Stephen Hawkins

81. rhaj0 ( 04/04/2018 13:07)
RBNIR:
Oviana kay no tena nahafantaran'ny olona fa ny neige (vongandranomandry) dia avy amin'ny rano ihany??? tsy taty aoriana v rhajo???

ka mba hainao ve ry RBNIR :
1- t@ taona firy i Joba no "niresaka" t@ Andrmntra?
2- Mbo hainao ve ny tantaran'ny Siansa t@ sivilizasiona isan-karazany t@ io fotoan'andro io? Ny an'ireo Mesopotamia/Grika/Persiana/... hatrany India ka hatrany Sina? Toa TSY fantatr'i Joba akoriny hoe, misy izany India na Sina. Tsy fantatry ny Andrmntr'i Joba manko ee...

Fa aza mandeha lavitra mitsindrotsindroka izay mahafatifaty anao any @ boky hafa, fa atombohy @ boky #1 izy io ry RbNIR aa... Genesisy izao tokony hainao tsianjery h@ point sy virgule.

Aleo hoe tsapaina indray ny fahalalana sy fitiavan'i RBNIR ny Baiboly. Marina ve ireto:
1- the earth is created before light and stars,
2- Plants are made on the third day before there was a sun to drive their photosynthetic processes,
3- birds and whales are made before reptiles and insects,
4- and flowering plants are made before any animals

Raha mahay sy mahalala satria tia ny Baiboly ianao ry RBNIR, dia tonga dia hitia ny fitombenan'ireo. Ka tianao ve ny fitombenan'ireo ry RBNIR?
82. RBNIR ( 04/04/2018 13:09)
Izaho ary izao mahatsapa fa mety (averiko mety) ho mpino ny siantifika tany amboalohany fa tsy atheist.....

Dia tao amin'ny baiboly izireo no nisintona....

hoy mantsy ny ohabolana hoe....

« Hahalalana fahendrena sy fananarana, Ary hahafantarana ny tenin'ny fahalalana; » (Ohabolana 1:2)
« Hahazoana fananarana mampahahendry, Dia fahamarinana sy rariny ary fahitsiana; » (Ohabolana 1:3)
« Hanomezam-pahendrena ho an'ny kely saina, Ary fahalalana sy fisainana mazava ho an'ny zatovo. » (Ohabolana 1:4)
« Aoka ny hendry hihaino ka hitombo saina; Ary aoka ny manam-panahy hahazo fitarihana tsara; » (Ohabolana 1:5)

Ka raha misy namana eto mahafantatra siantifika efa tranainy taloha ela be tany mpino dia mba angatahana izireo mba hizara....
83. rhaj0 ( 04/04/2018 13:15)
RBNIR:
mpino ny siantifika tany amboalohany fa tsy atheist..... Dia tao amin'ny baiboly izireo no nisintona....

Dia hita mihintsy ry RBNIRfa Kristiana nihidy tao @ garabola. Efa mba namay publication scientifique va ianao ry RBNIR, dia nahita "reference Baiboly"??

Fa nifanindry ny hafatra, fa averiko izany ny fanontaniako e...

rhaj0:
aza mandeha lavitra mitsindrotsindroka izay mahafatifaty anao any @ boky hafa, fa atombohy @ boky #1 izy io ry RbNIR aa... Genesisy izao tokony hainao tsianjery h@ point sy virgule.

Aleo hoe tsapaina indray ny fahalalana sy fitiavan'i RBNIR ny Baiboly. Marina ve ireto:
1- the earth is created before light and stars,
2- Plants are made on the third day before there was a sun to drive their photosynthetic processes,
3- birds and whales are made before reptiles and insects,
4- and flowering plants are made before any animals

Raha mahay sy mahalala satria tia ny Baiboly ianao ry RBNIR, dia tonga dia hitia ny fitombenan'ireo. Ka tianao ve ny fitombenan'ireo ry RBNIR?
84. RBNIR ( 04/04/2018 13:20)
http://lmgtfy.com/?q=les+scientifiques+croyants

Ary tena otran'ny mivoaka hoy azy ny marina an!!!

http://www.alterinfo.net/Les-plus-grands-scientifiques-de-tous-les-temps-croyaient-en-Dieu-_a72302.html
85. RBNIR ( 04/04/2018 13:25)
rhaj0:

RBNIR:
Oviana kay no tena nahafantaran'ny olona fa ny neige (vongandranomandry) dia avy amin'ny rano ihany??? tsy taty aoriana v rhajo???

ka mba hainao ve ry RBNIR :
1- t@ taona firy i Joba no "niresaka" t@ Andrmntra?

