Tsy nirahina afa-tsy ho an'ny ondry very amin'ny taranak'Israely aho

21. Miharena ( 13/07/2017 05:11)

ravonjison:

Volalazan´i Miharena teo :
"....Misy tantara fantatsika Malagasy izay ny Frantsay no manpianatra antsika azy.
Misy kosa tantara izay ny Razantsika Malagasy no mitantara azy.
Ity faharoa no tokony hohenoina sy fakafakaina tsara fa ireo voalohany dia misy zavatra tsy ampy...."

Tena diso fipetraka aloha ny voalazanao e. Tsy hoe gasy no nitantara azy na afrikana no nitantarara azydia izay no mahamarina ny tantara iray. Ny mahamarina ny tantara iray dia izy arahina porofo mazava. Ohatara hoe ilay ADN voalazan´i rhaJO etsy ambony. Rehefa voaprofo araka ny ADN ny fiavian´ny razantsika dia izay izany , fa tsy miankina mihitsy amin´ny hoe frantsay na malagasy no nilaza ilay izy.....Eto izany tsy misy resaka hoe vahiny mahay noho malagasy na malagasy mahay noho ny vahiny sns ...araka ny eritreritrao.

Voalazan´i Miharena teo :
"...Ho fampahatsiahivana dia ireto avy no zavanisy:
- tamin'ny andro nisian'ny fanenjehana ny Maritiora tamin'ny andron-dRanavalona Reniny dia nisy fahagagana maro nitranga teny amin'ny rahon'ny lanitra. Azo vakiana ny momba ny tantaran'ny Maritiora moiasika ireo kalesy afo nitondra ny fanahin'ny maritiora; Ny Baiboly nodorana nefa tsy levona; Ny fandoroana ny maritiora nefa tsy nahatsiarovan'izy ireo fangirifiriana..."

Raha izaho ianao dia sokafana tsara ny saina dia apetraho amin´ny tany ny tongotra, fa toa mitsingevaheva no fahitako anao.

Tsy nisy fahagagana teny amin´ny rahona izany, tsy nisy kalesy afo izany koa...fa revingadran´ny mpino fotsiny izany. Zavatra tsy mitombina toy izany ve ho entinao hiadiana hevitra eto.... Mba tongava saina re e.



Salama ianao Ravonjison.

Tsy hinoanao izay voalaza araka ireo valinteninao ireo.

Ny mampifandipatra antsika dia tsy mitovy ny erana iaraha-mijery sy dinihina.

Ny anareo dia mihevitra fa tsy misy ny zava-panahy miteraka rafitra avy any ambony, na koa eto an-tany nefa misy rindran-damina anatiny mahatonga ny seho rehetra misy amintsika izao. Miteraka toe-tsaina, toe-po, toe-panahy izany eo amin'ny olona tsirairay na vondron'olona. Ny toe-tsaina raiki-tampisaka no ahafantarana fa vondrona izatsy na izaroa ny olona amin'ny firenena iray na maro.

Ny ADN dia efa misy ny fikarohana maro momba izany ary Pasitera Tolotra no efa anisan'ny nanakaiky ny Alemana izay manana traikefa avo lenta momba ny fanadihadiana io ADN io.

Ny fkarohana aza no nahafantarana fa Jiosy koa ny Japoney!

Raha nanao fanadihadiana ADN ny ankizivavy Malagasy dia nahitana fa Asia no tena mibahana ao ary nahitana tarazo frantsay, alemana koa aza izy.

Ireo endrika fisehoan'ny mponin'ny lanitra na ny anjely, raha tsy ekenareo hoe misy ireo dia aza miady hevitra eto amin;ny finoana.

22. Tsihoarandaza ( 13/07/2017 06:56)
Tsy mila misendaotra aminao @ zavatra toy izany akory aho.

Ianao no niteny izany fa tsy izaho an.......Fomba fihevitrao izay,fijerinao izay fa tsy ahy velively.....;Marina ny anao satria izay no fahatsapanao azy,izay ihany koa no masaka ao anatinao, tsy azoko disoina @ izay mba fomba fijerinao izay ianao Zoky ah!!!

