You are here: home > Forum

Fanovana solon'anarana

Lohahevitra : Momba ny serasera.org
Fitohizan'ny hafatra : Fanovana solon'anarana
Valiny : 1
manoa131 - 21/10/2016 17:10
Miarahaba antsika rehetra!

Azo ovaina ve ny solon'anarana serasera.org ?

Misaotra mialoha.
Valio | Miverina eny ambony
hery - 20/11/2016 23:47
Salama

Azafady fa tara vao namaly.

Hatramin'izao dia tsy azo ovaina ny solonanarana eto amin'ny serasera.org

Safidy noraisina hatramin'ny namoronana ny serasera efa 15 taona lasa izay ny hoe ny solonanarana no mibaiko ny fifandraisana rehetra eo amin'ny sites maromaro. Ka raha vao miova ilay izy dia tsy maintsy ovaina koa ny any amin'ny sites hafa izay mampiasa ilay solonanarana. Mampikorontana zavatra betsaka anefa izay.
Valio | Miverina eny ambony