IZA ILAY ANARANA TOKANA AN'ILAY ZANAK'ANDRIAMANITRA?

1. YAHOAVAO ( 14/03/2017 13:37)
Efa mande be ny resaka @ zao fa hoe: TOKANA ny anaran'ilay zanak'A/tra.

Iarahamahalala moa fa JIOSY (HEBREO) Izy;
Dia iza ary no tokony ho anarany:

JESOSY ve???
JESOA ve???
JESUS ve???
IESOUS ve???
YESOA ve???
YAHOSHUAH ve???
sa iza raha tsy @ ireo???

mba azavao sy porofoy ny hevitrao.
novalian'i RA TAN ny 18/05/2017 02:49
2. stahtam ( 14/03/2017 14:07)

[quote=YAHOAVAO]
Efa mande be ny resaka @ zao fa hoe: TOKANA ny anaran'ilay zanak'A/tra.

Iarahamahalala moa fa JIOSY (HEBREO) Izy;
Dia iza ary no tokony ho anarany:

JESOSY ve???
JESOA ve???
JESUS ve???
IESOUS ve???
YESOA ve???
YAHOSHUAH ve???
sa iza raha tsy @ ireo???

mba azavao sy porofoy ny hevitrao.

[quote=stahtam]
Inty indray aho tonga e! Tsy fantatro mantsy raha hosarahinao tsara ity lohahevitra vao nampidirinao ity sy ilay resaka nataonao tato: http://forum.serasera.org/forum/message/m55c1e708dc951/160 fa toatoa hitako taratra @ ilay pseudo-nao fa misy zavatra tianao hahatongavana (ho hitantsika eto moa).
Ka izao izany no valin-teny mba omeko e: raha raisina fa marina ilay teninao hoe TOKANA ny anarany (araka ny "resaka mande be @ zao") dia roa (02) indray hoy aho ny anarany araka izao chronologie izao:
- de 1996 à 2008: JESOSY no anarany,
- de 2009 jusqu'à nouvel ordre: YAHOSHUAH no anarany.
Mifanohitra @ io ve ny hevitrao? Azavao sy porofoy.
3. YAHOAVAO ( 14/03/2017 14:44)
mba porofoy ny teninao azafady
4. stahtam ( 15/03/2017 05:11)

[quote=YAHOAVAO]
mba porofoy ny teninao azafady

[quote=stahtam]
Mbola tsy voavalinao ny fanontaniana teo ambaniny ô! MIFANOHITRA @ io valin-teniko io ve ny HEVITRAO?
5. RBNIR ( 15/03/2017 07:13)
YAHOAVAO:

JESOSY ve???
JESOA ve???
JESUS ve???
IESOUS ve???
YESOA ve???
YAHOSHUAH ve???
sa iza raha tsy @ ireo???
mba azavao sy porofoy ny hevitrao.

Mety daholo,

Porofo v? Voalaza fa mbola hiverina indray IZY
Raha tonga Androany ka hiseho eo amin'ny rahon'ny lanitra dia hiteny IZY hoe IZAHO XXXXXX ity,
Amin'izay fotoana izay dia samy handre ilay Anarana amin'ny fiteniny avy ny Tsirairay......
6. YAHOAVAO ( 15/03/2017 14:11)
ny tiako ahatongavana dia: mitonona an'ilay tena anarany izay mahafantatra, dia manaporofo
7. rhaj0 ( 15/03/2017 14:47)
RAHISA... Izany no anarany namantaran'ny Razantsika gasy rehetra eto, araka ny notaterin'i Flacourt, fony nandalo tao DAgo ilehio t@ 1630s tany.

RAHISA.

Ary ny reniny dia i RAMARIAMA. Ary ny anjely dia RAGIBORAIL (fa tsy Gabriel izany)
8. endriny ( 15/03/2017 17:25)

YAHOAVAO:

Efa mande be ny resaka @ zao fa hoe: TOKANA ny anaran'ilay zanak'A/tra.

Iarahamahalala moa fa JIOSY (HEBREO) Izy;

Ka io izay itiatiavan'ny fiangonana azy koa? Fa maninona koa no antsoinao hoe Atra aza ilay izy fa maninona raha ny anarana nanononan'ny Hebreo azy no iantsoanao azy eto.

