Tsy nirahina afa-tsy ho an'ny ondry very amin'ny taranak'Israely aho

41. RBNIR ( 17/07/2017 13:02)
Izay no fahamarinana e! tsy misandoka fa mila mamantatra tsara ny marina aloha vao miteny....
42. Miharena ( 22/07/2017 09:15)

Fa ndao azany ezahina jerena raha mba manana ny 1- sy 2- eo ambony io ny an'i Noah.

a- ka hoe hono, hozy ny Baiboly, hoe, nampiaraka tsi22 ny biby rehetra hono i Noah
a1- ahoana ho'a ny fampiarahana escargot, raha tsy fantatra akoriny hoe, ilay iza no lahy, ilay iza no vavy??
a2- ny parasy ve nampiarahana koa?? Dia ny parasy-lafrika sy parasy-vazaha ve noangomina daholo?? Sa ny parasy-moyen-orient ihany no nalaina, fa taoriana ireto rahefa tonga tany afrika, dia lasa -arasy-lafrika??
a3- ny Kangourou ve tafiditra tao @ sambofiara?? Fanefa TSISY Kangourou tany moyen-orient-de-l'an-zero. Sa izay iliay "evolution" kristiana. T@ 4000 taona lasa ny bitro no avotr'i Noah, ary dia nivoatra ho kangourou izy io rahefa nivadika tany Aostralia.

b- ka hoe hono, hozy ny Baiboly, hoe namboatra sambofiara rezatra be hono i Noah
b1- nahitana sombin-kazon'ilay sambofiara ve taty aoriana?
b2-ilay habeny nofariparitana tanaty baiboly ve, tena mahazaka 2 h@ 50 million d'especes animales tokoany??

Mbola betsaka ny fanontaniana napetraky ny ankizy, fa ento koa ny anao ry Miharena aa... Sa moa ny anao, ny hany "porofo" dia satria "i Noah no niteny". Teboka?


Tsara ny manontany fa afaka valiana arak'izay fahafantarana ny fizarazaran'ny karazan-javamananaina io.

Azo jerena koa ny momba ny firafitry ny singa mifanototra amin'ny nofon-tany tao anatin'ny taona maro nifandimby.

Ny Dinozaoro ohatra, natao tao anaty sambo fiara ve?

Maninona no nisy fifandimbiasana ara-javaboary mazava tsara nandritra ny fivoaran'ny voary? Nisy ny lany tamingana ary nisy ny vaovao.

Ampahan'ny tantara ny an'i Noah. Ireo biby nisy teo amin'ny faritra misy azy no nangoniny ary azo antoka fa biby izay soa indrindra no nampidirina sambo fiara fa tsy ireo mpanimba akory.

Misy ilay zalahy namana Kung Fu iny milaza fa tao Ankaratra no niantsona ny sambo fiara. Izany hoe ilay teny hoe Hararata dia Ankaratra no nampifanandrifiany azy.

Raha dinihina ny zavaboary eto Madagasikara dia tsy misy afa-tsy eto amin'ity nosy ity irery no misy azy. Tsy nahitana biby masiaka sy misy poizina toy ny bibilava mamono, na ny liona sy pantera sy tigra.

Ka mety ho marina ihany ny filazan'ilay zalahy io raha toa ka izany no nitranga satria tsy hampidirina sambo fiara izay mamono olona na mety handripaka ny biby namany.

Fa izany aloha tantara fa efa voaporofo na ny siansa aza manaiky fa nisy ny safo-drano.
43. rhaj0 ( 23/07/2017 22:14)
Miharena:
Fa izany aloha tantara fa efa voaporofo na ny siansa aza manaiky fa nisy ny safo-drano.

Eny ambony alitara (koa) ve ianao mikôzy hotr'io, sa dia mba mandrevy be fotsiny rehefa eto?

Mahonena ilay "filalaovana teny" hanasintomana "porofo" fataonareo ry Miharena. Mino aho fa mihomehy (anao) fotsiny ny ao ambany alitara, fa mba mahalala fomba fotsiny ny olona..

