26 Jiona

1. endriny ( 26/06/2017 14:10)
Salama daholo! Dia samia manao fety finaritra avokoa!

Fa inona tokoa moa ny 26 Jiona ho an'ny Malagasy?

Fety iray lehibe ankalazaina 2 na 3 andro mba ankalazana ny atao hoe Fahaleovantenan'ny Firenena Malagasy ny andro 26 Jiona. Any amin'ny faritra hafa eto Madagasikara dia ity 26 Jiona ity no fety lehibe indrindra amin'ny diary ka dia ankalazaina mandritra ny 1 volana mahery mihintsy aza isan-tanana.

Fa ho an'ny fiangonana midika inona ny 26 Jiona?

Tsy midika na inona na inona ho an'ny fiangonana anefa ny 26 Jiona satria tsy ao anatin'ny fandaharan'asan'ilay Mesia io, ary tsy ao anatin'ny diarim-piangonana ihany koa.

Koa maninona anefa ny fiangonana no manao fivavahana iraisam-pinoana rehefa 26 na ankatoky ny 26?

Tsara angamba raha averina kely ny tantara. Teto Madagasikara dia tsy nisy fiangonana kristianina na mpitondra fiangonana kristianina (ankoatry ny Anglikanina sy ny Loterianina) niady tamin'ny fahazoana ny fahaleovantenam-pirenena. Fa ny Fiangonana FJKM sy EKAR tamin'ny fotoan'andron'ny fanjanahana dia niasa nanao fitsikilovana teny amin'ny Tanana rehetra manodidina mba hamotehana ny fakana ny fahaleovantena. Ireo fiangonana ireo dia nirahin'ny vazaha frantsay mba hitily ireo mpitolona teny ambanivohitra, ary dia izay voatily moa dia maty daholo.

Fehiny tsy tombontsoan'ireo FKJM sy EKAR ireo akory ny fahaleovantena Malagasy, saingy kosa noho ny fahitany fa irika iray mba hisehoana eo imason'ny be sy ny maro noho ny tombontsoa manokan'ny fiangonana dia mba miseho amin'ny alalan'ny fivavahana iraisam-pinoana ry zareo.

Fihatsarmbela tsihy

Dia mahonena fa ry zareo mpiatsaravela tsihy indray no mahazo ny seza fiandrianana amin'ny fankalazana ny fahaleovantena.

Ary ireo ombiasa sy mpisikidy ary mpimasy nisalahy tamin'ny ady mahamay nifampikatrohana tamin'ny frantsay mba nankaiza?
novalian'i endriny ny 29/06/2017 14:26
2. tspoaeta ( 27/06/2017 05:29)
Rehefa 26 Jona dia manao fety ny gasy, dia milaoka hena be daoly. fa ny henakisoa no tena tin'ny olona satria matsiro be sady matavy be.
Ianareo koa v mb tia henakisoa?
3. stahtam ( 27/06/2017 07:01)
Ho ahy manokana, raha resaka Eoropeanina (christianisme) sy fivavahana no resahinao dia ity no mba azoko omena ny mpamaky:

[Extrait du discours prononcé par Léopold II, Roi de Belgique, devant les missionnaires se rendant en Afrique.

MISSION ASSIGNEE AUX MISSIONNAIRES PAR LE ROI LEOPOLD II DE BELGIQUE :