Ny ahy izao le Petera antsoiko hoe I Levato
9. princia2017 ( 16/03/2017 09:36)
Yeshoua na yehoshoua no fanononan'ny Hebreo azy, fa ny tantarany rehatra dia voasoratra ao @ testamenta vaovao daholo, ny testamenta vaovao dia nosoratana t@ teny grika(1ere siecle) satria ny teny grika no nampiasaina ho fanoratana sy nampiasaina tany ampianarana t@ io, tsy nahay nanoratra ny ankabeazan'ny hebreo, sady ny tao galilia(faritra iray tao palestine) ihany no niteny Hebreo. Mba ho azon'ny olona rehetra ary dia nosoratana t@ teny grika ny testamenta vaovao. Ny ankabeazan'ny teny grika dia misy s @ farany (Theodoros, kristos,logos,Nicodemus, Judas, Lazarus, ...) Izay no nahatonga ny teny hoe: Iêsoûs(iesous) io no fanononan'ny grika azy, zany hoe ,ilay teny hebreu Yeshoua, nasiany s @ farany, d lasa hoe iesous, ny ie d soratana J any @ faritra maro, anisan'izany ny fanononana ny J @ teny angily talou d ie, rehafa nadika t@ teny Anglisy ary ny baiboly d izay fomba nanoratana azy no nandikana azy, ohatra yerushaLAyim, yeriHO,sy yarDEN dia lasa hoe : Jerusalem, Jericho, ary Jordan; ny anarana hebreo yoNA, yiSHAI, sy yeSHUa lasa Jonah, Jesse, ny anarana nosoratana t@ teny grika no misy s @ farany, Yeshoua lasa Jesus. ( Jereo ny fanazavana complet ao @ : https://jesusisajew.org/YESHUA.php). Izay ny nahatonga ny hoe Jesosy @ teny gasy. Resaka fanononana no nahasamihafa azy raha tsorina, fa anarana iray ihany ireo. Ny anaranao zao raha anarana gasy mety tsy itovy ny hanononan'ny frantsay sy ny sinoa azy. Fa tsy mampaninona anao izany, ekenao foana, toy izany koa I jesosy, izay azo lazaina hoe tsotra sy manantsaina dia tsy tokon'ny ho tezitra @ zay fomba fanononan'ny olona ny anarany rehefa mitovitivy fotsiny sady hainy fa samy manana ny fiteniny ny firenena tsirairay.
10. stahtam ( 16/03/2017 11:54)

[quote=princia2017]

Dia mieritreritra ve ianao fa izay fotsiny no tadiavin'i YAHOAVAO? Jereo ny zavatra hitranga aorian'izao!!
11. MINDAOZY ( 16/03/2017 14:42)

HOAN'I princia2017.

1) Yeshoua na yehoshoua no fanononan'ny Hebreo azy, ...

ANARANA ROA (2) SAMY HAFA MIHINTSY IREO LAZAINAO FA ANARANY @ TENY HEBREO IREO, FA TSY ANARANA TOKANA.

2) Resaka fanononana no nahasamihafa azy raha tsorina.

VAO MITENY IANAO HOE "SAMY HAFA" DIA ZAVATRA MAROMARO TSY MITOVY NO AMBARA @ IZANY, FA TSY MBA ZAVATRA TOKANA.

3) Ny anaranao zao raha anarana gasy mety tsy itovy ny hanononan'ny frantsay sy ny sinoa azy. Fa tsy mampaninona anao izany, ekenao foana.

IZAHO KOSA ALOHA TENA TSY MANAIKY RAHA "MAMISOA" OHATRA NY ANARAKO, DIA ATAON'NY FRANTSAY HOE "TRES SUCRE" E!
MANINN NY ANARAN'I FILOHA FRANTSAY "FRANCOIS HOLLANDE" NO TSY MIOVA MIHINTSY NA AIZA NA AIZA MANERANTANY, FA SAMY MAHAY MANONONA "FRANCOIS HOLLANDE" DAHOLO NA ISIKA MALAGASY AZA?
FA MANINONA NY ANARAN'I "BARACK OBAMA" NO TSY METY MIOVA HOE "REMENABILA" REHEFA ATY M/CAR?
FA REHEFA NY ANARAN'ILAY ZANAK'A/TRA MANINN NO TONGA DIA SAHINAREO N MANOVA AZY HO .... , NEFA MANANA NY ANARANY @ TENY HEBREO IZY.

4) izay azo lazaina hoe tsotra sy manantsaina dia tsy tokon'ny ho tezitra @ zay fomba fanononan'ny olona ny anarany rehefa mitovitivy fotsiny....

TENA VENDRANA IZAY MANAIKY HO TONONTONONIN'OLONA ARAKA IZAY SAIMPATANY NY ANARANY; NA DIA EFA HITA FA ANARANA FANAMBANIANA SY ANARANA RATSY BE IZAO AZA VE NO ANONONAN'OLONA NY ANARANAO DIA TSY HO TEZITRA IANAO? ZA LO TENA TEZITRA E.

MBA ALEFASO LAVITRA ILAY FISAINANA E. FA ANDRON'NY FAHATONGAVANTSAINA IZAO.
12. rhaj0 ( 17/03/2017 03:33)
MINDAOZY:
TENA VENDRANA IZAY MANAIKY HO TONONTONONIN'OLONA ARAKA IZAY SAIMPATANY NY ANARANY;

Voalazanao!..