Fa in-1 mandeha ho'a, niresaka tamina sipa grika izay aho, ary ny anarany dia Faye Fornalik. hi hi hi... raha ry Miharena mianakavy izao no mandray io anarana io @ dikany teny gasy, dia asa fotsiny :-)
44. Miharena ( 27/07/2017 14:16)
Aza avilivily ny resaka rehefa tsy mahita lazaina Rhaj0.

Raha ny tokony ho izy dia manadihady tsara izay voasoratra ianao vao manao ireo fanamarihana fa tsy resaka tsilalaon-teny no resahana eto fa izay re sy hita ary vinavinaina no aroso.

Dia ianao no manakilasy hoe iza amin'ireo no re, iza no hita, iza no vinavina ao amin'ny hevitra naroso sy ny tantara tantaraina.
45. rhaj0 ( 27/07/2017 17:25)
Ka ameo reference (extrait-na article ohatra) azany ny belazaonao ity ry Miharena aa..

Miharena:
...efa voaporofo na ny siansa aza manaiky fa nisy ny safo-drano.


Sa amenao Miharena famaritana vaovao indray ny hoe safo-drano anodikodinana ny resaka:
- ka tsy hoe, safotra rano ny planeta Latera, hatrany antampon'i Everest
- fa hoe, safotra rano ny tanana kelin'i Noah tao moyen-orient...
- na koa, sanatriavin'ny vava ladian'ny lela: safotra rano ny tatatra nahalavo an'Noah-tia-divay :-)
46. Miharena ( 01/08/2017 10:35)
Afaka manao fanadihadiana ianao manokana dia arosoy eto dia iadiana hevitra momba ny safodrano. Fikarohana arkeolojika io ary ny mpianatra aza mahazo referansy safodrano amin;ny fametrahana daty any amin'ny paleontolojia.
47. rhaj0 ( 01/08/2017 17:29)
Miharena:
Fikarohana arkeolojika io ary ny mpianatra aza mahazo referansy safodrano amin;ny fametrahana daty any amin'ny paleontolojia.

Taiza no nisy naka referansy @ datin'ny Safo-drano izany ry Miharena. Moa mba hainao akory moa ry Miharena ny datin'izany Safo-drano (hipaotetika) izany???

Dia lazao koa fa nahita ambin-tapa-kazon'ilay Sambofiara ny "arkeolojista/paleatolojista kristiana" rehefa eo ihany ianao eee... izany no tena affirmasio gratohita avy eny ambony alitara, @ ilay fanaon-dry Miharena (kristiana).



Mba nianatra kajy tany @ T5 ihany izany ianao ao ry Miharena an.. ka dia ampiasao ilay izy eee... TSY ao anaty Baiboly izany fa mba ampiasao ihany ilay coco ee... fa TSY izay lazain'izao Belazao mitono-tena ho "vavolombelona" rehetra izao dia raisinao h@ tsokan-taolany izay fariparitany eo.

Eo fa jeren'ny ankizy any @ T5 ianao ry Miharena aa...

48. RKjeanclaude ( 01/08/2017 19:37)
efa voakajy sy voasikotra sy noritina tsara ny nappe phreatique sa tsy fantan'izay nanao io kajy io izany napy izany????

mba asio kalkilen-dry zareo koa hoe: firy miligrama iay matiera tamin'ny bigbang voalohany, dia firy teratonne×10 ^ firy ny lanjan'ny matiera ao anaty erana ankehitriny, dia firy kilao monja izany no mba elanelana.
49. RKjeanclaude ( 01/08/2017 19:51)
arkeoojia ve no antsoina!? raha hilaza fa tsy nisy akory izany dia hanaiky avy hatrany i rhajo, fa na dia hitondra bois rond eo aza izy dia lazaina fa bois rond talohan'ny k'an zero io ka tsy inoako. Sady mahagaga fa rehefa taratasy dia tsy porofo arkeoojika!? (ao anaty loi acheo ve izany!????)
50. rhaj0 ( 02/08/2017 02:12)
Esy e ry Rajeancl.. mahay "nappe phreatique" an...

