Stephen Hawkins

41. RBNIR ( 27/03/2018 12:53)
ny anareo bing bang "tsy hainareo" no ianteheranareo, ny anay ny Tompony no nampahafantatra ny marina rehetra....

Normal ihany aloha raha tsy takatrao ilay izy e! Hoy mantsy ny teny hoe....

« Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo ary ny lalanareo kosa tsy mba lalako, hoy Jehovah. » (Isaia 55:8)
« Fa tahaka ny hahavon'ny lanitra noho ny tany no hahavon'ny lalako noho ny lalanareo sy ny fihevitro noho ny fihevitrareo. » (Isaia 55:9)
42. RBNIR ( 27/03/2018 12:56)
amin'ny lafiny iray tsy dia omena tsiny ianao satria....

« Fa ireo kosa dia miteny ratsy izay zavatra rehetra tsy fantany akory; ary izay zavatra fantany fotsiny, tahaka ny fahalalan'ny biby tsy manan-tsaina kosa, no animbany* ny tenany. [* Na: andotoany] » (Joda 10)


Zavatra kely tsy misy dikany io no mba fantatry ny olombelona dia io no animbany tena hanaovan'ny tsinontsinona ny nahary azy.....
43. RBNIR ( 27/03/2018 12:58)
mihevitra izy fa izy no tena manana ny marina nefa ny QI an'ny olona aza ambonimbony kely noho ny an'ny singe fotsiny....

Mirediredy, manimba tena amin'ny fahalalana kely tsy misy fotony isika zanak'olombelona ireto an!

Raha mba fantany mantsy hoe nisy nanao io Univers io ary ny puissancen'ny izany nananamboatra azy izany dia mahavita mampisy ny tsy misy ary mahavita.....

Aleo tsy hotenenina fa sao .....
44. endriny ( 27/03/2018 13:26)

RBNIR:

mihevitra izy fa izy no tena manana ny marina nefa ny QI an'ny olona aza ambonimbony kely noho ny an'ny singe fotsiny....



Hay ve takatrao ihany fa manana saina sy Fanahy mitovy aminao ny Singe e. Nahazo naoty 18/20 ianao.
45. rhaj0 ( 27/03/2018 13:28)
inona ity ngenongnenona (sénile) ity ry RBNIR aa... nefa toa resa-jazan-garabola (débile) indray izy izany... Dia tsy hay mihintsy raRBNIR 'ty ee.. Deb sa Sen? :-)

Mba rangitra kely iny fa ... rahefa avy eo ho tohizana sérieux indray ny @ Stephen Hawking, fa ny mivanitika (miaraka) @ RBNIR mba atao ihany matetika hanalana azy eee... :-)
46. endriny ( 27/03/2018 13:38)
IQ Hawkins>IQ Singe
& IQ RBNIR
47. RBNIR ( 27/03/2018 13:45)
Saina ekena fa ny fanahy tsy misy ry endriny an!

Fa izao ange no tsy takatrareo e!

Matoa misy zava-manana aina isan-karazany eto antany dia tokony hisy koa izany zava-manana aina hafa ivelan'ny tany....

Tsy lojika v izany??? Ary matoa misy ambaratongany eto an-tany dia azo heverina tsara mihitsy fa mbola misy any ho any être vivants efa avancés lavitra noho ny olombelona....

Ka raha olona misaina ihany dia mba tokony nangina rehefa nahita ny fahalalan'i Jesosy ary farafaharatsiny napetraka fanontaniana lalina hoe ahoana marina aza no nahafantaran'i Jesosy an'izany zavatra rehetra izany...

Ahoana marina aza no nataony tamin'ny nanasitranany sy nananganany olona maty tao anatin'ny indray mipy maso....

Raha olona intélligent hoy aho an! ...

Ka amin'izao fotoana izao moa ny kely saina midongy ho be saina dia ny manantsaina koa moa efa nampianarina hoe....Jimmy,

« Miraisa saina. Aza mihevitra izay hiavonavonana, fa aoka mba ho zatra amin'ny fietrena ianareo*. Aza manao ny tenanareo ho hendry. [* Na: manetre tena amin'ny malahelo] » (Romana 12:16)

48. rhaj0 ( 27/03/2018 14:08)
Siansa ve ny ataonao na resakao ry RBNIR, sa tombatomban-jazan-garabola?
49. rhaj0 ( 27/03/2018 14:58)
Aleo aloha averina eto ity fa toa safotry ny resaka (vanitika) @ RBNIR fotsiny..


rhaj0:
Koa t@ 13.7 milliards d'années izany, dia azo tombatombanana fa avy teo @ io "point singulier" io no nipoaka ilay "very densed matter".

