Feon-Jesosy

41. rhaj0 ( 14/02/2017 11:55)
Strong3:
... GASY AHO DIA MIRESAKA AMIKO AMIN'NY FITENY GASY SY FEO TSOTRA , MANANA LANTOM-PEO ARAKA NY ZAVATRA TIANY AMPITAINA AMIKO IZY

okey dokey... miteny gasy (@ Strong3) i Jesosy, ary miresaka tena normal sahala @ firesaka andavanandro, sady tena resaka andavanandro koa no resahiny.

Izay kay izany izy io an..

Dia toatoa ny an'i Caillou ato ve izany ilay izy ??

Inona no mahasamy hafa an'i - God-n'i Strong3 - sy - Georges-n'i Caillou - ao io ry Strong3??
tena mbo hazavao amiko hoe, fa amiko alha dia tena MITOVY mihintsy i Georges sy God eee...

42. Strong3 ( 14/02/2017 12:18)

rhaj0:

ianao aloha dia mahatsikaiky ihany notena angadinao :D

God tsy miresadresapoana araka izay fomba fisainanao araka ny mahaolona anao. manana ny antondiany Izy matoa tonga amin'ny firesahana amin'ny olombelona.

ka izay no ilazako aminao hoe: "tsy dia mahasoanao ny hiresahana zavatra tsy ekenao"

miteny ianao hoe: hoan'ny mpamaky; ny mpamaky dia asaina hino sy hanandrana aloha
raha tsy izany tsy afaka miady hevitra lalina fa LASA MISAVOAMBOANA TOA IZAO RESAKA ATAON'I RHAJo IZAO
hafa mantsy ny mba efa nanandrana fa tsy nahita vokany sy ny nahita dia afaka miresaka tsara.
43. rhaj0 ( 14/02/2017 17:03)
Ka tsy (mety) mamaly ny fanontaniana i Strong3 eee... Jereo anefa ny parallel..

- Georges est le meilleur ami de Caillou
= God est le meilleur ami de Strong3

- @ 1:18 = Caillou est le seul a connaitre Georges et personne ne l'avait jamais vu
= Strong3 (et Cie) est le seul a connaitre God mais personne ne l'avait jamais vu.

- @ 2:00 = Caillou decida que ce qui s'était passé est de la faute de Georges
= Strong3 décida que tout ce qui de passe est du pouvoir de God

- @ @:20 = Caillou ne sait pas exactement oU habite Georges
= Strong3 non plus

- @ 2:40 = l'ami Georges doit sortir pour que Caillou fait ce qu'il doit faire
= de meme pour Strong3 avec God

- @ 3:13 = Caillou fait croire à son père que c'est Georges qui a fait la chose
= Strong3 fait de meme

Ahoana no mampisavoana an'izany rezonema izany k'le... tena scientifique mihintsy io.. porofoy fa diso azany !! :-)
44. endriny ( 15/02/2017 06:17)
Minoa fotsiny ihany

Fa ny rano aza lasa caillou rehefa manavandra ny andro
45. Strong3 ( 20/02/2017 11:53)

rhaj0:

Ka tsy (mety) mamaly ny fanontaniana i Strong3 eee... Jereo anefa ny parallel..

- Georges est le meilleur ami de Caillou
= God est le meilleur ami de Strong3

- @ 1:18 = Caillou est le seul a connaitre Georges et personne ne l'avait jamais vu
= Strong3 (et Cie) est le seul a connaitre God mais personne ne l'avait jamais vu.

- @ 2:00 = Caillou decida que ce qui s'était passé est de la faute de Georges
= Strong3 décida que tout ce qui de passe est du pouvoir de God

- @ @:20 = Caillou ne sait pas exactement oU habite Georges
= Strong3 non plus

- @ 2:40 = l'ami Georges doit sortir pour que Caillou fait ce qu'il doit faire
= de meme pour Strong3 avec God

- @ 3:13 = Caillou fait croire à son père que c'est Georges qui a fait la chose
= Strong3 fait de meme

Ahoana no mampisavoana an'izany rezonema izany k'le... tena scientifique mihintsy io.. porofoy fa diso azany !! :-)

misavoana ohatran'ny papango taratasy tapaka kofehy :D :D :p
46. rhaj0 ( 20/02/2017 14:44)
Strong3:
misavoana ohatran'ny papango taratasy tapaka kofehy :D :D :p

Tena TSY takatr'i Strong3 ny concept "Ami imaginaire" toa io ataon'i Caillou @ Georges io..

Na hoe, latsaka ao anatiny koa ianao ry Strong3, ary dia izay tokoany no TSy ahatakaranao azy ee... Hotry ny hoe, ahoana moa no ahatakaran'ny zaza ny momba an'i Georges, raha izy koa izany mino ny Pere Noel?

