Feon-Jesosy

21. lahindroy ( 02/02/2017 13:43)
miarahaba
ity ry rhajO no dingana voalohany ahenonao ny feony hoe beso sa tenor sa contre-tenor sa ...amin'ny teny arameana sa gasy sa latina ...

MIVADIA ALOHA IANAO HO ONDRY (tsy misy kilema an !)
22. rhaj0 ( 02/02/2017 16:31)
Izaho manokana aloha dia TSY ho ondry ondry izany... Fa tsy "izaho" ho'a no atao resaka fa izaho efa tsy avotra intsony, fa mba jereo ireo Kristiana namana hafa eee...

Satria mantsy, na ireo efa ONDRY (tsisy kilema) azany anie toa TSY mahare ny feony (beso sa tenor) akoriny, rahefa mivory tsitelotelo iny zareo ao eee...

Fa rahefa tsy hitantara izany ireo mahare, toa an'i RBNIR, dia ho tohizako ny tombatombana ee..

?? Inona no nolazain'i Jesosy (t@ RBNIR) ??
-- tena azafady fa TSY mba notoroako ianareo fa resaka TSY marina, ary fita-mora nanambakana zaza ohatra izany tantaran'ny sambofiara Noah izany. Izao takatrareo fa TSY mitombona ny notantaraina sy nampinoana anareo izany. Ka t@ ireny andro ireny, TSY hay akory hoe boribory anie io Tany io, tsy fantatra fa misy Amazonia sy Aostralia, ka dia noforomporonina tany ny sambofiara eee...

?? Toa ny inona ny feon'i Jesosy ??
Nataon'i Jesosy toa feona boaikely vao vaky feo teo eee.. anipihaNY fa tena tsy nahalala betsaka izay tambony tany izy t@ izany.

?? Dia miteny gasy ve Jesosy ??
TEna miteny gasy tokoany i Jesosy, na dia somary mi-rouler rrr ihany azany.. hoe chambou fiarrra Noah

rhaj0:
?? Inona no nolazain'i Jesosy t@ RBNIR ??
-- Efa hoe, aok'izay ity manangona dia mikepokepoka tsy an-kenatra ny 1/10-karenan'ny mahantra ity, fa mandehana manjono raha mila vola, toa ny nolazaiko t@ ireo mpianatra tao @ Matio 17:27 hoe, "... dia mankanesa ao amin’ ny ranomasina hianao, ka manjonoa;"

?? Toa ny inona ny feon'i Jesosy ??
Nataon'i Jesosy toa feon-jazakely, ampatsiahivana an'i RBNIR tsara fa misy zazakely tsy nahazo ramanonaka anie any ho any, satria ny r-a-d-ny dia tsy nahavidy intsony, satria lasan'i RBNIR sy Herinirina ny 1/10-karenany

?? Dia miteny gasy ve Jesosy ??
TEna miteny gasy tokoany i Jesosy, na dia somary mibadabada toa ireny Mopera vazaha ireny azany...

23. RBNIR ( 03/02/2017 10:33)

« Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra* hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, [*Gr. Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava] » (Jao.14:16)
« dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa ianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo. » (Jao.14:17)
« Tsy hamela anareo ho kamboty Aho; hankaty aminareo Aho. » (Jao.14:18)

Tokony ho tanteraka ara-bakiteny amin'ny kristianina ireo teny ireo,

Raha toa ka tsy tanteraka amin'ny olona io dia

1 Mety tsy kristianina ilay olona fa olon'izao tontolo izao ihany...

2 Kristianina ihany fa voagejan'ny fiainanan'izao tontolo izao (voagejan'ny tsilo hoy ny soratra Masina) izany hoe ny fiainany dia mbola mitovy amin'ny fianan'ny tsy mpino ihany ary tsy misy hahafahan'Andriamanitra manavaka azy amin'ny tsy mpino...

Mazava tsara io teny io, "tsy azon'ny olona tahaka izany ho raisina io ary tsy ho fantany mihitsy na oviana na oviana....