Izay no antsoina (tsotsotra) hoe "big bang".

Eto izany dia raha ny lojikan-javatra, dia misy ity "very densed matter" ao @ ilay "point singulier" tany @ 13.7 milliards d'années.

Dia miitatra ary mbola marobe ny fanontaniana. Dia inona no talohan'io 13.7 milliards d'années io? Avy taiza io "very densed matter" io?

Hoy ho'a i Hubert Reeves, tamina fandaharana reko t@ radio...
Ao @ io "very densed matter" io, dia mbola TSY hay aloha, @ izao ora izao,
a- inona marina no raha (matière) ao.
Iretsy @ sary io ambany io ve no kasinga ao, sa mbola hafa koa?
b- dia inona ny "interactions" misy eo @ ireo kasinga?
Mbola arak'iretsy Hery @ sary esty ambany koa ve?

Ka rehefa "tsy mbola hay" dia "tsy hay" izany, fa tsy terena hisy fanazavana izao dieny izao. Ho valian'ny zanantsika izany any aoriana. Efa betsaka ihany izay efa voavalin-dry Albert sy Stephen izay.

Fa raha miverina @ Stephen, dia eo indrindra no zavatra isan'ny nohalalininy: nitady teoria izay manambatra
- ny fahalalana ny bolongam-be, hazavain'ny "general relativity", sy
- ny fahalalana ny kasinga bilitika-kely, hazavain'ny "quantum mechanics".

Mbola be dia be ny mbola mila karohina sy halalinina, ary ifohazana maraina. Fa ny mahavelom-bolo aloha, raha ny fahitako azy, dia
- ny hazakazaky ny firosoan'ny teknolozia dia hanafaingana ny fikarohana sy fandalinana, ary hiitaran'ny fahalalan-draolona haingana kokoa
- efa maro ny mpikaroka an'izy ity; ankoatry ny ataon-dreo ao @ CERN ao Soisa ao izay mahavalalanina ahy aloha, dia na dia mieritreritra fotsiny hoe, tena maro ny olona mifototra mikaroka toa izany, fa tsy mihoboka na mivarina @ izao finoana(noam-poana) izao foana



50. rhaj0 ( 27/03/2018 18:03)
Eto izany misy zavatra tena mbola tsy mazava ny aminy, dia ireo "points singuliers" :
- point singulier ilay "very densed matter" t@ big-bang, ary
- point singulier ireo trou noir, na ilay goavana mitelina kintana, na ilay kely (micro) notombanan'i Stephen.

Ka eto no miditra ny resaka matematika lalina kely sa lalina be. Resaka dimensions.

Miara-mahalala isika fa 3 dimensions ny tontolontsika. Axes x, sy y ary z.

Fa izao. Ndao anie raisina (supposons) ary alaina sary an-tsaina (imaginons) fa hoe, 2 dimensions fotsiny ny tontolo. Izany hoe raha mihetsika isika, dia miroso (axe y) na mitsivalana (axe x).
Ka raha ampiana iray ny dimension, dia rehefa miroso manaraka ilay 3eme dimension izany, dia io miakatra io... axe z.

Dia miitatra toa izay ilay izy. Ampiana iray indray ny dimension an'ilay tontolontsika izao (dimension 3: axe x, sy y ary z). Dia averiko fotsiny ilay fehezan-teny io ambony io.
Ka raha ampiana iray ny dimension, dia rehefa miroso manaraka ilay 4eme dimension izany, dia iny tafagorobaka any @ ilay ... "point singulier".

Mbola tsy hay io 4eme axe io, mbola tsisy (na)hita. Teboka. (fa ny zanantsika no hanazava azy). Fa ny tombatomban'i Stephen @ io moa, dia mi-"s'évaporer" ilay matière rehefa tafatsoropaka any. Na ilay trou noir goavana io, na ilay micro trou noir, na koa hoe, avy any no niavian'ilay "very densed matter" t@ big-bang.


izy k'lou no fahazoako azy. Ahitsio na ampio ry namana Physicist/Astronomist/Scientist.


Fa ny sampona, dia eo no mihoraka ny sasany, fa any @ io 4eme io HONO ilay "univers parallele". Raha manaraka ilay lojika io ambony io anefa, dia "TSY parallele" ilay 4eme dimension, fa fanampiny.

