

https://www.google.mg/search?q=hute+du+tribu+korowai&source=lnms&tbm=isch&sa=X&ved=0ahUKEwj_svX75qrbAhWFVhQKHYypB00Q_AUICigB&biw=1164&bih=790#imgrc=_12P_j8NQJwOMM:

195. RBNIR ( 29/05/2018 11:26)
amin'ny ankapobeny ny fahalalana rhajo tsy hoe tonga tonga ho azy io fa tsy maintsy misy foana ny manoro sy ny mampianatra, na koa kiolotiora ilay izy dia hain'ny olona ho azy avy eo
196. RBNIR ( 29/05/2018 11:32)
matoa andriamanitra niteny hoe....« Raha manao trano vaovao ianao, dia asio aro-fanina ny tampony, fandrao hisy olona hianjera eny, ka hahatonga heloka ny amin'ny rà ho ao an-tranonao ianao. » (Deotoronomia 22:8)

Dia fantany tsara fa tsy takatry ny sain'ny zanak'Israely izany

Mazava ho azy hoy aho satria ny architect aza ange taty amin'ny 13ème siècle vao nahalala nanisy balustrade e!

Ce n’est guère que de 1220 à 1230 que l’on établit à l’extérieur des grands édifices une circulation facile, à tous les étages, au moyen de chéneaux ou de galeries, et que l’on sentit, par conséquent, la nécessité de parer au danger que présentaient ces coursières, étroites souvent, en les garnissant de balustrades ;

https://fr.wikisource.org/wiki/Dictionnaire_raisonn%C3%A9_de_l%E2%80%99architecture_fran%C3%A7aise_du_XIe_au_XVIe_si%C3%A8cle/Balustrade
197. RBNIR ( 29/05/2018 11:36)
ka averiko ihany IZA re no nampianatra an'ireo zanak'israely nanisy balustrade e?

Zavatra tsy tokony ho takatr'ireo olona ireo mihitsy mantsy ny manisy an'izany balustrade izany raha ny faripahalalana nanany.........

Raha ny baiboly dia ny Fanahy Masina no nampianatra azireo...« fa fantatrareo voalohany indrindra fa ny famoahan-kevitry ny faminaniana ao amin'ny Soratra Masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany; » (2 Petera 1:20)
« fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy. » (2 Petera 1:21)

Fanahy Masina = Andriamanitra ihany....« Ary ny Tompo izany Fanahy izany; ary izay itoeran'ny Fanahin'ny Tompo no itoeran'ny fahafahana. » (2 Korintiana 3:17)





198. endriny ( 29/05/2018 12:50)

RBNIR:

Fa ny tena goavana dia ny nambaran'i Jesosy momba ny farihy Afo......

Rehefa dinihina ny prédilection nataony dia hita fa TROU NOIR lehibe iray no hoavy handevona ny tany sy ny lanitra araka ny fanambarana nataony....

Ary manamarina izany ireo zavatra hitan'ny siansa ankehitriny....



http://forum.serasera.org/forum/message/m5a79aef620deb/


Aza mandainga re ry RBNIR a, trou noir ve dia mbola farihin'afo indray e

Ireo volkano tao mediteranea, izay notompoin'ny Romanina no henon'i Jesosy dia mba nambarany ny olona ny fisiany.
199. RBNIR ( 29/05/2018 13:02)
efa naverimberina foana endriny fa ny trou noir dia Afobe

10.000 milliards de degrés : c’est la température à proximité du trou noir qui loge au sein du quasar 3C273. Une fournaise que les spécialistes jugeaient jusque-là impossible.

https://www.sciencesetavenir.fr/espace/astrophysique/on-a-mesure-la-temperature-d-un-trou-noir_102035

Ary ny bikany dia miendrika farihy afo....



http://www.lefigaro.fr/sciences/2017/04/14/01008-20170414ARTFIG00218-a-quoi-ressemble-le-portrait-d-un-trou-noir.php
200. rhaj0 ( 29/05/2018 13:26)
endriny:
Aza mandainga re ry RBNIR a, trou noir ve dia mbola farihin'afo indray e

hi hi hi .. TSY "mandainga" i RBNIR, fa ny tena izy aminy, dia TSY mahatakatra resaka siansa na ny kodiny i RBNIR.

Io ilay hotry i Donalina menavolo ee.. hoe,
- "mandainga" ve ilery,
- sa tena incompétent sy ignorant sy dondrona dia miteniteny foana.

Toa ity farany ity no tena izy aminy.. Ohatra hoe, TSY takatr'ilery ny maha-samy hafa ny climatologie sy metereologie, ary dia miteniteny foana @ resaka resaofema klimatika izy. Io moa arahin'ilay finoany kristianisma, ka dia tsy an-kenatra dia mibontsimbotsina @ "feo mahery" ery nedala... dia manongo-tena daholo ny mpampianatra rehetra hoe, vao teo ve nama no nampianatra ny mifanohitra @ lazain"ilery io, nefa moa ilery no mitatatata be mameno bandwidth, ka dia... voninahitra ho azy ee..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3298