Ny niavinTSIKA Malagasy

1. rhaj0 ( 18/07/2016 16:30)
Tato ho ato dia maromaro ihany ny vokatry ny fikarohana ny @ niavin'ny RazanTSIKA nataon'ny Siantista. Ireo misy santionany tsikaritro:

1- http://www.techno-science.net/?onglet=news&news=15344
les ancêtres des malgaches seraient les Banjar, un peuple qui vit dans le sud-est de l'île de Bornéo.

2. http://now.howstuffworks.com/2016/07/05/australasian-settlers-madagascar-identified-crops
seeds of Austronesian origin from the 8th and 10th centuries CE were concentrated on Madagascar

Efa ela ihany no nanombatombana ny (siantista) maro fa avy any Azia atsimo atsinanana ny razambentsika, fa io izany dia voaporofon'ny (1) ADN-ntsika, ary koa (2) ny zavatra novokarina tao Dago izany.

Ny niavian'ny RazanTSIKA izany dia avy tany Azia Atsimo Atsinanana. Fa mazava ho azy, fa mivezivezy koa ny olona h@ izay nitoeran'ireo Razantsika teto Dago izay, ary dia nifangaro t@ ireo olona nivezivezy ireo ny mponina.
- ohatra ireo Arabo (na koa Jiosy) araka ny notaterin'i Flacourt azy ohatra
- na koa ny Frantsay atsy Sainte-Marie, izay nipetraka tao koa efa ho 500 taona lasa izay (ohatra raha ny tombatombako eto, dia Itpkl Sylla dia malagasy tokoany, fa io hitanao fa toa Frantsay io)


Havoitrako eto @ "fivavahana sy finoana" ity resaka ity, azony be loatra ireo mpandrebireby (sy voarebireby), ka dia tsorina fa MANDAINGA mihintsy rahefa miresaka ny @ "niavian'ny razanTSIKA", ary izany dia noho ny antony finoana/fivavahana maizimaizina, ankoatry ny fanararaotana sy fanambakana ataony vokatr'io fitaka sy lainga ataony io.

Hainao ihany no tiako lazaina:
- Hebreo hono ny gasy eee..
- Jiosy indray manko eee...
- Jentilisa (avy any Moyen-orient) hono, ary taranaky ny foko #13
- satria mantsy, raha izay lojika izay, dia ny Frantsay koa izany afaka manao fitakiana (revendication) fa Frantsay i Madagasikara.
novalian'i rhaj0 ny 20/07/2016 17:12
2. RBNIR ( 19/07/2016 07:42)
rhaj0:

Tato ho ato dia maromaro ihany ny vokatry ny fikarohana ny @ niavin'ny RazanTSIKA nataon'ny Siantista. Ireo misy santionany tsikaritro:

1- http://www.techno-science.net/?onglet=news&news=15344
les ancêtres des malgaches seraient les Banjar, un peuple qui vit dans le sud-est de l'île de Bornéo.

2. http://now.howstuffworks.com/2016/07/05/australasian-settlers-madagascar-identified-crops
seeds of Austronesian origin from the 8th and 10th centuries CE were concentrated on Madagascar

aiza ho aiza amin'ireo izany izao ilay hitan'ingahy flacourt?
3. rhaj0 ( 19/07/2016 10:48)
they did indeed make extraordinary journeys across 4,000 miles of the Indian Ocean during the first millennium AD
Raha ny fahazoako azy:
- Talohan'ny taona 1000 izany no nisosa nisosa efa ho 6000 km ny lakan-jejon'ny Banjar razantsika.
- Ny Arabo/Jiosy izay mpiantsambo dia nivezizezy taorin'izay.
- i Flacourt dia nandalo tany Dago tany @ 1613, raha tsy diso ny fitadidiako. Izay ilay notantarainy ny @ Zafiraminia sy ny hafa izy teo.
- Ny tantsambo frantsay niorina ary niray t@ mponina tao Sainte-Marie taoriana kelin'izay.
- Ny Sinoa sy Karana no nanaraka ny Frantsay t@ fanjanahan-tany, 1900s

Ka ny fahitako azy, dia IMMIGRANT ireo Arabo/Jiosy/Frantsay/Sinoa/Karana ireo, ary niray (metisy) t@ tompon-tany, izay ny ADN-ny dia AVY ANY AZIA ATSIMO ATSINANANA.