24. rhaj0 ( 03/02/2017 11:55)
Hitako ery i RBNIR ao izany, mivavaka mafibe, mikimpy maso mafibe toa constipé, fa tena TSISY feo avy @ Jesosy maneno mihintsy eee....

Ka dia lasa i RBNIR mamadibadika Baiboly, dia mampiono-tena @ ilay "feon-Jesosy" tantaraina ao.

Nefa ao @ ilay tantara, dia hoe, raha mandeha tsitelotelo, dia eo afovoany i Jesosy. Dia manongila-tsofina ihany i RBNIR, fa eeee... tena TSISY feo avy @ Jesosy maneno mihintsy eee....

Ary dia io mipapapapa mivaralila manao lamentation lavarenibe io i RBNIR.

Ka ahoana: izany tokoany moa izy ao io ry RBNIR ooo ??
25. lahindroy ( 03/02/2017 16:19)
ankoatry ny fitanisana toko sy andiny , aiza ny valin'ireo fanontaniana ?
26. Strong3 ( 09/02/2017 12:37)
hihihi ... miresaka ny te ahalala sy ny tsy te ahalala

Jaona 14 mba vakio kely dia milamina ny resaka .
27. Strong3 ( 09/02/2017 12:47)
« Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra* hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, [*Gr. Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava] » (Jaona 14:16)
« dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa ianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo. » (Jaona 14:17)

KA INONA MOA IZANY NO ANDEHA HANAZAVANAO izany amin'ny olona tsy mino ny fisian' Andriamanitra ??

tsy misy tokony handaniana andro ny amin'izany :) :) :D
28. rhaj0 ( 09/02/2017 13:13)
Ngo dia ataon'i Strong3 fa tsy "hainay" (tsy-mpino) azany ireo resak'i Jaona ireo. Toa zahay tsy-mpino indray azany no mamaky Baiboly sy mamakafaka mihoatra anareo Kristiana, raha ny fahitako azy..

Fa ny fanontaniana dia hoe, "inona azany no renesinao ao", inona no bitsik'i Jesosy aminao irery ao, mba iangaviana anao mba ho tantarainao eee...

Rahefa tsy maha-tantara izay norenesiny tao nareo Kristiana, dia .. averiko ihany ny tombatombako eee :

rhaj0:
Hitako ery i RBNIR (sy Strong3) ao izany, mivavaka mafibe, mikimpy maso mafibe toa constipé, fa tena TSISY feo avy @ Jesosy maneno mihintsy eee....

Ka dia lasa i RBNIR (sy Strong3) mamadibadika Baiboly, dia mampiono-tena @ ilay "feon-Jesosy" tantaraina ao.

Nefa ao @ ilay tantara, dia hoe, raha mandeha tsitelotelo, dia eo afovoany i Jesosy. Dia manongila-tsofina ihany i RBNIR (sy Strong3), fa eeee... tena TSISY feo avy @ Jesosy maneno mihintsy eee....
29. endriny ( 09/02/2017 14:47)
Toa izao no fomba ahenoana ny feon'i Jesosy:
1. Maka toerana mangina sy milamina
2. Akipy moramora ny maso, dia miaina milamina
3. Dia maka sary an-tsaina, lehilahy fotsy lava volo ary manja sy maha te hiaraka amin'ny somotra tsara bango
4. Averina sy araikitra an-tsaina io sary io
5. Banjino ny molony saron'ny volombava fa mibitsika aminao

Fa tsy hay fotsiny hoe firy desibela ilay feo
30. Strong3 ( 10/02/2017 12:51)

rhaj0:

Ngo dia ataon'i Strong3 fa tsy "hainay" (tsy-mpino) azany ireo resak'i Jaona ireo. Toa zahay tsy-mpino indray azany no mamaky Baiboly sy mamakafaka mihoatra anareo Kristiana, raha ny fahitako azy..

Fa ny fanontaniana dia hoe, "inona azany no renesinao ao", inona no bitsik'i Jesosy aminao irery ao, mba iangaviana anao mba ho tantarainao eee...