Dia ny mpino(minofoana) moa, tonga dia savihany ary dia akarapony ho ... @ io 4eme dimension io HONO ilay "fanahy", na koa hoe, dia @ izay mihintsy ny (revin')Andmntra.

izany hoe, raha toa ka TSy takatry ny hoza-doha ilay 4eme io, tsy hay ka atao ahoana azany, dia "izay tsy takatry ny hoza-doha" hafa rehetra, dia akapoky ny sasany (mpinomino foana) ho @ izany daholo....

(marihiko kely, fa raha kotiana ho 4eme dimension ny fotoana, dia lasa 5eme dimension izany ilay mankany mankany @ point singulier.)
51. rhaj0 ( 27/03/2018 18:32)
rhaj0:
izany hoe, raha toa ka TSy takatry ny hoza-doha ilay 4eme io, tsy hay ka atao ahoana azany, dia "izay tsy takatry ny hoza-doha" hafa rehetra, dia akapoky ny sasany (mpinomino foana) ho @ izany daholo....

io dia efa valin-ketsiky ny olona (mpinominofoana) foana.

Fony TSY takatry ny hoza-doha ny @ Masoandro sy ny Volana, dia hozy ny Baiboly hoe: napetak'Andrmntra toa ny punaises @ toile-n'ny Lanitra ireo Masoandro sy Volana ireo.

Fony TSY takatry ny hoza-doha ny ao ambany tany apotritran'ny Volcano, sy ny any ambony any, any ankoatry ny rahona, dia hozy ny Baiboly hoe:
@ ilay tsiranoky ny volcano no ampangotrahana na anendasan'i Satana ny mpanota, ary mitsingevaheva eny @ rahon'ny lanitra ny zanak'Andmntra.
52. RBNIR ( 28/03/2018 07:17)

rhaj0:

Siansa ve ny ataonao na resakao ry RBNIR, sa tombatomban-jazan-garabola?

Zavatra lojika no apetrako:

1 Misy zavamananaina eto an-tany, noho izany tokony hisy any ambadimbadika any zava-mananaina ihany koa, (satria ny univers dia lehibe dia lehibe)

2 Misy ambaratongany ireo zava-manana aina eto an-tany: misy lalitra, gana, omby, gidro ary olona sns....

Dia azo saintsainina ihany koa fa misy karazana zava-manana aina koa any ambadimbadika tsy takatry ny maso any.....

3 Ary satria koa misy intelligence samihafa eto ambonin'ny tany dia azo saintsainina koa fa misy intelligence samihafa koa any ambadimbadika tsy takatry ny saina any....

Noho izany tsy afaka mihitsy ny olona hilaza fa izy no manana ny intelligence ambony indrindra fa tokony hapetrany foana ny hoe mety hisy être vivant supérieur aminy any ambadimbadika any..

Ny zavatra nataon'i Jesosy dia ny mba hisokafan'ny mason'ny olona (taloha sy ny ankehitriny) ...Nanasitrana sy nanangana tamin'ny maty Izy tao anatin'ny indraimipimaso.....

Raha olona manantsaina hoy aho tokony hametraka fanontaniana hoe tamin'ny fomba ahoana ary????? Olona manao ahoana ary i Jesosy???

Nampianatra zavatra saro-pantarina ihany koa Izy.....

I Mosesy nahita zavatra tsy mbola fahitan'ny olona...

« Ary hoy Mosesy: Hivily kely aho ka hizaha io fahitana lehibe io, hahafantarako izay tsy ahalevonan'ny roimemy. » (Eksodosy 3:3)

Ary rehefa hitan'izany ka niresaka taminy Andriamanitra dia tsy be kritika i Mosesy fa avy dia niaiky izy fa Andriamanitra marina tokoa no manoloana azy...

« Ary rehefa hitan'i Jehovah fa nivily hizaha izy, dia niantso azy tao afovoan'ny roimemy Andriamanitra ka nanao hoe: Ry Mosesy, ry Mosesy! Dia hoy izy: Inty aho. » (Eksodosy 3:4)
« Ary hoy Izy: Aza manakaiky ety; esory ny kapanao amin'ny tongotrao, fa tany masina io ijanonanao io. » (Eksodosy 3:5)
« Dia hoy koa Izy: Izaho no Andriamanitry ny razanao, dia Andriamanitr'i Abrahama sy Andriamanitr'Isaka ary Andriamanitr'i Jakoba. Dia nisaron-tava Mosesy, fa natahotra hijery an'Andriamanitra izy. » (Eksodosy 3:6)


Izay manana toe-tsaina tahaka an'izany manoloana ireo zavatra nataon'i Jesosy dia ho velona, izay tsy mety mino kosa dia ho very.....