- ka i Rahisa no niantsoan'ny Gasy tany @ 1830s tany an'Ilairaikalahy izay.
- ary Isa, na Isa ibn Maryam (Isa zanak'i Maryam) no niantsoan'ny Moslimo Azy
- dia Jesoa no fiantson'ny Katolika tsara taizan'ny mopera frantsay, ary Jesosy no fiantson'ny protestanta tsara taizan'ny pasitera anglisy Azy

Ka iza no "vendrana" izany ry Mindaozy?.. dia ianao kosa ee :-)
13. MINDAOZY ( 17/03/2017 05:34)
"BARACK OBAMA" no anaran'ny filoha amerikana teo aloha. Dia ra tonga aty M/car izy, dia sahinao ve ny miteny hoe @ maha gasy ahy dia ataoko hoe "REMENABILA" no anarany.

Fa mazava fa FANAMBANIANA IZANY ra izany no mba toetsainao.

Ny anarana filohampirenena aza tsy sahinao ny manovaova azy fahatany, mainka fa ny anaran'A/tra.

FA IZA KAY NO AMBONY AMINAO; NY FILOHAMPIRENENA SA A/TRA???
14. RBNIR ( 17/03/2017 05:48)

Miakatrakatra izany daozy izany an,

Moramora ihany e......
15. endriny ( 17/03/2017 13:37)

MINDAOZY:

"BARACK OBAMA" no anaran'ny filoha amerikana teo aloha. Dia ra tonga aty M/car izy, dia sahinao ve ny miteny hoe @ maha gasy ahy dia ataoko hoe "REMENABILA" no anarany.

Fa mazava fa FANAMBANIANA IZANY ra izany no mba toetsainao.

Ny anarana filohampirenena aza tsy sahinao ny manovaova azy fahatany, mainka fa ny anaran'A/tra.

FA IZA KAY NO AMBONY AMINAO; NY FILOHAMPIRENENA SA A/TRA???

Ihihiihihih fa ianao koa ity toa lalina...

Koa maninona no antsoinao hoe ATRA ilay izy fa tsy ny tena anarana niantsoan'ny hebreo azy no hiantsoanao azy?

Sa izay tiatianao fotsiny moa izy ity?
16. MINDAOZY ( 18/03/2017 12:46)
I "RAKOTO" dia "OLONA". Samy anarana na ny hoe RAKOTO(nom propre) na ny hoe OLONA(nom commun). Ny "nom propre"(RAKOTO) tsy fanao ny manova azy @ tenimpirenena maro, fa ny "nom commun"(OLONA=HOMME=...) kosa azo adika @ tenimpirenena maro.

Dia tahak'izany koa, ANDRIAMANITRA iny maty teo @ hazo fijaliana iny. Ilay hoe "A/TRA" dia "nom commun" dia azo adika ho DIEU, GOD, ... Fa manana ny "nom propre-ny" izy; dia iny "nom propre" iny ilay TSY AZO OVAINA
17. rhaj0 ( 18/03/2017 13:25)
Io indray ry Mindaozy dia .. ao ianao sy ny kitakitanao, fa ny anay aty Kanada izao, ny gasy, dia tena afohezina ilay anarana fa lava loatra eee... Ka misimisy ihany ny Rakoto ao @ annuaire ao. Ary raha tsy afohezina, dia tsy quoi izay hanononan-drizareo azy, fa ny zava-dehibe dia mba antsoina izahay eee...

Ka "vendrana" ve zahay? .. dia ao ianao izany ee...
18. endriny ( 20/03/2017 04:12)
Misaotra an'i Midaozy aloha nitondra ny fanazavana. Sady nampatsiahy fa kay be dia be izany ny atra fa tsy iray akory. Ary izay rahateo no voalaza amin'ny baiboly.

Fa hono ho'a ry Midaozy raha anarana iombonana ny hoe andriamanitra dia maninona no atomboka amin'ny sorabaventy?
19. RA TAN ( 21/03/2017 03:46)
Jiosy iny zanak'A/tra mpamonjy iny dia anarana jiosy ny anarany (JAONA,4:22).
"ASA,4:12 ... fa tsy misy anarana hafa ety ambanin'ny lanitra nomena ny olona izay ahazoantsika famonjena".
Arak'izany dia TOKANA NY ANARAN'ILAY ZANAK'A/TRA NA AIZA NA AIZA ETO AMBONIN'NY TANY (ambanin'ny lanitra), ARY TSY AZO OVANA.
"YAHOSHUAH" no anarany; ary io no anarana mahafeno ny fepetra rehetra voalazan'ny soratra masina.
20. endriny ( 21/03/2017 04:32)

RA TAN:

Ary nataoko fa hoe Yeshua no izy.

Ary ilay Atra angaha tsy mba manana anaran-tsamirery no antsoina fotsiny hoe atra, sady afobezina koa amin'io. Kanefa ity farany no tena tampony. Ka maninona no atao ATRA sy anarana iombonana fotsiny?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0888