Rahefa tsy maha-tantara izay norenesiny tao nareo Kristiana, dia .. averiko ihany ny tombatombako eee :

rhaj0:
Hitako ery i RBNIR (sy Strong3) ao izany, mivavaka mafibe, mikimpy maso mafibe toa constipé, fa tena TSISY feo avy @ Jesosy maneno mihintsy eee....

Ka dia lasa i RBNIR (sy Strong3) mamadibadika Baiboly, dia mampiono-tena @ ilay "feon-Jesosy" tantaraina ao.

Nefa ao @ ilay tantara, dia hoe, raha mandeha tsitelotelo, dia eo afovoany i Jesosy. Dia manongila-tsofina ihany i RBNIR (sy Strong3), fa eeee... tena TSISY feo avy @ Jesosy maneno mihintsy eee....

araka io voalazako io dia tsy dia misy tombony be hoe ahoana no tsy maintsy izarana izany amin'ny "tsy mpino"

fa ity misy ohatra:
« Ary, indreo, niseho tamin'ny mpianatra Mosesy sy Elia, niresaka tamin'i Jesosy. » (Matio 17:3)
« Ary rehefa lavo tamin'ny tany izahay rehetra, dia nandre feo nilaza tamiko aho nanao tamin'ny teny Hebreo hoe: Saoly Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy? Zavatra sarotra aminao ny hanipaka ny fanindronana. » (Asan'ny Apostoly 26:14)

raha azavaina tsotra dia hoe :
ny atao hoe mivavaka dia miresaka amin' Andriamanitra; ka OHATRANAO MIRESAKA AMIN'NY ZAKANAO IZANY.

fa ianao tsy mpino makasaritra sy te ahita zavatra super-naturel angamba :) :) hihihih
31. rhaj0 ( 10/02/2017 13:30)
Efa hoe TSY ho ahy (tsy-mpino) ny fanontaniana, fa ho an'izay rehetra mandalo eto.

I Strong3 izany manana traikefa mahare feon'i Jesosy. Ka dia mba zarao hoe, toatoa ny ahoana izany feoNY izany ho'a, ngo dia rahefa rahatrizay mba mahare ho'a ny tegna, dia mba averti fa tsy ho very anaty bruit de fond.

Fa i Strong3 ve moa hitantara eo, satria raha ny marina, dia :
TSISY feon'i Jesosy maneno izany fa ny "feon'ny fieritreretana" anao irery ao no lazainao fa "feon'i Jesosy".
32. endriny ( 11/02/2017 04:31)
tokanjotra nyfson'i Jesosy hono e. Tsy mahare afa tsy izay olona mifanadrify amin'ny vavan'i Jesosy ihany. Ary feo manavakavaka ilay ka na iray zotra amin'ilay olona iantefan'ny feo aza aho dia mivikina fotsiny ilay feo rehefa mandalo eo amiko ka tsy reko mihintsy
33. endriny ( 11/02/2017 04:35)
tokanjotra nyfeon'i Jesosy. Tsy mahare afa tsy izay olona mifanadrify amin'ny vavan'i Jesosy ihany. Ary feo manavakavaka ilay ka na iray zotra amin'ilay olona iantefan'ny feo aza aho dia mivikina fotsiny ilay feo rehefa mandalo eo amiko ka tsy reko mihintsy
34. Strong3 ( 13/02/2017 07:03)

rhaj0:

Efa hoe TSY ho ahy (tsy-mpino) ny fanontaniana, fa ho an'izay rehetra mandalo eto.

I Strong3 izany manana traikefa mahare feon'i Jesosy. Ka dia mba zarao hoe, toatoa ny ahoana izany feoNY izany ho'a, ngo dia rahefa rahatrizay mba mahare ho'a ny tegna, dia mba averti fa tsy ho very anaty bruit de fond.

