Ny Vehivavy ao @ Leglizy

1. rhaj0 ( 08/03/2018 21:40)
Dia miarahaba ny Vehivavy @ izao 8 Marsa izao.

Fa sarotra ny miarahaba ireo Viavy Katoika ao Vatikana ao, satria toa tsy ho arahabaina ny fiainany ao izany.

http://www.lapresse.ca/international/europe/201803/08/01-5156626-le-magazine-du-vatican-denonce-la-servitude-des-religieuses.php
... Certaines, qui servent les hommes de l'Église, se lèvent le matin pour préparer le déjeuner et ne vont au lit qu'une fois le souper servi, la maison nettoyée et la lessive faite et repassée (...) mais on ne les invite que rarement à la table qu'elles servent...
Mme Kubacki souligne que les soeurs travaillent souvent pour des prélats ou pour des institutions de l'Église sans contrat. Quand l'une d'elles tombe malade, elle est simplement renvoyée à sa congrégation et remplacée par une autre.

novalian'i rhaj0 ny 18/06/2018 19:37
2. rhaj0 ( 09/03/2018 16:03)
Raha ny fahitako azy,

1- dia raha mandinika araka ny soatoavina-2018, dia tena "fanandevozana maoderina" no ataon'i Vatikana.

2- dia raha minia manapi-maso sy manapina fo, dia mody atao hoe, "toatoa izany ny labonne t@ 1950s", ary OK izany t@ fiaraha-monina. Mbola taratara kely fotsiny ny leglizy manaraka ny maoderinitiha fa tena tsisy terena na vozonana eo.

3- dia raha minia manampina ny saina, dia hoe, tena tsisy "fanandevozana" sy "labonne" izany io fa tena
--- 3a- sitrapon'i Masera/Mamera ary tena am-pitiavana ny anaovany an'io
--- 3b- sitrapon'Andmntra ary tena araka ny fampianaram-Baiboly akoriny azany izany

3. endriny ( 12/03/2018 15:00)
Tany amin’ny tany Jiosy ange no niseho ny tantara namoronana ny eglizy e. Na ny mpianatr’i Jesosy aza tsy nisy vehivavy.
4. rhaj0 ( 15/03/2018 18:29)
Ka io mihahaka io izany, raha ny fahitako azy, fa dia voan'ny "fanandevozana maoderina" ao ry maserasy Mameran'i Vatikana.

Dia ry OMAR koa ve manao toa io? Tena mino aho fa toa izany koa any. Koa na ry Rampanana any Dago azany mahavita ity "fanandevozana maoderina" ity koa.. iza moa no ianarany raha tsy ny BAiboly ihany ee...
5. endriny ( 19/03/2018 18:35)
Atra aza Ray = Lehilahibe
Ny zanaka = bandy kely
Fanahy Masina nahabikina an’i Maria= Lehilahy

Fanjakan’ny lahy aby ny any an-danitra = fanjakan’ny pelaka
6. rhaj0 ( 20/03/2018 02:24)
Jereo ange ny resak'i Rafransisy ee...

http://abcnews.go.com/International/wireStory/pope-francis-condemns-prostitution-torture-53848648
... for all Christians who buy sex from women, saying men who frequent prostitutes are criminals with a "sick mentality" who think that women exist to be exploited. "This isn't making love. This is torturing a woman. Let's not confuse the terms," Francis insisted.

Ts'haiko aloha hoe, nijery porn ve i bainina dia nahita fa "torturée" ilay makorelina rahefa nanao tao.

Fa dia eny azany ny @ iny ee... misaotra anao Rafransisy mijoro @ izany. Ary ataovy masaka mihintsy ireo lehilahy Katolika (an-tapitrisany) izay maka makorelina. Ozony ho faty any @ afobe mihntsy.

na dia
1- azo atao hoe SAFIDY tsy fidiny ihany moa izany ilay izy, satria ny vola mahazaka maniraka
2- no MAJEURE ireto prostituée (ny ankamaroany)
3- ary ADULTE CONSENTANTS ny ankabeazan'ny mifanao ao
4- na vazinal na anal na oral @ io dia efa izay izany

Fa kosa.. mba ahoana ny "pretra (sasany) nanolana Ankizy" re RAfransisy ny @ ireo 1-2-3-4 ireo eee??