Fa inoy ao izany ny "meilleur ami (imaginaire)"-nao ao ry Strong3 aaa...
zara aza ianao tsy mivaralila :-)
47. Strong3 ( 21/02/2017 06:44)

samby amin'ny fatakarany ny siansa sy ny mpino , fa ny siansa koa mba minomino foana sy manandrakandra-poana (toa hoe tsapatsapa vodiakoho rehefa tsy atody de caillou ...)
fa ny mino avy dia mino avy hatrany fa tsy misy fanandramana
48. rhaj0 ( 21/02/2017 12:07)
hi hi hi... dia tena heverin'i Strong3 toa an'i Strong3 daholo ho'a ny olona eee.. Izaho izao TSY mba nandalo @ izany phase hoe, manana "ami imaginaire" izany, fa vao kelikely afaka t@ Pere Noel dia tonga dia kaody sy malina, ary tena nankahery tena hoe, tsy mba ambakain'izay belazao rehetra any izany intsony ny aty.

Ianao (sy ny K namanao) irery re no "minomino" foana an'izao tantara valamaty rehetra izao.. ka hoe
1- "sambo fiara noe" ee..
2- "alefa any @ kisoa ny devoly" eee..
3- "miraraka an-tany toa voanjobory ny kintana @ andro farany" eee...

Ny Siansa dia TSY mino.. averiko indray, Ny Siansa dia TSY minomino foana izany.
Efa hoe mino = manaiky-tsisy-porofo.
Ary ny Siansa dia mihaino porofo.. na dia "tsy feno" azany ilay porofo, dia "misy porofo" foana @ fototry ny atao..

TAkatrao tsara fa TSY misy "porofo" ireo "inoanao" ireo ambony ireo ry Strong3, ka hoe:
1- nisy tapa-kazo avy t@ ilay sambofiara nohehezina takaikin'ny reniranon'i Babylaona?
2- afaka no-demontrer-na independemment (izay no fatao @ Siansa) ilay hoe, "devoly lasa tany @ Kisoa"?
3- nisy sambon-danitra naka sary ary naneho fa tena toa "voanjobory" mihintsy io kintana ao ambony io?

Efa 2017 ny taona ry Strong3, ary ny taonanao koa efa mandroso, fa dia tena ialao malaky @ izay ity revirevin-jaza @ ity "ami imaginaire" ity aaa... :-)
49. Strong3 ( 22/02/2017 08:22)

......
satria ianao efa any canada no mipetraka dia manara-drenirano any ianao

fa ny Jaona 14 dia porofo mivaingana azo tsapain'ny mpino , izay tanteraka toa ny Asa 2 ao amin'ny baiboly .
ka na inona filazanao dia manana porofo mivaingana izahay mpino, izay famantarana fa Misy sy Velona Andriamanitra ka mihetsika sy mahatanteraka ny sitrapony amin'izao rehetra hita maso izao.

MBA VALIO TSOTRA FOTSINY ITY FANOTANIAKO ITY:
-- AVY AIZA NY MATIÈRE VOALOHANY NISY TETO AMIN'IZAO HITA MASO IZAO??? :D
50. rhaj0 ( 22/02/2017 12:19)
Ny @ hoe izaho aty Kanada dia "manara-drenirano"; dia efa hoe, mbola teny @ EPP aho no efa tonga saina ary lasa Atheist. Fotoana fohy taorian'ny tsy ninoako intsony ny Pere Noel.

Ny @ hoe i Jaona 14 no "porofo mivaingana".. dia tsy mbola tonga saina foana ve ianao ry Strong3 fa manao resaka boribory vetaveta, ka (resa-)Baiboly no entinao manamarina sy manaporofo ny (resa-)Baiboly??

Fa alohan'ny hamaliana an'i Strong3 sy ny fanontaniany en majuscule, dia amafiso kely hoe k'lou raha tena "efa takatr'i Strong3 @ izay" ny @ ireto:
1- nisy tapa-kazo avy t@ ilay sambofiara VE nohehezina takaikin'ny reniranon'i Babylaona?
2- afaka no-demontrer-na independemment (izay no fatao @ Siansa) VE ilay hoe, "devoly lasa tany @ Kisoa"?
3- nisy sambon-danitra VE naka sary ary naneho fa tena toa "voanjobory" mihintsy io kintana ao ambony io?

"Mino" aho fa "efa takatr'i Strong3 @ izay" ireo, saingy kanosa (kristiana) ny anao, ary tsy mahasahy milaza mivantana sy mahitsy an'izany eto mihintsy izy.
51. endriny ( 28/02/2017 05:36)

Strong3:

samby amin'ny fatakarany ny siansa sy ny mpino , fa ny siansa koa mba minomino foana sy manandrakandra-poana (toa hoe tsapatsapa vodiakoho rehefa tsy atody de caillou ...)
fa ny mino avy dia mino avy hatrany fa tsy misy fanandramana

Aza mampihesona re ry zareo a. Ianao ve dia nino an'i Jesosy raha tsy voalaza fa nanao fahagagana izy. Ianao ve nino izany Jehovah izany raha tsy notantaraina taminao fa izy no nandringana ny fahavalon'Israely sy nitondra ny Israelianina tany amin'ny tany tondra-dronono aman-tantely.

Fa amin'ny maha finoana azy dia tsy mila porofoina fa inoana fotsiny: mety hisy, mety tsy misy ilay zavatra inoana fa dia mino fotsiny e.... PMU
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4448