Révérends Pères et chers compatriotes, La tâche qui vous est confiée à remplir est très délicate et demande beaucoup de tact. Prêtres, vous allez certes pour évangélisation, mais cette évangélisation doit s’inspirer avant tout des intérêts de la Belgique et de l’Europe. Le but principal de votre mission en Afrique n’est donc point d’apprendre aux Nègres à connaître Dieu, car ils le connaissent déjà. Ils parlent et se soumettent à Un Mundi, Un Mungu, Un Diakomba et que sais-je encore ; ils savent que tuer, voler, coucher la femme d’autrui, calomnier et injurier est mauvais. Ayons donc le courage de l’avouer. Vous n’irez donc leur apprendre ce qu’ils savent déjà. Votre rôle essentiel est de faciliter la tâche aux administratifs et aux industriels. C’est donc dire que vous interprétez l’évangile de façon qui sert à mieux protéger nos intérêts dans cette partie du monde. Pour ce faire, vous veillerez entre autres à désintéresser nos sauvages des richesses dont regorgent leur sol et sous-sol, pour éviter qu’ils s’y intéressent, qu’ils ne nous fassent pas une concurrence meurtrière et rêvent un jour à nous déloger. Votre connaissance de l’Evangile nous permettra de trouver facilement des textes recommandant aux fidèles d’aimer la pauvreté, tel par exemple: « heureux les pauvres car le Royaume des cieux est à eux », « Il est difficile aux riches d’entrer au ciel ». Vous ferez tout pour que les Nègres aient peur de s’enrichir pour mériter le ciel. Pour éviter qu’ils ne se révoltent de temps en temps et pour que vous les fassiez craindre, vous devez recourir à la violence. Vous leur enseignerez de tout supporter même s’ils sont injuriés ou battus par vos compatriotes administratifs. Vous leur enseignerez que toute personne qui recourt à la vengeance n’est pas digne d’être fils de Dieu. Vous les inviterez à suivre l’exemple des Saints qui ont tendu la deuxième joue sans recul et insulte. Vous devez les détacher et les faire mépriser tout ce qui leur procure le courage de nous affronter. Je fais allusion ici principalement à leurs fétiches de guerre. Qu’ils ne prétendent point les abandonner et vous mettre à tous à l’œuvre pour les faire disparaître. Votre action doit se porter essentiellement sur les jeunes afin qu’ils ne se révoltent pas. Si le commandement du Père est conducteur à celui des parents, l’enfant devra apprendre à obéir à ce que lui recommande le missionnaire qui est le père de son âme. Insistez particulièrement sur la soumission et l’obéissance. Evitez de développer l’esprit de critique dans vos écoles. Apprenez aux élèves à écrire et non à raisonner. Ce sont là, chers compatriotes, quelques-uns des principes que vous appliquerez. Vous en trouverez beaucoup d’autres dans des livres qui vous seront remis à la fin de cette séance. Evangéliser les Nègres à la mode des Africains, qu’ils restent toujours soumis aux colonialistes blancs. Qu’ils ne se révoltent jamais contre les injustices que ceux-ci leur font subir. Faites leur méditer chaque jour « heureux ce qui pleurent car le Royaume des cieux est à eux ». Convertissez toujours des Noirs au moyen de la chicote. Gardez leur femmes à la soumission pendant neuf mois afin qu’elles travaillent gratuitement pour vous. Exigez ensuite qu’ils vous offrent en signe de reconnaissance des chèvres, poules, œufs, chaque fois que vous visitez leurs villages. Faites tout pour que les Noirs ne deviennent jamais riches. Chantez chaque jour qu’il est impossible à un riche à entrer au ciel. Faites-leur payer une taxe chaque semaine à la messe du dimanche. Utilisez ensuite cet argent prétendument destiné aux pauvres et transférez ainsi vos missions à des centres commerciaux florissants. Instituez pour eux un système de confession qui fera de vous de bons détectives pour démentir tout Noir qui a une prise de conscience envers les autorités investies du pouvoir de décision.

Léopold II, Roi de Belgique.

1- Raha miresaka ny Romana 3/2. Milaza Eoropeana hoe voaIRAKA ve izy @ izany?
2- Raha nanontaniana i pasteur Ravelojaona hoe maninona ianao no tsy mba miditra ho MDRM? Valiny: "Raha misy Malagasy 5 miresaka: ny 2 @ ireo dia mpamadika!"
3- Am-bava homana...
4. endriny ( 27/06/2017 13:54)

stahtam:

1- Raha miresaka ny Romana 3/2. Milaza Eoropeana hoe voaIRAKA ve izy @ izany?
2- Raha nanontaniana i pasteur Ravelojaona hoe maninona ianao no tsy mba miditra ho MDRM? Valiny: "Raha misy Malagasy 5 miresaka: ny 2 @ ireo dia mpamadika!"
3- Am-bava homana...


Araka ny finoana dia izao
1- Ny mpanjaka dia olona voahosotra sy voatsodranon'Atra. Ka raha ny mpanjaka izany no maniraka dia Iraka avy amin'Atra izay. Ohatra Davida, Salomaona... Na I ITGV aza hoy Razanakolona dia olona voafidin'Atra (teny amin'ny 13 Mai sy Hintsy ireo)
2- Marina ny an'i Pastera Ravelojaona.
5. endriny ( 27/06/2017 13:56)

tspoaeta:

Rehefa 26 Jona dia manao fety ny gasy, dia milaoka hena be daoly. fa ny henakisoa no tena tin'ny olona satria matsiro be sady matavy be.
Ianareo koa v mb tia henakisoa?


Ka io no fety lehibe indrindra amintsika Malagasy dia io no mba ihinanana ny matsiro indrindra koa. Mino aho fa tsy nisy devoly tao anaty kisoa.