Ka mba avoay ary ny porofo fa tamin'ny fotoana nitenenan'Andriamanitra an'io tamin'i Joba dia efa fantatry ny olona fa ny rano ihany no mivaingana nahatonga ny la neige ry rhajo

Lazaiko marina aminao fa na amin'izao fotoana iainantsika izao aza dia mbola be dia be no tsy mahafantatra an'izany raha tsy hoe nianatra sy nandalina angamba......

86. RBNIR ( 04/04/2018 13:27)
Mba mianara an'ireto ry rhajo kely a! mba manomeza voninahitra an'Andriamanitra fa aza....

https://fr.aleteia.org/2014/06/21/quand-25-savants-illustres-confessent-leur-foi-en-dieu/
87. RBNIR ( 04/04/2018 13:57)
Izany hono no tantaran'izany Johannes Kepler mpino an'Andriamanitra izany...

https://fr.wikipedia.org/wiki/Johannes_Kepler

Hoy aho hoe normal : nosokafan'Andriamanitra ny sainy satria nanome voninahitra an'Andriamanitra izy...

« Koa izany no anaovan'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, hoe: Efa voalazako tokoa fa ny taranakao sy ny tarana-drainao no handeha eo anatrehako mandrakizay; fa ankehitriny kosa, hoy Jehovah, sanatria Ahy izany; fa izay manome voninahitra Ahy no homeko voninahitra, ary izay manamavo Ahy no ho afa-baraka. » (1 Samoela 2:30)

« Antsoy Aho, dia hovaliako ianao ka hampisehoako zavatra lehibe sy saro-pantarina izay tsy fantatrao. » (Jeremia 33:3)

Eritrereto hoe tamin'ny taona 16ème siècle dia efa fantatr'ilay rangahy io ny marina momba ity tany ity sy ny planète izay mihodina amin'ny masoandro...
88. rhaj0 ( 04/04/2018 14:14)
rhaj0:
aza mandeha lavitra mitsindrotsindroka izay mahafatifaty anao any @ boky hafa, fa atombohy @ boky #1 izy io ry RbNIR aa... Genesisy izao tokony hainao tsianjery h@ point sy virgule.

Aleo hoe tsapaina indray ny fahalalana sy fitiavan'i RBNIR ny Baiboly. Marina ve ireto:
1- the earth is created before light and stars,
2- Plants are made on the third day before there was a sun to drive their photosynthetic processes,
3- birds and whales are made before reptiles and insects,
4- and flowering plants are made before any animals

Raha mahay sy mahalala satria tia ny Baiboly ianao ry RBNIR, dia tonga dia hitia ny fitombenan'ireo. Ka tianao ve ny fitombenan'ireo ry RBNIR?
89. RBNIR ( 04/04/2018 14:17)
Ireo izany no mbola tsy maharesy lahatra anao rhajo????
90. RBNIR ( 04/04/2018 14:24)
Conseil omeko anao, afaka manaporofo v ianao fa ny theorie bing bang sy ny theorie d'évolution dia afaka hinoana 100% nefa theorie momba ny zavatra nitranga il y plusieurs millions d'année,

Ary raha tena marina ireny theorie ireny maninona no mbola tsy nisy mutation ihany hatramin'izao mba hahafahana nanamarina izany (ohatra gidro lasa olona)????
91. rhaj0 ( 04/04/2018 14:24)
rhaj0:
aza mandeha lavitra mitsindrotsindroka izay mahafatifaty anao any @ boky hafa, fa atombohy @ boky #1 izy io ry RbNIR aa... Genesisy izao tokony hainao tsianjery h@ point sy virgule.

Aleo hoe tsapaina indray ny fahalalana sy fitiavan'i RBNIR ny Baiboly. Marina ve ireto:
1- the earth is created before light and stars,
2- Plants are made on the third day before there was a sun to drive their photosynthetic processes,
3- birds and whales are made before reptiles and insects,
4- and flowering plants are made before any animals

Raha mahay sy mahalala satria tia ny Baiboly ianao ry RBNIR, dia tonga dia hitia ny fitombenan'ireo. Ka tianao ve ny fitombenan'ireo ry RBNIR?
92. RBNIR ( 04/04/2018 14:25)
Conseil omeko anao, afaka manaporofo v ianao fa ny theorie bing bang sy ny theorie d'évolution dia afaka hinoana 100% nefa theorie momba ny zavatra nitranga il y plusieurs millions d'année,