Tsy be kritika, tsy miseho ho mahay noho i Jesosy, tsy manambany an'i Jesosy fa manandratra Azy noho ireo zavatra nataony sy nampianariny....

raha te ho velona ianao dia minoa an'i Jesosy....dia omeo voninahitra Izy.raha te ho faty kosa moa dia ambanio foana ihany Izy (saingy rehefa ela ny ela mety ho leo ihany Izy)....(vakio ny ohabolana 1:1-26




53. rhaj0 ( 28/03/2018 10:30)
Ka tena siora ve ianao ry RBNIR fa tsy hoe, tombatomban-jazan-garabola foana fotsiny no (f)ataonao eee...

Ny Siansa miainga @ zava-misy (facts) mantsy.

Eritrereto tsara ao mihintsy io aloha mandritra andro vitsivitsy eee... Hanontanio @ Hrnrn akoriny azany raha tsy tombatombn-jazan-garabola koa ny wa-wa-wa be dia be an'azy ao. Diniho lalina ao fa tena TSY Siansa, ary TSISY idiran'n ySiansa mihintsy,

Dia ameo valiny mazava re ry RBNIR hoe, eny sa tsia : Siansa koa ve no ataonao sa TSIA.


RAha tsy tianao RBNIR ny teny hoe "tombatomban-jazan.garabola" dia nddao atao hoe, "reviredy manodidina ny vera" indray azany ee...

Fa azonao ny tiako lazaina. Miara-mihaohao eo, dia samy mamoromporona eo. TSisy kirakira fa samy namaky zistoira fantastika tany, ary dia tonga dia samy mamariparitra dia mibontsimbontsina hoe, "tena izay, ary toa izao sy izao mihintsy ilay izy eee.."
54. RBNIR ( 28/03/2018 11:09)
Lojika hoy aho no ampiasaiko.....

Raha ny tena marina efa manana porofo aho amin'ny fisian'ny être vivants supérieur antsika olombelona (io ilay teneniko eto foana hoe misy zavatra fantatro tsy fantatrao, misy zavatra iainako tsy iainanao), saingy personnel moa ilay izy ka aleho aloha tsy insiste aho....

Fa ampiasao ny lojika e! tamin'ny fomba ahoana no nanaovan'i JEsosy fahagagana sy namantarany an'ireny zava-miafina rehetra ireny?????
55. endriny ( 29/03/2018 14:09)
Mampiasa Lojika koa aho izany eto

Refinir "IQ RBNIR" en function "IQ Singe" dans les cas suivants:
1) IQ Hawkins > IQ Singe
2) IQ Hawkins > IQ RBNIR

(2 minutes, note ..../20)
56. RBNIR ( 29/03/2018 16:26)

endriny:

Mampiasa Lojika koa aho izany eto

Refinir "IQ RBNIR" en function "IQ Singe" dans les cas suivants:
1) IQ Hawkins > IQ Singe
2) IQ Hawkins > IQ RBNIR

(2 minutes, note ..../20)

Tsy olana hoy aho endriny a tandremo fotsiny sao tara loatras vao ho tonga saina e
57. rhaj0 ( 29/03/2018 17:43)
rhaj0:
Miara-mihaohao eo, dia samy mamoromporona eo. TSisy kirakira fa samy namaky zistoira fantastika tany, ary dia tonga dia samy mamariparitra dia mibontsimbontsina hoe, "tena izay, ary toa izao sy izao mihintsy ilay izy eee.."
RBNIR:
Lojika hoy aho no ampiasaiko.....

Dia kôpy ianao izany ry RBNIR fa, rahefa niresaka trou noir ny eto @ serasera:
- dia izaho mitatitra ny nianarako teny @ U sy ny resak'i Stephen
- i RBNIR mamariparitra mamorona teoria, h@ hoe, hisy "galaxia vaovao" hitondran'i JEsosy ny Mpino tsy mpanota.

izay izany ilay "lojika" an'i RBNIR..