- Ny isa millions sy milliards angamba tsy mbola nisy t@ l'an zero, hany ka tsy azon'i Rajeancl h@ ilay kajy io ambony io
- dia ny haavon'i Everest moa... niakatra sy nidina 8.8 km ao anatin'ny 40 andro ny rano an...
Fa na i Everest azany TSy ao anaty Baiboly ka oviana vao ho takatry Rajeancl ny kajy sy rezonema :-)


Fa ity indray azany kisary mba halalino kely ee... mety atsy @ Kerobima 1:8 io fa zahavo ao anie eee... :-)

51. RKjeanclaude ( 02/08/2017 07:17)
ok, aleo ekena e! tsy hiady hevitra ny @iny intsony aho satria miitatra lava loatra fa tsy hoe tsy manana ambara intsony aho, tohizo ihany ny anareo sy miharena
( na mba valio koa(na aza valiana) ilay momban'ny onivera io)
52. rhaj0 ( 02/08/2017 10:25)
RKjeanclaude:
firy miligrama iay matiera tamin'ny bigbang voalohany, dia firy teratonne×10 ^ firy ny lanjan'ny matiera ao anaty erana ankehitriny

Hozy Ineny Gogola mitatitra ny fahalalana-de-l'an-2017 hoe:

http://lmgtfy.com/?q=mass+of+the+universe+ry+Rajeancl+aa
Now, the size of the observable universe is about 14 billion light years, and using the above value of density gives you a mass (dark and luminous matter) of about 3 x 10^55 g, which is roughly 25 billion galaxies the size of the Milky Way.

Dia satria niitatra ny tontolo manontolo, izany hoe, miara-mahita izao fa mifanalavitra jiaby ireto galaxies amina 25 milliards, dia ... "ampiasaina ny coco", ary dia atao dihy miverina (a reculons) izany ilay fandehany. Ka taloha izany, dia nisy bolongana tao, ary io no nipoaka dia nipatitaka niparitaka iaraha-mahita io izao.

Mety @ hoza-dohanao ve aloha hatreto ry RKjeanclaude? :-)

53. RBNIR ( 02/08/2017 10:31)
rhaj0:



Olombelona ary ry rhajo mahavita an'itonyy???? maika ka Andriamanitra???

http://www.tout-bon.com/un-beton-magique-capable-de-faire-disparaitre-4000-litres-deau-en-quelques-secondes/
54. rhaj0 ( 02/08/2017 19:50)
Nijery tsara ny video ve ianao ry RBNIR hoe, ny "permeabilite" an'ilay beton dia ... ??
Permeable ilay beton, ary dia sahala @ passoire, ary dia lasa any ambany tany ny rano.

Ny rano nokaotina t@ kajikajy T5 io ambony io, dia ny rano REHETRA, hatrany ambany tany ka hatrany @ rahona.


Dia hita mihitnsy ny reflexe-na (kristiana) RBNIR rahefa (mba) mandinika seho iray (hono), dia mitsindrotsindroka resaka eny, dia misavisavika zavatra misitery sy mazia mirakla eny...
Ilay "disparaissent par magie" no niraikitra tao an-tsainy fa TSY ny "perméabilité du béton"...
55. MIharena ( 03/08/2017 09:40)
Aleo amgamba aloha ianao Rhaj0 mamaky itony fantezia itony aloha dia avy eo miady hevitra momba ny safodrano.

Raha ny marina dia ny paleontolojista mihitsy no mahita taratra fa nisy izany safodrano izany izay marihin'ny karazana fosila an-drano any anaty sosona tany isan-karazany any.