Fa i Strong3 ve moa hitantara eo, satria raha ny marina, dia :
TSISY feon'i Jesosy maneno izany fa ny "feon'ny fieritreretana" anao irery ao no lazainao fa "feon'i Jesosy".

ka izay no ilazako fa mihidy ny fahatakaranao ilay zavatra lazainay mpino...

efa milaza ao eo ambony fa: "tahaka anao miresaka amin'ny zanakao dia toa izany koa ny miresaka amin'ny tontolo aram-panahy"
Jaona 14 mba vakivakio rehefa manana fotoana ianao
35. rhaj0 ( 13/02/2017 11:49)
DAnz be indray izany ry Strong3 izany : hoe tahaka @ miresaka @ zazakely ny miresaka @ tontolo ara-panahy.. Izaho ve hanakiana an'izany re ry Strong3...

Fa "feon-Jesosy" tantaraina tao anaty Baiboly daholo ireo ao @ Jaona ireo ry Strong3 aa.. Fa ny "feon-Jesosy" renao manokana ao no fanontaniana.

sa rahefa averimbereninao vakiana ireto "feon-Jesosy" tantaraina, dia farany manakoako ao an-tsofinao Strong3 ao?

Dia toa ny ahoana izany ilay "feon-Jesosy" manakoako ao an-tsofinao ao azany e?
- basy sa tenor, firy decibel, feom-bavy sa feon-jaza, miadana sa mikirintona mahery, ets...

Io moa mba tantarao ho'a ny renesinao ao, mba @ izay zahay mba mailo koa raha mahare feo basy na tenor, firy decibel, feom-bavy na feon-jaza, miadana na mikirintona mahery, ets....
36. Strong3 ( 13/02/2017 12:49)

enjana ianao raha hamily resaka ....

raha hiteny za hoe : "tahaka anao miresaka amin'ny vadinao" dia inona indray no fahitanao azy
kkkkkkkk :D :D :D
37. Strong3 ( 13/02/2017 12:52)
tsy afaka omena ny mpaniratsira ny zava-masina

fa izay no afaka ambara aminao:
NY HOE MIVAVAKA DIA MIRESAKA FA TSY MITENY AMIN'NY RIVOTRA. ka izay ho feo ny dia anay mpino manana fifandraisana Aminy izay.
38. rhaj0 ( 13/02/2017 13:21)
Strong3:
tsy afaka omena ny mpaniratsira ny zava-masina

Letia ee.. efa hoe tsy ho ahy (mpaniratsira) ho'a ity fa mba ho an'izay mandalo rehetra eto, indrindra ny ankizy eee...

Strong3:
.. izay ho feo ny dia anay mpino manana fifandraisana Aminy izay.

Tena "mahare feon-Jesosy" izany i Strong3 ee.. Dia tena deraina kosa ianao @ izany. Fa mba tantarao azany ho'a hoe toatoa ny ahoana izany "feo" izany ee.. Letia eee.. efa italahoana koa ry Strong3 izany, fa mbola mamilafila foana..
39. Strong3 ( 14/02/2017 06:09)
Andriamanitra amin'ny maha Tsitoha Azy dia tsy zakan'ny olombelona noforonina mitafy nofo amandra ny fisehoany sy ny fanatrehany.

ny nanomezany an'i Jesosy Kristy ho tonga nofo dia mampiseho ny fahaiza-manao fa afaka mifandray amin'ny olombelona Izy amin'ny fahazakana tandrifin'ny olombelona

ka eto ianao dia misikotra mafy hoe tahatahaka ny ahoana izany?
dia tsotra ohatran'ny dité tsy misy ronono izany ;
GASY AHO DIA MIRESAKA AMIKO AMIN'NY FITENY GASY SY FEO TSOTRA , MANANA LANTOM-PEO ARAKA NY ZAVATRA TIANY AMPITAINA AMIKO IZY

40. endriny ( 14/02/2017 08:02)

Strong3:

Andriamanitra amin'ny maha Tsitoha Azy dia tsy zakan'ny olombelona noforonina mitafy nofo amandra ny fisehoany sy ny fanatrehany.

Diso izany ny Genesisy manao hoe: "Andao isika hanao olombelona mitovy endrika amintsika". Sa ilay karaoseriako fotsiny no nataony mitovy aminy, fa ny ambiny tsy misy itoviana mihintsy. Ka raha tsy misy ra Atra dia maninona aho no nasiany ra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.16