Ka, objectivement ry RBNIR, ity ataonao izany:
- "tombatomban-jazan-garabola", sa
- "reviredy manodidina ny vera"

ka na inona na inona ilay izy, dia tena mandoto rano fotsiny ianao ry RBNIR.
Fa (tsy) fandanian'andro, araka ny filazan'i Bor2lais ilay izy, fa voninahitra ho anao sy izay inoanao ao izany izy io eee... :-)
58. RBNIR ( 30/03/2018 10:55)
rhaj0:

ka na inona na inona ilay izy, dia tena mandoto rano fotsiny ianao ry RBNIR.

Tsy dia izay loatra ilay mission azo fa...

« (fa tsy avy amin'ny nofo ny fiadian'ny tafikay, fa mahery amin'Andriamanitra handrava fiarovana mafy); » (2 Korintiana 10:4)
« fa mandrava ny fisainana sy ny zavatra avo rehetra izay atsangana hanohitra ny fahalalana an'Andriamanitra izahay ka mamabo ny hevitra rehetra hanaiky an'i Kristy, » (2 Korintiana 10:5)
« ary vonona hamaly ny tsi-fanarahana rehetra izahay, rehefa tanteraka ny fanarahanareo. » (2 Korintiana 10:6)


Io ilay mission io rhajo, "handrava ny fisainana sy ny zavatra avo rehetra izay atsangana hanohitra ny fahalalana an'Andriamanitra izahay ka mamabo ny hevitra rehetra hanaiky an'i Kristy.....

Tsy misy antony hava fa izay ihany....
59. RBNIR ( 30/03/2018 12:52)
Ny fisainan'ingahy stephen hawking izao avo dia avo tokoa ary dia nantsangany hanohitra ny fahalalan'ny olona (toa anareo sy endriny) mba tsy hamantaranareo an'Andriamanitra, saingy ny missionko eto dia ny handrava izany ary koa hamabo ny hevitra rehetra mba hanaiky an'i Jesosy Kristy,

Ka ilay izy tsy hoe handoto rano anareo aho akory fa malahelo dia malahelo ary tena honena be anareo ny foko ka dia tsy maintsy horavaiko io rhajo na iza faly na iza tsy faly a!

Efa nomen'i Jesosy ahy ny fiadiana mahery dia ny marina rehetra momba ny trou noir.....
60. rhaj0 ( 30/03/2018 15:48)
ndrekaiky ooo.. ka amina mission hono izany i RBNIR ee... letia ee.. tena tagadi tagada lasa izao an... tena mahatakatra mi-contredire an'i Stephen Hawking hono i RBNIR an.. Lojika (samy manana) fotsiny hono io dia basy an...

Aboahy hihahaka tsara eto an-tsena ilay izy ry RBNIR aa...
Izaho indray ve hanakivy anao @ izany :-)

Dia ahoana tsara moa ilay "lojika" araka ny revin-Jesosy naroson'i RBNIR teto iny?

1- ilay tiroha nohara, dia hitelina ny galaksia la voie lactée. Ka dia tena amoronan'i Jesosy "galaksia vaovao" eo akaiky eo ee.. io vaovao io, na dia "eo akaiky eo" azany, dia TSY ho voatelina, satria misy tady mahazaka namatoran'i Jesosy ny Latera andaniny sy ny galakisa vaovao tsy higorisa any.

2- Non.. toa nahita tiroha nohara indray anefa ny Siansa, eo afovoan'i Lavoie lactée..mba sirik'i RBNIR izay fa mba nikaroka hono izany ny anao lahy. Ka dia tena io tiroha nohara io indray izany kay ilay izy e... rebelote. Ahitsin-dRBNIR kely indray izany ny teoriany.

3- ka dia ny Latera iindray izany HONO no voatelina, hozy ny lojikan-dRBNIR, fa TSY ny galaksia. Ary n yLAtera ihany no voatelona fa TSY ny Masoandro e... Ny Masoandro tsy ho voatelina, fa raha tsy izany, inona no manazava ny Latera dia mba ahitana izao fambara kintana miraraka toa voatsinefy izao?

4- fa ambara-paha-voatelin'ilay tiroha nohary ny Latera, dia efa nakisak'i Jesosy, @ ilay soavaly tarihin-kalesany daholo ny mpino favori-ny, toa an'i RBNIR, ary voalohany i Hrnrn. Nisy vavahady toa ny vodin-drameva tsy maintsy nolalovan'ny olona rehetra alohan'ny hiakarana ny kalesa, ka izay sirika fa mpanota, dia TSY afa-miditra.


hi h ihi ... bravo .. bravo... anaovy film io izany eee :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1549