Ary raha tena marina ireny theorie ireny maninona no mbola tsy nisy mutation ihany hatramin'izao mba hahafahana nanamarina izany (ohatra gidro lasa olona)????
93. rhaj0 ( 04/04/2018 14:29)
Asa mba ahoana ny fahalalam-pomba @ RbNIR Kristiana rahefa "mifanakalo" na "miresaka". Tsisy atero-ka-alao fa ny anao RBNIR ihany no asesika an...
Bravo.. Izaho indray ve hanakana anao @ izany :-)
94. RBNIR ( 04/04/2018 14:30)
ka ianao ihany no mampianatra ahy eo ambony eo io ka eo ianao vao :-)
95. RBNIR ( 04/04/2018 14:31)
ny tiako ambara dia izao ry rhajo kely a! ianao dia mino be ny theorie d'evolution matoa mitsipaka izay voalazan'ny baiboly,

Nefa ilay theorie d'evolution inoanao mbola tsy misy porofo ary tsy azo hitokiana 100% ka dia ovay aloha ilay fijery vao mety hitovy ny tadindokanga e!
96. RBNIR ( 04/04/2018 14:33)
Fanampiny raha tsy diso aho niteny ianao hoe mbola tsy hainao ny mikasika ny bing bang sy ny theorie d'evolution sa tsy izay moa...

Ka zavatra tsy hay v no ianteherana rhajo a!

Firy izay no porofo nentiko teto fa ny baiboly dia nahafantatra mialoha izay zavatra fantatry ny siansa ankehitriny??????
97. rhaj0 ( 04/04/2018 14:42)
rhaj0:
aza mandeha lavitra mitsindrotsindroka izay mahafatifaty anao any @ boky hafa, fa atombohy @ boky #1 izy io ry RbNIR aa... Genesisy izao tokony hainao tsianjery h@ point sy virgule.

Aleo hoe tsapaina indray ny fahalalana sy fitiavan'i RBNIR ny Baiboly. Marina ve ireto:
1- the earth is created before light and stars,
2- Plants are made on the third day before there was a sun to drive their photosynthetic processes,
3- birds and whales are made before reptiles and insects,
4- and flowering plants are made before any animals

Raha mahay sy mahalala satria tia ny Baiboly ianao ry RBNIR, dia tonga dia hitia ny fitombenan'ireo. Ka tianao ve ny fitombenan'ireo ry RBNIR?
98. rhaj0 ( 04/04/2018 15:17)
[size=1]K'aiza izy ity ry RBNIR aa... ahoana ilay ianao mikonetaka hoe, horsuzé nareo fa tsy misesy ny resakareo? Fanampiny, eto i Stephen Hawking no resaka, big-bang ary koa Siansa. Mba miresak an'izany va ianao eto io? Dia izaho koa ho'a mbo mamaly mi-citer an-dry RBNIR foana ihany, fa nisy novalian-dry RBNIR ve, na ireo resak'i Stephen sy Endriny? Dia io izany ianao toa histerika mipapapapa miresaka voatsindrotsindroka etsy sy eroa sy misavoana be? Dia rehefa amena ny dose-n'ny fomba kristiana anao RBNIR, dia doubler-nao ny histeriha? Ka hidongy izany ianao ao izao? Tsy any @ garabola anie ity ee... :-)[/size]
99. RBNIR ( 04/04/2018 15:21)

Efa namaly kosa aho e! ianao mihitsy no tsy mety mandray, esory ao andohanao aloha ny théorie bing bang sy ny theorie d'evolution izay tsy hainao sady tsy azo antoka ny mahamarina azy...

Dia ho mora aminao ny handray fa ny tany no noforonina talohan'ny masoandro, sns.....

P.S : stephen hawking dia misimboliser ny siansa ka raha mbola resaka manodidina ny siansa tsy hitako izay olana.....
100. rhaj0 ( 04/04/2018 16:09)
rhaj0:
aza mandeha lavitra mitsindrotsindroka izay mahafatifaty anao any @ boky hafa, fa atombohy @ boky #1 izy io ry RbNIR aa... Genesisy izao tokony hainao tsianjery h@ point sy virgule.

Aleo hoe tsapaina indray ny fahalalana sy fitiavan'i RBNIR ny Baiboly. Marina ve ireto:
[size=15]1- the earth is created before light and stars,
2- Plants are made on the third day before there was a sun to drive their photosynthetic processes,
3- birds and whales are made before reptiles and insects,
4- and flowering plants are made before any animals
[/size]

Raha mahay sy mahalala satria tia ny Baiboly ianao ry RBNIR, dia tonga dia hitia ny fitombenan'ireo. Ka tianao ve ny fitombenan'ireo ry RBNIR?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3118