Sokajy mpandraharaha misy ao amin ny toerana iray toa an i Gasikara ve sa aiza? 
Lohahevitra : Politika
Fitohizan'ny hafatra : Sokajy mpandraharaha misy ao amin ny toerana iray toa an i Gasikara ve sa aiza?
Valiny : 1
Fitohizan'ny hafatra : Sokajy mpandraharaha misy ao amin ny toerana iray toa an i Gasikara ve sa aiza?
Valiny : 1
saho - 04/01/2018 16:43
|
![]() Mponina tsotra sy atao hoe vahoaka fokonolona sy sefompokontany na ny hoe izany quartier mobile Tompontrano sy mpanofa trano Mpianatra ambaratonga ambony sy mpampianatra isankarazany Ireo miaramila sy polisy sy mpiasampanjakana isankarazany ireo mpanome asa sy mpiasa ireo dokotera sy ireo marary ireo mompera ary pasitera sy ireo mpiangona ireo mpampiasa orinasa vaventy sy ireo mpiasa orinasa ireo mpamboly na tantsaha sy ireo mpivarotra voly isankarazany Ireo mpitatitra sy mpandeha fitaterana Ireo vahiny sy ireo tompon ny asa momba izany toa hotely sy ny fialamboly amin izany toa ny fisian ny zavaboary faune et flore misy zavamaniry sy biby isankarazany Ireo mpitatitra fiaramanidina sy ireo taterina na voyageur anhabakabaka Ireo mpanao politika aminy toko isankarazany sy ireo vahoaka entina sahy mijoro sy mifidy izay tiany Ireo mpivarotra sy mpividy entana isankarazany na avy ao antoerana na avy any ivelanyS Ireo Mpanadio manao ny asany sy ireo tompon andraikitra manome asa sy ireo mpandoto Ireo tompon ny fitaovana sy vola ary ny tany Ireo tompon andraikitra etsy sy eroa indrindra fa ianao mamaky io Sy ny sisa sy ny sisa tsy hary voatanisa Raha misy ny tsy voatonoko dia anao no mameno azy Amiko dia ampahany amin ireo ihany no tena mibahana sy misy ao mada, anjaranao no mamakafaka Ny hialana ny fahantrana dia ny fahaizana mitsinjara ireo ary mahay mitantana hoe feno tokoa ny olona ao anatiny 95% sady mandray andraikitra no tompon ny zo indrindra fa ny toerana misy azy Anjarantsika no mahay manadiady Mbola gisitra ny Malagasy dia indrindra ireo tsy mahay ny vokany amin ny fiainampirenena ka hany manaonao foana sy tsy miraharaha ny tohiny, kanefa hafa izany hoe mahatakatra aiza ho aiza le toerana vonjeko ao aorinan ny fotoana na taona maro na ho an ny manaraka mitohy sy tsara fepetra maharitra sy mitondra vokatra soa eo amin ny lafiny maro be Reraka daholo ny maro an isa ami ny Malagasy , tsy ampy fitaovana, tsy ampy tany, tsy ampy vola, tsy ampy fahaizana, tsy ampy fahendrena, tsy ampy ....dia tena tsy ampy fampianarana sns Izany foana no hiainana satria ve hoe tany andalampandrosoana foana, manjaka foana ny kolikoly avo lenta, tsy aleo ve mandoa sarany mazava be, tsy ao anatin ny aizina |
saho - 07/07/2018 08:56
|
![]() |