« Athéiste et blasphémateur du nom de Dieu. »

Tsy zakanao kay ny fahamarinana ary tsy iainanao tsony ilay finoana dia mazava hoazy izao ny reakisiao-nao !!!!Evidaoazy :-)
23. Tsihoarandaza ( 13/07/2017 07:03)

[quote=rhaj0]
Esy e ry Tsihoarandaza.. sirika be ee... :-)

Tena rangidrangitra tao i Tsihoarandaza, fa nataoko naninona naninona hono ny reviny tao, koa rahefa nahita ny famaritana ny Atheista ranamana, dia tena voasarika ny sainy, ary dia ao @ imazination-ny ao, dia tena mba tiany riatana amiko koa ny toatoa ny hoe, "arrachement de la langue, ... dépouilla de tous vêtements, fors sa chemise; on lui mit hart au cou, et suspendit aux épaules ...", fa nikentrona ihany ilay coco-n'i Tsihoarandaza ee... ary dia mba ampadio ny sainy (maloto) dia nopasohan-draTsihoarandaza ny formule mazika :
" ny voninahitr'Andriamanitra, fa hamarininy maimaim-poana amin'ny fahasoavany noho ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesoa".

Inona no hidiran'i Jesoa @ eritreritrao maloto ao ry Tsihoarandaza??? :-)

Sa diso aho???
[/Tsy mila misendaotra aminao @ zavatra toy izany akory aho.

Ianao no niteny izany fa tsy izaho an.......Fomba fihevitrao izay,fijerinao izay fa tsy ahy velively.....;Marina ny anao satria izay no fahatsapanao azy,izay ihany koa no masaka ao anatinao, tsy azoko disoina @ izay mba fomba fijerinao izay ianao Zoky ah!!!

« Athéiste et blasphémateur du nom de Dieu. »

Tsy zakanao kay ny fahamarinana ary tsy iainanao tsony ilay finoana dia mazava hoazy izao ny reakisiao-nao !!!!Evidaoazy ]
24. rhaj0 ( 13/07/2017 11:51)
Dia ao @ imazination an'i Tsihoarandaza ao, tahak'n'inona ny blasphémateur du nom de Dieu??

Amiko aloha izany bilasifematera izany dia (mety) ilay m(p)ivanitika ohatra, ary eny, izaho dia mpivanitika :-)
Ary dia, toa ilay praimisnitra aty aminay, dia "Bien sûr qu'on peut se moquer des religions"

http://forum.serasera.org/forum/message/m55e095c83f796
25. rhaj0 ( 13/07/2017 11:57)
Miharena:
Ireo endrika fisehoan'ny mponin'ny lanitra na ny anjely, raha tsy ekenareo hoe misy ireo dia aza miady hevitra eto amin;ny finoana.

hi hi hi ... izany mba toetran-dry Miharena... mandidididy hoe, "aza miady hevitra eto amin'ny finoana". Soa ihany fa tsy i Miharena no mpandrindra ny eto.

Ngo dia heverin'i Miharena fa ao @ leglizinao ao azany ny eto: raha tany @ Leglizinao io tokoany moa izao dia nandeha zolie mihintsy ny manilikilika ny TSY mitovy (finoana) aminao an.

Dia ao ianao Miharena sy ny kitakitanao, fa zahay dia hiresaka ny hitahitanay eto foana e.. :-)
26. Tsihoarandaza ( 13/07/2017 12:23)
rhaj0:

Dia ao @ imazination an'i Tsihoarandaza ao, tahak'n'inona ny blasphémateur du nom de Dieu??

Amiko aloha izany bilasifematera izany dia (mety) ilay m(p)ivanitika ohatra, ary eny, izaho dia mpivanitika :-)
Ary dia, toa ilay praimisnitra aty aminay, dia "Bien sûr qu'on peut se moquer des religions"

http://forum.serasera.org/forum/message/m55e095c83f796
[]Tahaka anao io ilay ngamba ilay izy raha ny mba fahatakarako azy :-) :-) :-) "Tenir des propos injurieux contre des personnes ou des choses respectables : Blasphémer contre la religion."
27. ravonjison ( 13/07/2017 12:34)
Voalazan´i miharena teo :
"....Ny fkarohana aza no nahafantarana fa Jiosy koa ny Japoney!..."

Mba ataovy matotra re ilay ady hevitra. Tokony mba izao no filazanao : Ny fikarohana aza no nahafantarana fa misy taranaka jiosy any Japon"....Raha izay mantsy dia possible izany.

Voalazan´i Miharena teo :
"...Raha nanao fanadihadiana ADN ny ankizivavy Malagasy dia nahitana fa Asia no tena mibahana ao ary nahitana tarazo frantsay, alemana koa aza izy...."

Mba ataovy matotra re ilay ady hevitra: nefa ianao mizizo be atsy hoe jiosy ny malagasy ...