Saingy mampalahelo fa efa nikikitra mihintsy ny isam-pianakaviana vao mba afaka nihinana henakisoa atsasa-pahefany omaly.
6. tspoaeta ( 28/06/2017 04:31)
fa indray asabotsy izay aho nahita andiana mpivavaka nandeha t@ lalana teritery izay. fa nifanena tampoka t@ olona mitondra ilan-kisoa hamidy ry zareo. fa gaga aho fa rifatra mitsoaka daholo ilay mpivavaka. dia hoy aho anankampoko hoe: fa nga koa reto matahotra kisoa maty. ny ahy nefa raha henankisoa zany tena ataoko mendy tsara mitsy, d tendankanina be mits aho refa io no laoka
7. endriny ( 28/06/2017 14:48)
Mba tsy navoakany aza ny baiboly sy ny lakroa dia natsangatsangany sady miteny izy hoe: "Miala, miala any ry Satana"

Mahafinaritra ny mahita ny vahoaka mifaly 2 na 3 andro satria dia tena eo izy no mba mahita izany hoe mamy ny fiainana. Satria isan'andro vaky dia difotry ny ngidiny sy ny fampahoriana tsy ahafana mitraka mijery ny andro miiratra izy ireo.

Dia zara raha mahita 26 hany tokana mba hifaliana miaraka amin'ny be sy ny maro. Ny fety hafa mantsy toa fety natokana ho an'olom-bitsy sy manna-katao fotsiny ihany.

Vao vita ny fety dia nandeha nandevina renim-pianakaviana trotraky ny fitadiavana mba hifalian'ireto 6 mianadahy tamin'ny 26. Nijanona tampoka ny fony noho ny harerahana be loatra. Nanao "heures supplementaires" nandritry ny tapa-bolana mba nahafahana nampifaly ny ankohonana. Saingy ny ain-dehibe no nanaraka.

Nahonena ary naha-te hitroatra ny zava-misy. Ahoana no naneken'ny mpampiasa an'ity tapa-bolana manao asa fanampiny ity? Saingy atao akory fa izay no zava-nisy
8. calin.brandon ( 28/06/2017 15:16)
26 Jona (fa tsy Jiona) ?
Tsy fantatry ny 95 %-n'ny Malagasy ny atao hoe Repoblika.
Aleo averina amin'izay ny Fanjakana satria io no mety aminy.
9. tspoaeta ( 29/06/2017 05:04)
fa inona tokoa mo zany no idiran'ny 26 jona fetim-pirenena malagasy @ "finoana sy fivavahana"?
ilay fihinanam-be ve?
fa ny ahy aloha tonga d le henakisoa no nahamainka ahy ra vao resaka fety izany na resaka fivavahana
10. RBNIR ( 29/06/2017 06:58)

RBNIR:

tspoaeta:

fa ny ahy aloha tonga d le henakisoa no nahamainka ahy ra vao resaka fety izany na resaka fivavahana

Tandremo ihany sao ho fatin'ny hatendana ao ry tspoaeta an!!!

« fandrao hisy mpijangajanga na olona tsy manaja ny masina, dia tahaka an'i Esao, izay nivarotra ny fizokiany hahazoany hanina indraim-bava. » (Heb.12:16)

Hanina indraim-bava no namoizan'i Esao ny fizokiana ....Matin'ny tendany hihihi!!!

11. endriny ( 29/06/2017 14:20)

calin.brandon:

26 Jona (fa tsy Jiona) ?
Tsy fantatry ny 95 %-n'ny Malagasy ny atao hoe Repoblika.


Tena ohatran'ny tena hain'ny Malagasy rehetra io REPOBLIKA io a. Efa faha Frantsay no nisy an'io teto

Fa fototenin'ny Repoblika dia BLIKA, sampateny BIBLIKA. Ny REPOBLIKA dia avy amin'ny teny 2 natambatra REPOTRA sy BLIKA. Ka dia repotra eto foana isika aloha (Sonia: Vanitika)
12. endriny ( 29/06/2017 14:26)

RBNIR:

Hanina indraim-bava no namoizan'i Esao ny fizokiana ....Matin'ny tendany hihihi!!!


Tamin'ny andro mbola tsy misy taratasy izany ry RBNIR a, fa izao ve ianao afaka miteny amin'ny olona hoe: Aleo amidiko aminao ny daty nahaterahako sy Kopiako.

Fa izany hoe maro koa aloha hatramin'izao no mivarotra ny fanahiny mba eo ambany fiahian'ny hafa e. Ny sasany manarama olona mba hifehy ny fanahiny mihintsy fa angaha tsy loza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7797