Fa na hiteny toy ny inona eto koa moa aza isika hoe misy izany mariky ny safodrano izany dia tsy hanaiky Rhaj0 fa angano noforonin'ny olona ihany izany, ary koa hoe angano noforonin'izay nanoratra ny Baiboly.
56. ravonjison ( 03/08/2017 09:55)
Manahoana ,

ny safodrano nisy foana teto an-tany. Fa ilay safo-drano voalazan´ny baiboly , izay nahavoa ny bolan-tany iray manontolo no tsy voamarina ny fisiany.
57. RKjeanclaude ( 03/08/2017 19:20)

rhaj0:

RKjeanclaude:
firy miligrama iay matiera tamin'ny bigbang voalohany, dia firy teratonne×10 ^ firy ny lanjan'ny matiera ao anaty erana ankehitriny

Hozy Ineny Gogola mitatitra ny fahalalana-de-l'an-2017 hoe:

http://lmgtfy.com/?q=mass+of+the+universe+ry+Rajeancl+aa
Now, the size of the observable universe is about 14 billion light years, and using the above value of density gives you a mass (dark and luminous matter) of about 3 x 10^55 g, which is roughly 25 billion galaxies the size of the Milky Way.

Dia satria niitatra ny tontolo manontolo, izany hoe, miara-mahita izao fa mifanalavitra jiaby ireto galaxies amina 25 milliards, dia ... "ampiasaina ny coco", ary dia atao dihy miverina (a reculons) izany ilay fandehany. Ka taloha izany, dia nisy bolongana tao, ary io no nipoaka dia nipatitaka niparitaka iaraha-mahita io izao.

Mety @ hoza-dohanao ve aloha hatreto ry RKjeanclaude? :-)




zakan'ny hoza-dohako tsara
58. RKjeanclaude ( 03/08/2017 19:26)
saingy.... aza mrekil fa mverina any @l'an zero indray.
-avy aiza ilay boongana
- manomeza hoe raha miitatra nefa tsy mipody.
- inona no mameno ny banga vokatry ny itatra?.... sa vida!?
-inona no iitarany !? sa vida.
59. RKjeanclaude ( 03/08/2017 19:38)
vida izany no atao mameno ny saina.
rezonema par extrapolasio, na par kalkil. zany teoria fotsiny.
- i prof..... fesera no miteny, misy demos, mino izay lazainy isika na dia tsy hitatsika aza.
-i prof..... feta no miteny, aza minomino foana eo, ario any na dia iainantsika aza.
60. rhaj0 ( 04/08/2017 02:12)
vida.. eny. Ngo dia ataon'i RKjeanclaude fa misy "raha" azany ohatra eo anelanelan'ny Volana sy ny Tany... Ooops... kay moa ry RKJeanclaude "mino" fa misy lalana fandehanan'ny kalesan'i Jesosy @ iny..

Izao fotsiny ee.. rehefa TSY takatry ny hoza-doha (an-dRajeancl) ny resaka, dia akapohy ho Andtmrna na Anjely Kerobima, na mirakla mazia mazia fotsiny daholo azany ee..

- raha t@ 200 taona lasa ianao no teraka, dia na io orana io azany, dia lazaovy fa rora na lelo na hatsembohana na hamamin'Andmntra sy ny Anjely, izay miriaria ao ambony rahona ao

- raha t@ l'an zero moa ianao no teraka, dia lazaovy, toa ny kabarin-Jesosy, fa ireo kintana ireo, dia toa voanemba fa mirehitra, ary hiraraka ety an-tany atsy ho atsy

- raha t@ 4000 taona lasa, dia rahefa avibe ny orana, dia lazaovy fa ao anatin'ny 1 andro, ny goaika dia mahavita tour du monde, ka hahalala fa, "safotry ny rano" anie ny planeta Latera

- raha t@ 6000 taona lasa, dia satria TSISY n'inona takatrao ny 10 km à la ronde, dia lazaovy fa ianao sy Adama no olona voalohany eto @ ity planeta Latera be ity


Aoka ho'a Rajeancl, fa efa lehibe anie ianao izao ee.. efa mandroso ny taona (2017)...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2656