Voalazan´i miharena teo :
"...Ireo endrika fisehoan'ny mponin'ny lanitra na ny anjely, raha tsy ekenareo hoe misy ireo dia aza miady hevitra eto amin;ny finoana...."

Mba ataovy matotra re ilay ady hevitra : raha ianao izany no alefa hanala fanadinana ao amin´ny kilasy T5 , any amin´ny tany mandroso iray ( izay tsy ho lazaiko eto), dia tsy ho afaka ianao. Ny ankizy ao amin´ny kilasy T5 any dia efa mahalala tsara fa tsy misy inon´inona ao ambony ao, tsy misy toerana , tsy misy mponina, ny lanitra ventesina lava ao amin´ny baiboly dia ao antsaina fotsiny ny fisiany fa tsy misy akory....Bandy kely T5 fotsiny dia afaka mampiseho aminao sarin´ny satellite ny manodidina ny tany sy ny habakabaka, mba hanaporofoiny aminao izany.....Eny, azonao atao ny miteny hoe: finoako izany,na koa nisy "halucination " aho .....Saingy any amin´ny fanadinana any tsy misy anontnany anao hoe : mahay mivavaka ve ianao, inona no finoanao, nahita fahitana ve ianao? Fa ny zavamisy ihany no resahina any....Tsy ho afaka mihitsy ianao e.
28. Tsihoarandaza ( 13/07/2017 12:59)
Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra an'ireo taranak'Israely, nomeny ny Zanany lahitokana mba tsy hino sy hankala 100% azy nefa tsy ho very izay rehetra tsy mahazaka fa hitabataba sy handrangitra lalandava

29. rhaj0 ( 13/07/2017 13:10)
Tsihoarandaza:
"Tenir des propos injurieux contre des personnes ou des choses respectables : Blasphémer contre la religion."

Ameo ohatra tsotrabe hoe, inona no nosoratako teto ka "injurieux" @ Dieu??

Avereno eto ataovy citation mihintsy.

------

(rahefa manao citation, dia adikao (copy) ilay fehezanteny, dia tsindrio liay guillemet io ambony io, dia toa izao :

[ quote ]
eto no apetraka ny citation
[ /quote ]

dia aza tapahina ilay [ /quote ]

dia raha tianao hazavazava kokoa, dia asisiho ny mpanoratra. Ohatra, asisika ilay "=rhaj0"

[ quote=rhaj0 ]

entre-pa, fa TSISY espace daholo ireo quote quote ireo, fa nasiako espace fotsiny eto ahafahanao mahita azy.

izay mba atao mba ampazavazava ny serasera eto ee...
30. Tsihoarandaza ( 13/07/2017 13:53)
Mpanompon'Andriamanitra tsy baikoainao toy izany!!!! :-)
31. Tsihoarandaza ( 13/07/2017 13:55)
Fa iza ianao no hibaiko ny Mpanompon'Andriamanitra ?

Ateisita?
32. rhaj0 ( 13/07/2017 14:28)
Nataok'ty "fiangaviana" no nosoratako:
- Ameo ohatra tsotrabe hoe...
- izay mba atao...


Fa rehefa tsy hamaly fa hiavonavona koa i Tsihoarandaza "Mpanompon'Andriamanitra" eto @ serasera eto, dia tsy quoi izany raha ny fiavonavonana dia "voninahitr'Andrmntra" ee...
33. Miharena ( 14/07/2017 04:17)

ravonjison:

Voalazan´i miharena teo :
"....Ny fkarohana aza no nahafantarana fa Jiosy koa ny Japoney!..."

Mba ataovy matotra re ilay ady hevitra. Tokony mba izao no filazanao : Ny fikarohana aza no nahafantarana fa misy taranaka jiosy any Japon"....Raha izay mantsy dia possible izany.

Voalazan´i Miharena teo :
"...Raha nanao fanadihadiana ADN ny ankizivavy Malagasy dia nahitana fa Asia no tena mibahana ao ary nahitana tarazo frantsay, alemana koa aza izy...."

Mba ataovy matotra re ilay ady hevitra: nefa ianao mizizo be atsy hoe jiosy ny malagasy ...

Voalazan´i miharena teo :
"...Ireo endrika fisehoan'ny mponin'ny lanitra na ny anjely, raha tsy ekenareo hoe misy ireo dia aza miady hevitra eto amin;ny finoana...."