Ka dia manontania-tena izany hoe, aiza ho aiza @ ireo ny Hebreo na ny Jentilisa tatsy Moyen-Orient de l'an-zero eee....
4. rhaj0 ( 19/07/2016 22:26)
Ka raha mbola mitsakotsako ao azany ianareo, dia aleo ampiana fa izao hono no ao @ Baiboly eee...

- 6.000 na 10.000 taona lasa hono no niforona ny tontolo manontolo, ka nisy lehilahy iray (Adam) sy vehivavy iray (Eva) (ary bibilava miteny) t@ izany.
- tany @ moins-2358 tany i Noah no navotana t@ safo-drano, ary dia nianga teo, no niparitaka eran-tany ny taranak'izy telo mitsam zanak'i Noah (avy tao @ vallee de Canaan tao angaha izany)
- ary t@ l'an-zero izany, tao Moyen-Orient tao, dia nisy ny hoe Jiosy, ary ny ambiny dia Jentilisa

Dia ahoana..

Raha tohizana @ Banjar razanTSIKA izany, dia hilaza ve ianao, fa ilay hebreo de l'an-moins-900, na koa ilay jentilisa-de-l'an-zero, dia tafavadika hatrany Azia Atsimo Atsinanana tao anatin'ny 200 na 100 taonany fotsiny, dia izay indray vao nivadika tany Dago niaraka t@ lakan-jejony, tonga tao ny taona 800 na 1000???


[size=8](hi hi hi... eo azany fa ndao hiara-hivanitika @ izay eee.. lamako ouh... . [/size]:-)
5. rhaj0 ( 19/07/2016 22:32)
Inty misy fandalinana kajikajy tena lalinabe ny @ fandehan'ny taona, arak'izay voasoratra (dia voasoratra) ao @ GEnesisy, ka nahatonga ny hoe, io taona moins-2358 io, hono, no nitrangan'ny safo-drano
https://answersingenesis.org/bible-timeline/timeline-for-the-flood/

God created everything. Genesis 1–2 0
Adam became the father of Seth at 130. Genesis 5:3 0 + 130 = 130
Seth became the father of Enosh at 105. Genesis 5:6 130 + 105 = 235
Enosh became the father of Kenan at 90. Genesis 5:9 235 + 90 = 325
Cainan became the father of Mahalalel at 70. Genesis 5:12 325 + 70 = 395
Mahalalel became the father of Jared at 65. Genesis 5:15 395 + 65 = 460
Jared became the father of Enoch at 162. Genesis 5:18 460 + 162 = 622
Enoch became the father of Methuselah at 65. Genesis 5:21 622 + 65 = 687
Methuselah became the father of Lamech at 187. Genesis 5:25 687 + 187 = 874
Lamech became the father of Noah at 182. Genesis 5:28 874 + 182 = 1056
The Flood started when Noah was 600. Genesis 7:6 1056 + 600 = 1656

Calculated BC date for creation: 4004


Dia rahefa nataony ny totalibe-ny, dia 4004 + 2016 = 6020 taona izay no nisian'izao tontolo manontolo izao, hozy Genesisy.


[size=8]Alleluia, hosannah, voninahitra lehibe anie ho an'izay mino an'izany[/size] :-)
6. rhaj0 ( 20/07/2016 17:12)
Ka mbola mitsakotsako va re ianareo, sa efa mitsakohina oooo...

Dia jereo @ saina matotra sy tsy miangatra anie ee...

- ao @ Genesisy izany, dia eo @ "6020 taona izay no nisian'izao tontolo manontolo izao".

- Dia nefany, indrisy ry tava-tsosisy, hozy ny fiteny gasy izay, fa rahefa mi-google ianao (ataovy devoara), ka hoe, inona no nitranga tany @ 6000 taona taloha be tany, dia hahita fa ny sinoa koa azany efa tsara kenonkenona atsy Azia. In-1 mandeha aho efa nahita raha t@ ireny fotaon'andro be taloha be ireny teny @ museum.. fa mampivanaka eee...


Ka dia ny voisin-dry BANJAR razanTSIKA izany efa any Azia Atsimo Atsinanana, an-6000 taonany taloha tany, nefany.. i Madame Eva hono vao teraka koa @ io, hozy Genesisy.

Ka tsy mazavabe koa ve izany, fa TSY taranak'i Madame Eva isika mianakavy ee ??? :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1837