Satria:
1- Sady VIOL,
2- no amina MINEUR,
3- no INCESTE satria ilay Pretra dia ray spiritualy HONO
4- sady FORNICATION koa, satria bandikely no tiatian-dry Pretra ????

Dia fa maninona no arovanao sy afeninao re ny tay an-tsalakan-dreo re ry RaFransisy eee...
Efa miara-maimbo amin-dreo anie ianao io zao eee...
7. gasy1zay ( 20/03/2018 16:05)

rhaj0:

ary rhaj0 ito kay mino ihany fa misy ny afobe fa mody fanina fotsiny indraindray an!
8. rhaj0 ( 20/03/2018 16:37)
tsy hitanao hoe sarcastique ve aho ry Gasy1zay?

dia mampome mahonena ho'a i Gasy1zay sy ny obsession-ny ee.. Ny resaka VIOL, MINEUR, INCESTE, FORNICATION efa mba nataoko en gras su souigné tsy niraikitra t@ sain'i Gasy1zay, fa ilay sarcasme kely @ "afobe", izay hadinoko ny nanampy ny adjectif "imazinera", izany no ahitrikitriky ny obsédé :-)
9. endriny ( 20/03/2018 18:00)
Manjary lasa any amin’ny Adobe ny Pretra raha maka makorelina.

Fa atombony ety an-tany ny azy ny paradisa. Dia ilay paradisa feno divay sy virjiny mbola tovony.

Ho ela velona ange izy ireo @ ataony
10. endriny ( 24/03/2018 13:18)
Raha toa ka somary halalinina kely dia tany amin'ny tany mandala ny fahambonian'ny Lehilahy no namoronana ny tantaran'Atra sy ny niforonan'ny tany. Ka tsy mahagaga raha lehihaly aby ny mpisehatra sy ny deba amin'ilay seho.

Ny mpahary: Atra Ray (Bainina)
Ny noforonina voalohany tamin'ny olona: Rangahy miboridana sy be volombava

Ka rehefa vita ilay rangahy dia tonga saina tampoka I Bainina fa mila fanampininy ity rangahy ity fa manjary manirery.

Fa tohizako ny tantara: Rehefa nihinana paoma izy roa dia samy voasazy ho faty, fa ilay ramatoa mbola nahazo sazy fanampiny. Mba hanaporofoina fa tokony ho ambany noho ny lehilahy foana izahay vehivavy.

Inona ireo sazy fanampiny: 1) Mivoa-dra isam-bolana; 2) Ampijalian'i Bainina rehefa bevohoka sy teraka.

ILay bainina anefa amin'io hoe Bainina be fitiavana sy indra-fo no fiantsoana azy a angaha tsy mahatsikaiky e.

Dia io rafitra nataon'i Bainina io izany no rafitra apetraky ny fiangonana: Ny Bandy aloha vao ny Sipa
11. rhaj0 ( 08/06/2018 15:46)
Dia https://www.cnn.com/2018/06/08/europe/vatican-open-to-role-for-women-in-amazon-intl/index.html
Vatican open to official role for women and married men in Amazon

=== Ka efa (manomboka) tonga saina izany Fransisy HONO eee..

F'ampatsiahivina (foana) ihany ny fahateren-tsaina sy fikaton'ny fon'i Fransisy, t@ 2016 ee..

But on the issue of the ordination of women, Francis has appeared to put himself squarely on the side of his predecessors.
When asked by a reporter in 2016, Francis cited the declaration of St. John Paul II, adding that "the final word is clear" and "it was said by St. John Paul II and this remains."
12. rhaj0 ( 18/06/2018 19:37)
Raha "tonga saina" i Fransisy, dia mbola tsy nahavita ny vitan'ny Fiangonana hafa.

Jereo ny fifonan'ny Fiangonana Baptista..

https://www.cnn.com/2018/06/14/opinions/mike-pences-shameless-suck-up-to-the-boss-baptist-convention-parini/index.html
The Baptist church was forced to face its unsavory and patriarchal side, and it did so with gusto, admitting openly that the Baptists have throughout their history "wronged women, abused women, silenced women, objectified women." They did this in the wake of recent allegations of sexual misconduct among some church leaders.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.22