Mba ataovy matotra re ilay ady hevitra : raha ianao izany no alefa hanala fanadinana ao amin´ny kilasy T5 , any amin´ny tany mandroso iray ( izay tsy ho lazaiko eto), dia tsy ho afaka ianao. Ny ankizy ao amin´ny kilasy T5 any dia efa mahalala tsara fa tsy misy inon´inona ao ambony ao, tsy misy toerana , tsy misy mponina, ny lanitra ventesina lava ao amin´ny baiboly dia ao antsaina fotsiny ny fisiany fa tsy misy akory....Bandy kely T5 fotsiny dia afaka mampiseho aminao sarin´ny satellite ny manodidina ny tany sy ny habakabaka, mba hanaporofoiny aminao izany.....Eny, azonao atao ny miteny hoe: finoako izany,na koa nisy "halucination " aho .....Saingy any amin´ny fanadinana any tsy misy anontnany anao hoe : mahay mivavaka ve ianao, inona no finoanao, nahita fahitana ve ianao? Fa ny zavamisy ihany no resahina any....Tsy ho afaka mihitsy ianao e.


Tsy azonao ny tiana lazaina rehetra raha izao famalianao izao.

Tsy izaho no mizizo ho Jiosy fa ny fikarohana no milaza fa Jiosy ny Gasy.

Tsy misy idirany amin'ny fahaizan'ny T5 ity resaka fiandohana sy firazanana ity fa fandalinana ny misy sy tsapa.

Ny atao hoe an'eritreritra dia mazava fa izay heverinao tsy mifandraika amin;ny zavamisy marina.

Tsy adala ny olona mitory ny Lanitra raha efa fantany fa io habakabaka io no izy fa tsy ilay niainany izay tantarainy amintsika olombelona namany.

Adala mpanao imazination izany Paoly, Jesosy ary Jehivah aminao fa ianao kosa dia mahay rehefa mahita fa ny habakabaka dia misy galaksia maro. Fa raha ny Baiboly no miteny hoe kintana dia diso no lazainy. Rehefa Jesosy no milaza hoe irahiko ny Fanahy Masina sy hoe manana toerana ianan'ny nodimandry dia diso,

Mba ataovy matotra ialy adihevitra fa tsy izay referansy amin;ny maha-voary antsika no alaina ho fahamarinana.
34. ravonjison ( 14/07/2017 14:49)
Voalazan´i miharena teo :
"...Tsy azonao ny tiana lazaina rehetra raha izao famalianao izao.

Tsy izaho no mizizo ho Jiosy fa ny fikarohana no milaza fa Jiosy ny Gasy...."


Ianao mihitsy no hitako hoe tsy mahazo an´ity zavatra ity.

Tsy hoe ny fikarohana no milaza fa jiosy ny gasy , fa kosa milaza fa misy taranaka jiosy eto Mada . izay ilay izy, zavatra samy hafa be ireo fa aza afangaro.
35. rhaj0 ( 14/07/2017 15:28)
Ny fi(s)ainan'i Miharena, raha ny fahazoako azy, dia miorina @ izay lazain'i Belazao.
Raha ny olona ankehitrio anefa, dia miorina @ porofo (siantifika) ny fi(s)ainana.

Dia variana mihintsy aho, fa raha hoe, i Noah na Mosesy no Belazao, dia an-tapitrisany no mino an-dreo, na dia efa hitabe izao azany fa absurde izao "sambofiara-mahazaka-1million-d'especes" izao, na koa, izao "varatra-manoratra-@-vato" izao.

Fa ny an'i Miharena dia vao mainka tena mbola pire.. i Tsaratsara hono no inoany teny, rahefa manao befilaza ohatra, fa ho, tena "nidina avy tao @ tafo fanitso tao mihintsy i Jesosy bôgôsy"


Fa dia averiko ny antso avo ee..

rhaj0:
O ry namana Kristiana (normalement constitué-e) eto @ serasera. Mbo ampio sy toroy kely hoe i Miharena, izay havanareo ao @ Tompo, fa tena voambakan'ny Profeta Tsaratsara tsaratsara ao izy, ka tena mahonena.
36. Miharena ( 17/07/2017 09:23)
Ho an'i Ravonjison : Mila mianatra tsara ny momba ny Malagasy sy ny nahatonga azy avy teto Madagasikara marina isika vao afaka miteny fa tsy Jiosy ny Gasy.

Ianao efa manaiky fa misy taranaka Jiosy eto fa tsy jerenao hoe iza avy izy ireo.

