Hira Krismasy tianareo

1. rhaj0 ( 29/11/2016 14:46)
Taon-dasa tsy tsaroana fa ireto no hita parady teto @ serasera..

2014
http://forum.serasera.org/forum/message/m54901932e4356#m5492d8d13b2b2

2015
http://forum.serasera.org/forum/message/m56700e63cd3ca#m5670182eea995


@ ity indray dia inty no mba revireviko..

novalian'i rhaj0 ny 22/12/2016 14:29
2. rhaj0 ( 01/12/2016 15:36)
Inty koa misy iray.. reprise (efa 5 sa 8 taona lasa) fa mbola manja eee..

3. rhaj0 ( 14/12/2016 15:31)
i bob dylan moa izao no malaza, ka dia mila halalalina kely hoe, inona no tian'ny poety lazaina @ ity hira ity.. toa misy double sens (toa ny mahazatra) hono izy izao..

4. rhaj0 ( 22/12/2016 14:29)
Ato indray tena mba miala @ mahazatra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1188