Ho an'i Rhaj0 : Tsy Belazao Mosesy sy Noah fa ianao no mila mianatra ny momba ny zava-miafina alohan'ny hitenenanao fa tsy marina izay lazain'ny mpijoro Vavolombelona.

Raha tsy mahalala ny marika isan-karazany ara-panahy tsy mahazo izay ambaran'ireny Mpijoro Vavolombelona ireny. Tsy resaka Siansa io fa fandalinana ara-panahy ivelan'ny fahaizan'ny Siansa tanteraka mihitsy.
37. RBNIR ( 17/07/2017 09:26)
misy taranaka jiosy ny gasy (voaporofo izany) , misy taranaka arabo (voaporofo ihany koa) misy taranaka indoneziana (voaporofo koa) ary misy taranaka vazimba (indigene) ....

Mety mbola misy hafa ankoatran'izay.....
38. RBNIR ( 17/07/2017 11:01)
Tsy mety ny miteny avy hatrany hoe taranaka jiosy fotsiny, na arabo fotsiny, na indoneziana fotsiny na vazimba (indigene) fotsiny....
39. rhaj0 ( 17/07/2017 11:47)
RBNIR:
misy taranaka jiosy ny gasy (voaporofo izany) , misy taranaka arabo (voaporofo ihany koa) ...

eny ho'a... dia misy taranaka Frantsay koa: ny ao Ste-Marie, rahefa nipetraka tao ny pirates, dia niteraka tao koa.

Avadibadiho Ineny Gogola, dia hahita ianao fa misy trace-na "Azia Atsimo-Atsinanana" (daholo) ny (ankabeazan'ny) gasy. Koa raha ny fahazoako azy, dia izay no iraisana: samy taranaka Banjar isika rehetra. Fa ny zokinjokiny tao no nangala-pihinana niaraka t@ Jiosy/Arabo/Frantsay...


Miharena:
Tsy Belazao Mosesy sy Noah...

Averiko kely azany, fa ny "porofo" (siantifika) dia
1- miaraka amina zavatra mivaingana, sy/na koa rafi-kevitra voarary
2- ny petra-kevitra dia afaka averina apetrak'olona HAFA noho ny tompony

ny an'i Noah kosany, dia ny nolazain'i Noah no "porofo" = BELAZAO.

Dia i Miharena koa io manao Belazao. Tonga dia affirmation gratohita fa "Tsy Belazao Mosesy sy Noah", nefa tsy ampiarahina evidence-na vitsika akoriny.


Fa ndao azany ezahina jerena raha mba manana ny 1- sy 2- eo ambony io ny an'i Noah.

a- ka hoe hono, hozy ny Baiboly, hoe, nampiaraka tsi22 ny biby rehetra hono i Noah
a1- ahoana ho'a ny fampiarahana escargot, raha tsy fantatra akoriny hoe, ilay iza no lahy, ilay iza no vavy??
a2- ny parasy ve nampiarahana koa?? Dia ny parasy-lafrika sy parasy-vazaha ve noangomina daholo?? Sa ny parasy-moyen-orient ihany no nalaina, fa taoriana ireto rahefa tonga tany afrika, dia lasa -arasy-lafrika??
a3- ny Kangourou ve tafiditra tao @ sambofiara?? Fanefa TSISY Kangourou tany moyen-orient-de-l'an-zero. Sa izay iliay "evolution" kristiana. T@ 4000 taona lasa ny bitro no avotr'i Noah, ary dia nivoatra ho kangourou izy io rahefa nivadika tany Aostralia.

b- ka hoe hono, hozy ny Baiboly, hoe namboatra sambofiara rezatra be hono i Noah
b1- nahitana sombin-kazon'ilay sambofiara ve taty aoriana?
b2-ilay habeny nofariparitana tanaty baiboly ve, tena mahazaka 2 h@ 50 million d'especes animales tokoany??

Mbola betsaka ny fanontaniana napetraky ny ankizy, fa ento koa ny anao ry Miharena aa... Sa moa ny anao, ny hany "porofo" dia satria "i Noah no niteny". Teboka?
40. RBNIR ( 17/07/2017 13:01)
rhaj0:

eny ho'a... dia misy taranaka Frantsay koa: ny ao Ste-Marie, rahefa nipetraka tao ny pirates, dia niteraka tao koa.

Tena misy ka, hatramin'ny metisse sinoa aza misy koa...metisse africain sns.....

Izay no tsy tokony hahamaimay hilaza hoe taranak jiosy ny gasy na taranaka karana sns...fa mila étudiena tsara ihany ny généalogian'ny tsi11....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1402